Hita ihany Atoa Ravalomanana ary ho avy tsy ho ela
1. milamm
(
18/05/2009 02:16)
Izy ihany no mbola filoha voafidimbahoaka ary ekeny vondrom-pirenena eran-tany na eropeana na afrikana na ny bekintana ho filohany M.Kara,tsoaka avy @ valan-dresaka nataony farany ity nentiko eto ity izay avy @ fampielezam-baovao tsy miankina ary tsy manana firehana manokana toy ny AFP dia ny RFI
http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp
Koa dia mahereza daholo ry malagasy rehetra fa hiafara @ dinika mbony latabatra izy ity ary efa azonareo antsaina @ izay angamba ny antony mahatonga ny SADC sy ny miaramilany ary ireo solotenany firenena maromaro ho avy tsy ho ela ao amintsika satria izay no antsoina hoe fanjakam-bahoaka fa tsy amboletra toa andry ratsy iraka sy pierrot ary i andry saribakoliny

répondu par xxx le 18/05/2009 23:19
2. milamm
(
18/05/2009 02:20)
Ao Afrika atsimo i ngahy lehibe fa tsy lavitra e,ary mahafinaritra fa tsy manadino ny vahoakany :D
3. rakaroka
(
18/05/2009 04:46)
1) Hafakely aloha izany hoe "mbola filoha" 'nefa tsy am-perin'asa :roll: fa
am-pandosirana e :wink: . mazava be hoe tsy ao aminy intsony izany ny
"Fahefana".
2) Ary nisy fotoana anie izy nilokaloka fa na hiara-maty @ vahoaka aza dia tsy handao azy,'zao 'reo niankin-doha taminy rehetra toa mangaina izany ,kopy ihany aho raha midradradradra andro @ alina ny hoe "aiza ihany aza i dada rizareo", koa fivelomany io koa!
3) Afrique du Sud izany no manana fifandraisana aminy , afaka mandray azy!
Raha eo @ commuté International aloha , toa manan-danja ihany ny Occidentaux, sy ny Asiatique e, Etats-Unis, France, Chine, sns!...
Ka raha ny marina na t@ izy teo @ fitondrana aza tsy dia "tsara diplomasia" t@ ireny tany ireny izy. Donk 'za mino fa na tsy revin'ireny firenena ireny aza i Andry , zaran-drizareo koa nisy azy mba hiodinan'ny tantara!
4) Marina ny voalazany eto hoe "mety ny mitsoaka mijanona any ivelany satria "tsy azo antoka na ny sécurité-ny, ary ampoizina mihitsy ny "guerre civile" . Noho izany "FAHENDRENA" amiko ny "TSY MIVERINA MIHITSY" aloha
Ra-8

4. Noue
(
18/05/2009 07:03)
na tian'i rakaroka na tsy tian'i rakaroko dia Ravalomanana no filoha voafidim-bahoaka !!!
5. xxx
(
18/05/2009 07:28)
misy miaramilan'ny Capsat 200lahy lasa any afrique du sud zao hikaroka andravalomanana ,vaovao vao zao ao amin'ny Rfi zany
6. xxx
(
18/05/2009 07:47)
Na tian'i Noue na tsia dia i Ing. Andry no prezida zao. Izà no mandidy sy manapaka izao??? Izà???
Aiza i Marc zany zao??? nampanantena tsy misy ny mpiara-dia taminy dia avy eo nitsoaka ohatry ny valavo (ny tenany ihany kay no fantany). Dia izao indray hiverina hony fa te hahazo seza nefa efa fantany tsara fa hiteraka ady an-trano izany. Mpisoloky sy mpamono olona iny lesabotsy iny.

7. KALACK
(
18/05/2009 08:08)
Naritsimba a ! an an an ! avelao i dada hiditra moramora eo fa aza kotabaina fa aleo andrasana , isika kou anie miandry azy e! atao otran Razily kou i dada , ampisotroina pp izy , ka aza kotabaina fa aleo ho avy izy eeee !! entina ery soanierana ambony ery hatao ankety eny i dada ! ha ha ha
8. essera
(
18/05/2009 09:00)
na tian'i rakaroka na tsy tian'i rakaroko dia Ravalomanana no filoha voafidim-bahoaka !!!
Noue a !!!!
na tian'i rakaroka na tsy tian'i rakaroko dia Ravalomanana no filoha voafidim-bahoaka HAJANONA.
9. mihitsy
(
18/05/2009 09:57)
Noue:
[na tian'i rakaroka na tsy tian'i rakaroko dia Ravalomanana no filoha voafidim-bahoaka !!! ]
fa sao heverinao ho kilalaon-jaza ary izy ity ka hoe omeko ny miaramila ny fahefana de hoe mbola ahy foana?
10. milamm
(
18/05/2009 10:53)
ho anreo tsy mandinika tsara na juriste iza na iza hanotanianareo dia ampidiro ao anaty saina ny famindram-pahefana tsy midika fa nanala ny toerana maha-filoha an'Atoa Ravalomanana(na antony ara-pahasalamana izany na hafa koa... tsy ilaina ady hevitra ngamba ny @ izay),ary ny hoe hisambotra na hamono azy tsy azo saintsainina akory fa tsy ireo CAPSAT akoryno hahasakana izany @ ity indray mitoraka ity,fotoana fohy fotsiny dia iaraha-mahita eo fa firenena goavana no miara--miaro ny fiverenany eo fa tsy afrika atsimo ihany akory,io no antony nandehanany Andry any lybie hitady fanohanana @ Kadhafi fa mangozohozo ny toerany HAT @ izao fotoana
11. xxx
(
18/05/2009 13:17)
Ny zavatra rehefa omena ka tsy mandray ilay nomena de an'iza? tsy an'ny tompony ihany va iny?
Enao ary ve milaza fa tsy mila ka tsy mandray de inn no omenao ny hafa eo?
Mba misaina fa tsss....

12. milamm
(
18/05/2009 16:35)
efa io ambony io ny valiny ry xxx fa hay kay misy tsy mahay mamaky teny nefa mahay manoratra koa ato :D ,oay saika adinoko ny efa hitako izao dia mahay miteny fa tsy mahay misaina
13. milamm
(
18/05/2009 16:54)
Rakaroka,
1.efa voavaly etsy ambony io
2.ny toerana misy azy dia mandefitra manana ny rariny ,misy fitenindrazatsika milaza hoe raha ho faty aho matesa rahavana,namindra fehefana amimpahendrena izy ary mbola sokajiny firenena rehetra hafa ho filoha voafidim-bahoaka porof? nahoana no tsy mandeha ny machine administrative-ny HAT sy ny fikatsoany fanampiana any ivelny
3.fifandraisantsika any ivelany dia nihaniitatra noho i Atoa ravalomanana ao ny millenuim account,Agoa member,sadc,china,germany,United kingdomsns...see
Mdg foreign relation
4.tsy adala akory izy ka hiverina hitno tena toy ny valala ,na dia tsy nivoaka t@ ecole de guerre toy ilay iraika lahy aza izy dia mahalala tsara ny atao hoe
:D

14. rakaroka
(
18/05/2009 18:12)
[quote=milamm]
Hoe filoha "hajanona"(tsy amperin'asa?)? 'za aloha tsa hary nahita hoe filoha" 'ndeha hisitrika hiery any @ firenena hafa noho ny tahotra dia hihahaka eo ny firenena e 8O 8O :roll: 'zay efa tsy tao ambany elany hatrizay anie vita ihany ny fiainana fa ireo zanany zatra "dépendant" taminy no tokony hodiany malaky, satria tsy misy sakafo ny zaza raha tsy eo i dada!
2.
Ary betsaka koa ny nandefitra noho ny nataony, ny manana ny rariny sy tsia moa, toa andrn'ny fotoam-pitsarana izao, ka tsy anjarako lé hitsara azy angamba!
Ny machine admnistrative dia "budgetn'ny aty ivelany sy ny fanjakana malagasy no miantoka izany fa tsy Ra-8!
Tsy mandeha ilay izy tsy noho i Ra-8 loatra fa noho ny "situation général"n'ny firenena malagasy ankehitriny! déjà i Hasina "affaire Etrangère" tsy ao anatin'ny françafrique, tsy nanao droit, ni droit international, donc quelconque ho an'ny mpandraharaha efa nahazatra!...no miandry ny fihaonam-be hametrahana @ laoniny ny zava-drehetra!
3
Aoka hazava ny politique bilatéral des affaires, izay tsy mipaka niveau national matetika fa "intérét des entrepreneur ihany! Raha toa tena nahafeny ny politique "exterieur" na toa an'i Deba ftsn aza Ra-8 tsy ho nijaly tahaka izao nangataka "asile"! 8O 8O 8O
4.
Bien sur tsy adala mihitsy izy fa ireto zanany manesika azy hody no "NONDRANONDRANANA!":{ :{ :{ :{ :{ :^) :^) 8O 8O

