Rongony: 2 options hoy levalo: Négociation sy Ady an-trano
1. kidoropamba
(
18/05/2009 09:48)
Manonofy ve ity levalo ity sa ilay rongony hifohany isa-maraina io no mahatonga azy midain-daina tahaka izao?
Raha nanome Interview tao @ Al jazzira moa lery (hita ao @ madagascar tribune: http://www.madagascar-tribune.com/Il-y-a-deux-options,11947.html
) gaga sy talanjona nahita an'i levalo tena reraky ny setrok'afo.
Mbola mihevitra an'i lery ho rôla foana lery. Io ilay "fanafosy manasitrana nolazain'ny dokoterany azy": Misakafo tsara ny nofinofiny.
Tsy fantatry lery akory izay lazainy:
- Milaza izy fa tsy maintsy ho tafaverina satria tiam-bahoaka
- Kanefa MILAZA koa izy FA NATAHOTRA NY MPOMBA AZY ka NAHATONGA NY FANDOSIRANY.
Ka hoy izahay badobado izay hoe: Raha teo @ fitondrana ianao NO NATAHOTRA NY MPOMBA ANAO, ka VAO MAINKA ahoana (lojika avy aiza) no TSY AMPATAHOTRA AZY rehefa very ny fitondranao? ?
Raha mijery tsarany masony kosa isika (hita @ video) dia toa bandy mamon-drongony lava ity Ravalo ity. Iza no mampifoka rongony an'i lery? Ny vadiny ve? Sa ny kaoseillé-any?
Izao kosa aloha ary efa nolazaiko teto foana lery: Raha tsy tafaverina an-tanindrazany Ravalo dia HAJEDAK'IREO MAFIA NANOME VOLA SY FIARAMANIDINA azy. Ka aleon'ny lery mody toy izay HAJEDAK'IRETO MAFIA mpanondrana RONGONY eran-tany Any antanindrazan'ny olona hafa any.
Tratry ny RONGONY dia hitan'ny lery @ pokona eo Ambohijatovo daholo ny Malagasy iray manontolo.
Tena lasa mitapy lery e.

répondu par xxx le 18/05/2009 20:02
2. mihitsy
(
18/05/2009 10:12)
kidoropamba:
[Tena lasa mitapy lery e. ]
psy mihitsy no efa nnilaza fa tsy tena norma tsara ntsony ny sain'lery§
koa asakasak'ze nandra mbola miandry azy sy ze mbola hanakorontana ny fiainan'ny mpiray tanindrazana aminy
4. xxx
(
18/05/2009 11:22)
Tratry ny RONGONY dia hitan'ny lery @ pokona eo Ambohijatovo daholo ny Malagasy iray manontolo.:-D :-D :-D
tratran'ny fanovamaso lery :-D :-D :-D
5. xxx
(
18/05/2009 11:36)
misy miteny rery ndray ato zany klé, tena mitapy ,nifoka kidoro,efa kobo mitapy daholo le tgvendrana ,kidoro,andrywui,essera,bazilou
i oay ihany no mba hendry =)) =)) =))
i oay ihany no mba hendry =)) =)) =))
6. essera
(
18/05/2009 12:37)
Ny zavatra tena sûr fa misy am zao d mandany ny azo ra8. Ny compte any am firenena hafa rehetra iny no anaovany vacances fa ny eto an-toerana aloha efa NO-DEBLOQUER-NA mba ahazoana MAKA AN'ILAY DOMY TAPANY NANDOA ERANY. Mba hendry ihany fa gaigy ity a.
7. xxx
(
18/05/2009 12:47)
mbola tsy tonga foana ve ny saoudi zao e,mandry fotsy isan'andro zay é, aiza ihany ty kobaka am-bava ty ry Andry ,tena fahananareo ronono an-tavy zay fa ampy zay niaretanay zay!!! :twisted: :twisted: :twisted:
8. kidoropamba
(
18/05/2009 15:59)
Bala roran-dravalo moa hampitahotra iza? hin!hin!hin!hin!hin!
Tena mandany ireny halatra nataony ireny marina io dadan'ny koto io.
Satrobory indray tendrena ministra e.
Maherihery be izay io rongony ao Afrika atsimo sy ao swaziland io ko.
Inona indray no teneniny raham-pitso? Omeo sehatra matetitetika io Levalo dadanareo io fa tena milay be ilay resany e. Izahay samy mirevy bozaka dia miady resaka tsara.
In-telo nanao Interview lery dia NAZAVA SAHADY FA:
- Tsy nisy nanery am-basy akory lery fa naheno FEOM-BASY(tao antsainy tao) KA RAIKI-TAHOTRA KA VAKY NANDOSITRA.
- Misy Avion foana miaodiaody avy ao Iavoloha (Atsirabe) mandeha any Afrika atsimo (Niseho ilay fomba fanondranan'ingahy rongony sy harem-pirenena antsokosoko) t@ izy teo amin'ny fitondrana.
- Fa vonona ny HAMONO MALAGASY FOANA IZY (2ème option) satria ilaina mafy dia mafy io SEZANY very io.
Avereno kely indray mandeha ilay Interview e.
Io no vokany raha mpifoka bozaka no omena fitenenana.

9. xxx
(
18/05/2009 20:02)
Olom-pahendena izy matoa niala teo tsy nisy rà nandriaka ,na dia vonona ny hitady seza @ fomba rehetra ary ty Andry ,hotran'ny boka hanambady ty
Resaka bozaka zany ve sisa no mba adi-hevitra ataon'i kidoro ,latsaka ambany be le niveau :idea: :idea: