TIM Allemagne

1. naritsimba ( 18/05/2009 06:48)
Asa raha mba nisy naheno ny resaka nataon'ilay Dr Rakotomalala Nirina, filohan'ny TIM any Alemaina ianareo t@ Radio, izany no tena hoe naboridany tanteraka Ingahy Ravalomanana, ary notantarainy daholo ny halatra nataon'ireo olona niara-niasa taminy sy ny nataony, dia sanatria ve olon-dehibe ôtran'reny no handainga sy hivadika @ Ravalomanana? mba menatra ihany raha dia hatramin'ny fanomezana nomeny maimaim-poana no namoahan'ny sasany vola.
Mampalahelo, voatonona tao ry Donat Andriamahefaparany, sy reo olona tao @ fitondrana avy any Alemaina.
Tohano ihany r'izalahy ravalomanana na dia efa manitsaka an-tampon-doha anareo aza ah!
répondu par xxx le 18/05/2009 11:04
2. Noue ( 18/05/2009 06:56)
alefaso eto zany mba iaharaha-mahita eee ! azo atao tsara anie ny fampangana isankarazany fa porofohy aloha ny zavatra lazaina dia iaraha-mahita eee
3. andrywui ( 18/05/2009 07:21)
Merci naritsimba a!: aleo hivoaka ny marina e ! afabaraka i dada ry noue a !! i naritsimba kouuuuuu ! de innn no hevitra ry noue fa mivoaka daholo zan lamba malototsika zany ??
4. naritsimba ( 18/05/2009 07:36)
Noue> aleo alaiko raha mety, fa zany hoe azo atao ange ny manontany an'io Rangahy io eh, raha diso ny lazainy afaka mamaly ange le olona votonontonona e
5. andrywui ( 18/05/2009 07:38)
Noue efa nitsoaka kou !!
6. xxx ( 18/05/2009 11:04)
Nirinabe ry zalahay fantako tsara a, ary lery tsy vao zao no nanana halahelo t@ TIM io fa efa taloha ,ny tena tsy zakan-dry zalahy tao dia t@ i Madagaskara nitodi-doha tany japon fa tsy Allemagne, teo le niandohan'io alahelo io,dia zao mbola mamoroana io ndray lery ,sady bandy maolava manao resa toaka iny bandy iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602