Tonga ny miaramila SADC
1. salopard
(
16/05/2009 15:13)
- Niady mivady Ravalo sy lalao;
- vokany: lasan'ny lalao ny titre ny lohampianakaviana
-Tonga ny miaramilan'ny SADC manana basy LAVA sy Missile MATANJAKA, vonona ny hitifitra ny cible
-natahotra i Lalao, naverina ho chef de famille Ravalomanana
Ouf ouf, ouf, saika ratsy iny...
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy skunk, na jing loo na chocolat any ry noue , sy yuka ary mirana malala a!
sniff....sniff...
tchouf....tchouff...tchouff...
ny aty aminay dia couvre fe foana, fe efa maromaro izay no no-couvre-ko, tsy mila SADC izany izahay, basy samy manana, halava samy manana , ny bikany no tsy mitovy e(mainty, fotsy, mena, mifaingoka, mahitsy, col roulé, col....

répondu par benkintana le 17/05/2009 00:45
2. Noue
(
16/05/2009 15:36)
salopard:tandremo fotsiny aza ny gripan-kisoa zay vao hitaraina eto indray avy eo
ny aty aminay dia couvre fe foana, fe efa maromaro izay no no-couvre-ko, tsy mila SADC izany izahay, basy samy manana, halava samy manana , ny bikany no tsy mitovy e(mainty, fotsy, mena, mifaingoka, mahitsy, col roulé, col....
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. rakaroka
(
16/05/2009 18:00)
[quote=salopard]
Malemy ny tsinaiko :-D :-D :-D Hay koa ve 'nareo mba manana basy e
Hi!hi!hi!hi! Koa naninn aza no nafenina foaaaana 'nefa toa maro no
miandrandra izany eto, ka lasa miraviravy tanana ftsn matahotsa kapochat!
sniff....sniff...8O 8O 8O :roll: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tchouf....tchouff...tchouff...
basy samy manana, halava samy manana , ny bikany no tsy mitovy e ...
Malemy ny tsinaiko :-D :-D :-D Hay koa ve 'nareo mba manana basy e
Hi!hi!hi!hi! Koa naninn aza no nafenina foaaaana 'nefa toa maro no
miandrandra izany eto, ka lasa miraviravy tanana ftsn matahotsa kapochat!
4. ravalotgv
(
16/05/2009 18:40)
sniff
tcrouff
tonde asio kely le izy amizay miova ny habeny
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)

5. benkintana
(
17/05/2009 00:45)
aty ry Noue sy Rakaroka misy basy tsy mety maty raha hanao periode d'essai ,renoveulable 3mois raha toa kah
elah hono rasalopard efa HS ,voan'izany gripa kisoa izany ,io anie efa nambaran'ny tary teto e,kisoa ve sisa no zakan'ny tsenanareo klé