Pour Ra8 l'espoir fait vivre les imbéciles

1. bazylou ( 17/05/2009 08:17)
Combien de fois Ra8 réve de rentrer à Mada... donc l'espoir fait vivre les imbéciles. :-D :-D :-D :-D
répondu par xxx le 17/05/2009 20:47
2. bazylou ( 17/05/2009 08:19)
Tena sahy mandainga mihitsy ity atao hoe Ra8. Ingahy Niels Marquardt aza niteny ampahibemaso fa izy vavolombelona fa tsy nisy nanery azy izany na nanambana basy azy izany tao Iavoloha fa angamba ny conscience-ny no nanery azy mba tsy hilazany indray hoe ireo Ambassadeur tao indray no nanery azy. Rehefa avy eo dia ny solontenan’ny ONU no nitondra ilay lettre de transfert de pouvoir au directoire militaire (Ordonnance 2009/001) ary mbola ingahy Dramé (ONU) ihany no namaky izany teny Antanimena ka ahoana no mbola mihatsara ivelatsihy any @ RFI ihany ? Momba le hoe hiverina eto M/car afaka herinandro vitsy dia efa ela no nahenoana an’izany, efa nisy aza indray sabotsy nilazana fa hoavy izy ka aza mampanantena an’zany ny mpomba anao fa lasa manakivy ny olona miandry vasoka eo. Matoa tsy sahy miverina eto dia ao ny tsy fahatokisantena.

Si Mr Ravalomanana a encore un petit brun d’amour envers les Malgaches, il ne doit plus insister à revenir. La donne a changé et il ne récolte que ce qu’il a semé. Parmis les manifestants soit disant légalistes, il y a des vrais patriotes mais une vraie question se pose :" La Légalité, qu’en avez- vous fait quand vous étiez au pouvoir ?" . Soyons honnétes envers vous- mémes car en tant que bon Malgache, il y a un proverbe célèbre : NY TODY TSY MISY FA NY HATAO NO MIVERINA. MISAOTRA TOMPOKO.

:-D :-D
3. ravalotgv ( 17/05/2009 08:52)
ary tena kozy ve zany ry bazylou fa vendrana ny gasy aaa sa imbecile mitriny


sniff
tcroufff


:^) :/ :^) :^) :^) :^) :^) :^)
kay moa bazylou koa gasy
4. xxx ( 17/05/2009 09:35)
bazilou=ravalotgv ny politika lesy tsy maintsy mandainga a ,angaha izy ity any ampiangonana,mila mahay mandainga raha te ho politicien mahay ,mila mahay communication aussi fa tsy ohatran'i tgv
5. ravalotgv ( 17/05/2009 09:43)
mihinana ta y de mihinana ny gasy mihinana aman de mihinana ny gasy zany zany izy io

soa ihany za fa tsy gasy fa mahay teny gasy

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. locl ( 17/05/2009 15:35)
bazylou IMBECILE, f'angaha rehefa tsy eo no ho eo dia lazaina fa mandainga
7. andrywui ( 17/05/2009 18:58)
Pour Ra8 l'espoir fait vivre les imbéciles
Combien de fois Ra8 réve de rentrer à Mada... donc l'espoir fait vivre les imbéciles.



ha ha ha ha
8. xxx ( 17/05/2009 20:47)
bazily mba eo ihany fa andrywui no tena kondrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07