Ny Hasina ANDRIAMANJATO HO FILOHA

1. xxx ( 17/05/2009 21:03)
mety hotsara raha bandy scientifique sy tena mba teknisianina hoatra an'ity no lasa filoha, sady mahalala clé maro io satria efa taranaka mpanao politika ka efa ao min'ny rany mihitsy ireo karazana fikafika tokony hialana.
répondu par xxx le 18/05/2009 15:16
2. xxx ( 17/05/2009 21:29)
poizina be io ,fa aza asiana resaka
3. bazylou ( 17/05/2009 23:11)
miteny irery anie ianreo izany ry xxx ee
4. xxx ( 17/05/2009 23:34)
xxx=bazily

miteny irery anie zah izany ee

5. KALACK ( 18/05/2009 08:30)
aiza kou bazylou ze miteny anzany eo ry lety
xxx=bazily


Voalaza teo :
miteny irery anie zah izany ee
6. ravatorano ( 18/05/2009 08:58)
taranaka mpanao politika ?
innn ary no vitan izy ireo teto amin'ny firenena hatramin izay nitondrany izay ?
raha maire teto tanà nandritry ny ampolotaonany maro ny rainy inona no tena zavatra nisongadina vitany ? nandimby azy ireo maire akfm reefa lasa csr izy inona no nitranga ?
raha niditra tao ami'ny fitondrana ilay zanany nisy toikoa ny finiavana nanao zavatra ary hita ho nahomby koakoa ilay tekinisianina vaop politisianina saingy reefa tena niditra tamin 'ilay politika politisianina koa ilay zanany dia saika nanaraka ambamin'ny ainy satria nalaza fa nisy nanampoizina izy !
za manokana mbola miandry programa'asa mazava vao hitarika olona hifidy na fampifidy olona amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena
7. xxx ( 18/05/2009 09:41)
Raha Ny Hasina dia tsyhaiko izay miracle mon ami aloha e, fa ny miezaka manova ny mainty ho fotsy toy ny firesaky ny dadany no ezahany atao zao e! ze any aorina no tsy haiko.
8. xxx ( 18/05/2009 10:19)
Rehefa tsy hety ny hatao dia mivadika toy ny tanalahy iny, jereo tsara, nahazo vahana tsara izy t@ Ratsiraka niverina teo @ fitondrana, avy teo niala Ratsiraka, voalaza fa i Deba ndray no nanapoizina azy, Loza koa zany kle !!!
9. rakaroka ( 18/05/2009 14:45)
Ny tsapako dia "hadisoana GOAVANA" mitarika ny "non reconnaissancen'ny firenena aty ivelany" ny "fanendrena azy ho minisitry ny Affaire etrangère" izao, karazan'ny te hibodo toerana sy fiantsampian'ny namanamana hiamikamina aty ivelany no fijeriko azy. Ary tsapa fa tsy maha-araka ny politika étrangère ny ekipan-dry Andry eto, satria eo ny françafrique, ary na tsy izany ny fifandraisana @ Be kintana koa aza efa niroborobo!
I France nanampy be an'i Dago, USA koa, ary tsa hain-drizareo ny fisian'ny "main mise!" . Heu....mba mila jerena anie ny CV 'ndrindra fa raha poste mifandraika @ aty ivelany satria reto vozongo dia "mihevitra izany!",
i Obama tsy hoe nohindraindraina fahatany fa ao ny fianarana ambony nataony! Rizareo eto Frantsa , avec ses raisonnements Descartes misaina
mampifandray ny "poste" araka ny "formation" natao. Tadidiko fa nisy
ambassadeur notendren'i Ra-8 teo aloha , tsy neken-drizareo satria tsy mifanaraka @ mety @ rizareo, ary lojika sy normal lé izy satria rizareo no hi-paie ilay olona!

Sa hoe tsy tena développé ny fifandraisana @ Soviety dia any indray no "andrandraina"?...
10. xxx ( 18/05/2009 15:16)
Tsy tafa io e, tsy pointureny mintsy zany fa aza manonofy Hasina zany nareo ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549