kely sisa dia ho tapitra le fe pitaona 3 mois an'i andrywui
1. xxx
(
18/05/2009 12:06)
13:30 - L’agence Reuters révèle que l’Union Africaine (UA) continue de refuser de reconnaître Andry Rajoelina d’après les rapports de la réunion dans la presse officielle d’État libyen. A l’issue des discussions avec le Président de l’UA, le Guide Muammar Kadhafi, ses médias d’Etat citent Rajoelina comme « Andry Rajoelina » ou « l’homme qui s’est autoproclamé à la téte de la haute présidence de transition », poursuivant que le président de l’UA s’en tient au refus du Groupe de contact de reconnaître Rajoelina en tant que président (version anglaise ici)
Kely lesy sisa lesy ry andrywui efa eo ambony seza ejectable tgv an,ny anay mpanohana an'i ra8 dia hoe efa maika izahay ny hifidy an'i dada ny
Kely lesy sisa lesy ry andrywui efa eo ambony seza ejectable tgv an,ny anay mpanohana an'i ra8 dia hoe efa maika izahay ny hifidy an'i dada ny
répondu par xxx le 18/05/2009 14:46
2. xxx
(
18/05/2009 12:09)
ary mba nakaiza ary i andrywui zay e,efa nampinanan-dry zalahy vao naraina tato ve!!! zah mbola tsy nahazo ny anjarako akory klé :-D :-D :-D
3. essera
(
18/05/2009 12:27)
ô ry zalah. Ny union africaine ange tsy afaka mikitika ny fiandrianan'ny malagasy na oviana na oviana e. Ndao raisina am zao indray ilay izy.
Raha tena to teny Ra8 d efa tonga teto ny miaramila afrikana, fa non.
Eux, ils préfèrent fermer la bouche. Ravalo rery sisa mivazavaza miteny rery eraky ny tanana eo. Efa heverin'ny olona fa mamo be ange lery io am zao e.

4. xxx
(
18/05/2009 12:34)
tsy misy mireconnaitre mihitsy ny HAT toy ny zaza tsy misy ray (batard eh),ny zaza legal nefa misy mihahy ihany toy ny communauté international,ny mpamatsy vola sns...
mety aharitra ihany ka sady efa lasa izay ny 15jours promesse ny hat sy arabie saoudite hoe hiena 40% ny PPN ,izahay anefa toa tsy mbola nahita fa vao maika miakatra aza ny vidin'entana eny antsena .
mety aharitra ihany ka sady efa lasa izay ny 15jours promesse ny hat sy arabie saoudite hoe hiena 40% ny PPN ,izahay anefa toa tsy mbola nahita fa vao maika miakatra aza ny vidin'entana eny antsena .
5. essera
(
18/05/2009 12:41)
Antôlanééééééé, reto mpiondana mipitrapitra kely mampalahelo midongy an-kanina, sa malain-komana. Ny adin'le8 ange sisa izao mandainga eraky ny tanàna d lé fikan-jaza kely hoe nodakany a nefa nedala tafitohina.
Tadidio fa i Dada na iorirana havia, na ankavanana na hiakatra na hijotso, tsy tafody tsony. Miandry vasoka eo lisany. Tsy mbola nisy firenena niteny hoe ampodianay ny filohanareo. (sic). Fa efa misy firenena miteny imbetsaka hoe "Chef de la transition malgache".
:-D :-D

6. xxx
(
18/05/2009 12:45)
Ny varin'alatra sisa no hampanantenaina Malagasy tena efa latsaka ambany loatra le toe-tsaina ,potika ny tourismes,ny investisseurs tsy tonga , simba é
asory tao io ry zalahy fa tsy lasa é
asory tao io ry zalahy fa tsy lasa é
7. essera
(
18/05/2009 12:50)
I le8 ange tratran'ny mamerim-bola izao e, efa mi-gôbs be lery am zao am reo société-ny novelomina tamin'ny hetra naloan'lah sy naloako io.
8. xxx
(
18/05/2009 12:50)
marary fo @ tsy misy dikany, ny mpokina anie micomprendre ny HAT sy TGV ary capsat eh,ireo efa matahotra mafy raha vao maheno fotsiny hoe Ravalomanana ,mbola ny premier option no nampiasaina dia mirehaka be,ra8
9. essera
(
18/05/2009 13:48)
xxx7
Raha ho avy Ravalomanana d efa vonona daholo ny kila miandry azy eny Ivato.
Raha mafy be izy d efa ambolana maro izay no tonga matanjaka teto fa izao
Vous avez le droit de garder le silence Mr le président. Lavo ny andrarezina. :-D :-D :-D
Raha ho avy Ravalomanana d efa vonona daholo ny kila miandry azy eny Ivato.
Raha mafy be izy d efa ambolana maro izay no tonga matanjaka teto fa izao
Marc Ravalomanana tao am RFI:
Tout d’abord [size=13px]je pense que la communauté internationale devrait faire son possible[/size] pour établir l’Etat de droit à Madagascar.
Vous avez le droit de garder le silence Mr le président. Lavo ny andrarezina. :-D :-D :-D
10. xxx
(
18/05/2009 13:51)
Zao marina le kofa tsy mahalala afa tsy ivato ,vato no solon'ny ati-dohany tsy mahay dinika,mampalahelo enao essera a,@ fo tsy miangatra
11. essera
(
18/05/2009 14:28)
Elah le miafina be io no mapalaelo ka. Tsy sah manapotra tareh mits razok fa d ao anatin'ny xxx ao fôôôôôôôôôôna mandraparivan'ny andro. Efa mihamaizina les zao fa mipotra am zay. Ts zakan'lah le kôzy atsipiko d mod manao ramapalaelo kely eo elah. tandremo sao mivadika ramanavy farany.
Le 3 mois anay mbakan'ny Hery ange efa ts mpoitra tson lery fa lazain'ny ao am tananany foana wé nandeha nivoaka any. Raha tsy izany dia hoe : "Tsy ao hono izy" :lol: :lol:
Le 3 mois anay mbakan'ny Hery ange efa ts mpoitra tson lery fa lazain'ny ao am tananany foana wé nandeha nivoaka any. Raha tsy izany dia hoe : "Tsy ao hono izy" :lol: :lol:
13. Oay
(
18/05/2009 14:35)
essera:
Elah le miafina be io no mapalaelo ka. Tsy sah manapotra tareh mits razok fa d ao anatin'ny xxx ao fôôôôôôôôôôna mandraparivan'ny andro. Efa mihamaizina les zao fa mipotra am zay.
AOKA LES ry ESSERA a! fa heverin'elah fa inn i XXX no asain'elah mivoak'alina klé sao d mba tsy mety les marian é!
14. xxx
(
18/05/2009 14:41)
le oay hoa no misaina indrindra @ reo telo lahy reo é,i essera zany de tsy any mintsy
16. essera
(
18/05/2009 14:42)
Hitan lah raOay, le very seza rehetra le midelira be am resaka fandoroana etc etc io. Rehefa hariva zao ry zalah d manatitra ny vadiny sisa asainy miasa... Kôpy elah ??? Efa ritra ny fatsakan'i Dada knou.
17. xxx
(
18/05/2009 14:46)
Berthine ve zany ry essera??
Aiza e!! Vadinareo ve de ho alefa eny
Ahoana aloha le izy sao azo hifanarahana ihany
Aiza e!! Vadinareo ve de ho alefa eny
Ahoana aloha le izy sao azo hifanarahana ihany