Pastera Mailhol
1. xxx
(
18/05/2009 09:46)
Varina mifandaboka ny malagasy, TGV manadaboka any Ra8, dia mihevitra fa ho filoha maharitra eo.
Araka ny faminaniana dia i Pastera Mailhol no ho lasa filoha. Araho tsara ny faminaniana nataony fa nitombina daholo, nanomboka hatr@ naharava ny mandany Jerico t@ 91 ka hatr@ izao.
Dia mazoto mitolona ato daholo fa lery miandry fotoana fotsiny e!!!!

répondu par xxx le 19/05/2009 09:29
2. xxx
(
18/05/2009 11:19)
Io @ 2013 soit debut de carriere de Mailhol soit fin de sa carriere
eo isika mahita izy,
rah lasa filou izy, na izaho aza hivadika Apokalipsy sinon, mpaminany sandoka izy, hiala ao aminy na ireo ondrikeliny ao ireo aza
eo isika mahita izy,
rah lasa filou izy, na izaho aza hivadika Apokalipsy sinon, mpaminany sandoka izy, hiala ao aminy na ireo ondrikeliny ao ireo aza
4. xxx
(
18/05/2009 12:05)
andry no président par hasard ha ha ha ,de connard ,marina lesy zany ry lejoba hely
5. xxx
(
19/05/2009 09:29)
xxx : ka tena toa mitombona nge le hoe président par hasard e! Tele viva no nangatahina hosokafana dia tonga de notohizana tsianjery hoe mitaky liberté d'expression ... dia notohizana hoe izaho no président par hasard de i Ndefo ny Pm par hasard.
Par hasard daholo tokoa e!
Par hasard daholo tokoa e!