ny toerana misy azy dia mandefitra manana ny rariny
Ary betsaka koa ny nandefitra noho ny nataony, ny manana ny rariny sy tsia moa, toa andrn'ny fotoam-pitsarana izao, ka tsy anjarako lé hitsara azy angamba!
nahoana no tsy mandeha ny machine administrative-ny HAT sy ny fikatsoany fanampiana any ivelny
Ny machine admnistrative dia "budgetn'ny aty ivelany sy ny fanjakana malagasy no miantoka izany fa tsy Ra-8!
Tsy mandeha ilay izy tsy noho i Ra-8 loatra fa noho ny "situation général"n'ny firenena malagasy ankehitriny! déjà i Hasina "affaire Etrangère" tsy ao anatin'ny françafrique, tsy nanao droit, ni droit international, donc quelconque ho an'ny mpandraharaha efa nahazatra!...no miandry ny fihaonam-be hametrahana @ laoniny ny zava-drehetra!
3
.fifandraisantsika any ivelany dia nihaniitatra noho i Atoa ravalomanana ao ny millenuim account,Agoa member,sadc,china,germany,United kingdomsns...see
Mdg foreign relation
Aoka hazava ny politique bilatéral des affaires, izay tsy mipaka niveau national matetika fa "intérét des entrepreneur ihany! Raha toa tena nahafeny ny politique "exterieur" na toa an'i Deba ftsn aza Ra-8 tsy ho nijaly tahaka izao nangataka "asile"! 8O 8O 8O
4.
tsy adala akory izy ka hiverina hitno tena toy ny valala ,na dia tsy nivoaka t@ ecole de guerre toy ilay iraika lahy aza izy dia mahalala tsara ny atao hoe
:D
Bien sur tsy adala mihitsy izy fa ireto zanany manesika azy hody no "NONDRANONDRANANA!":{ :{ :{ :{ :{ :^) :^) 8O 8O
15. Noue
(
18/05/2009 18:18)
"rakaroka":tsy hitako mahintsiny oe inona no blèm-n'i rakaroka raha hiverina any M/car Ravalomanana eee! ALEO NY VAHOAKA NO HIFIDY dia ho hita eo oe iza no LANIM-BAHOAKA !!!
Bien sur tsy adala mihitsy izy fa ireto zanany manesika azy hody no "NONDRANONDRANANA!"
16. rakaroka
(
18/05/2009 19:41)
Noue:
"rakaroka":tsy hitako mahintsiny oe inona no blèm-n'i rakaroka raha hiverina any M/car Ravalomanana eee! ALEO NY VAHOAKA NO HIFIDY dia ho hita eo oe iza no LANIM-BAHOAKA !!!
Bien sur tsy adala mihitsy izy fa ireto zanany manesika azy hody no "NONDRANONDRANANA!"
Hoy Milamm
4.tsy adala akory izy ka hiverina hitno tena toy ny valala ,na dia tsy nivoaka t@ ecole de guerre toy ilay iraika lahy aza izy dia mahalala tsara ny atao hoe
Ka sady "blem"-ny anie lé izy, no tsapan'ny hafa toa izao koa ny lojique de chose .
Ny "blem"-ko am fiverenany wa dia efa voalazako t@ dinika teto hoe "mety hiteraka "guerre civil izany!" ka 'za tsy mankasitraka izany, rahateo mbola fitsimbinana y ainy koa. Fa sinonsi "convaincu" 'nreo hoe tokony hiverina izy;
dia "'ndeso malaky aza fa sasa-miandry ny kilonga e sy ny mpitazana e, dia mba lazao mazava ny date sy fotoana précis mbo hitsenana azy eny Ivato fa tsy ampiesonina ftsn ny pokona hoe "iny ô dada ô 'tondra mofo ô!"; nefa tsy hita akory 'ze eo :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O
17. xxx
(
18/05/2009 20:40)
Diso be enao rakaroka ,ny olona rehetra zao nihevitra fa gera be ny teny Iavoloha fa hitifitra ny miaramila dia be ny ho faty aiza akory teo ,ny olona misy fahendrena dia mi-passer avant tout ny raison d'état,ary aza pessimiste be zany fa efa voalamina daholo zany é
18. rakaroka
(
18/05/2009 20:55)
xxx:
Diso be enao rakaroka ,ny olona rehetra zao nihevitra fa gera be ny teny Iavoloha fa hitifitra ny miaramila dia be ny ho faty aiza akory teo ,ny olona misy fahendrena dia mi-passer avant tout ny raison d'état,ary aza pessimiste be zany fa efa voalamina daholo zany é
'za aloha tsy "pessimiste" fa plutôt "réaliste" tsy hanofisana mitsangana e,
Fa heverinao lojika ve izany "filoha" mihantona toa izao e :roll: :?: 8O 8O
8O
Raha atao 'zao hoe masoivoho vahiny aho, mila dinika aminy, izy tsy hita, dia heverinao fa lojika 'zany ny fandehanan'ny fifampiraharahana hiandry azy "absent" :?: :roll: 8O . Réalité anie no lazaiko fa tsy nofinofy sy fampanantenana (poak'aty satria tsy to akory!) tahaka ny filazanareo, ianareo no manantena fa ny hafa miatrika ny zava-misy!, ka aza terena hitovy fijery, raha hiandrandra ny fiverenany ny vahiny n'iza n'iza tsy ho ampy ny filaza fa ho avy izy , mila précisé-na hoe ""rahoviana?"...tsy hisawal ftsn ny pokona mitady sy miandry 'zay mety ilana azy!
19. milamm
(
18/05/2009 22:46)
rakaroka,
2.ivereno kely ny atao hoe legalite ny toerany Ravalomanana @ maha chef supreme @ magistrature azy @ etat de droit fa misy lanjany eo anatrehany firenena rehetra any ivelany ,antony lehibe izay tsy anekeny izy ireo fanampiana ary anamelohany ny fanonganampanjakana nataony HAT
-Tsy ny orientation politique-ny Ravalomanana @ relation internationale mihitsy aoka hazava no nahavoatsoaka azy teo fa fantatrao tsara fa putsh miankina aman'aina nomaniny pierrot sy deba efa ela izay
farany ny rahoviana dia efa nolazainy fa tsy ho ela intsony ka mahandrasa fa ny Andriamanitra tsy andriny hafa andrinay eto ihany

20. xxx
(
18/05/2009 23:19)
rakaroka io ngamba manana havana ao @ capsat ao fa manohana an-jambany an'i Andry foana no ataony raharaha isan'andro