FAT: PM mahavita azy. Tsy maintsy tafita i Madagasikara

1. bozyboleta ( 16/05/2009 06:24)
Rehefa ny mpitarika tokoa no mahiratra dia tsy isalasalana fa hahomby ny fitondrana.
Afaka izay ny jadona, afaka miteny malalaka sy maneho ny heviny ny tsirairay.Tsisy intsony ny fanakatonana haino aman-jery, tsisy intsony ny fisamborana sy fanagadrana olona fahatany. Mandry ivohon'ny vato ny rehetra eo @ lafiny fandriampahalemana.
Afaka ihany koa ny fibodoan'olon-tokana ny tsenam-barotra sy fandraharahana ankampobeny satria dia efa mpandraharana "matanjaka" avy @ firenena 2 sahady izao no efa naneho ny fahavononany hiara-hiasa @ fat. Tsy ho ela koa dia ho feno entana "mora vidy" sy manara-penitra avy any ivelany eto Madagasikara.
Ambonin'izany moa dia manana tetikady maty paika ny fat analana ny Malagasy an-tapitrisany @ fahatrana.
Mahagaga ihany ny hitsikerana sy tsy ankatoavan'ny CI ity fitondrana ity nefa dia hita fa fitiavana an'i Madagasikara no mibaiko ny fat. :lol: :lol:


Madagascar Coup Government May Boot US Ambassador by NewsBlaze, Daily News,16 may 2009

The US Ambassador to Madagascar, Niels Marquardt, articulated the position of the international community regarding the necessity of Madagascar's Presidential Elections this year.

Rejecting the International Community viewpoint, the coup Government sees this as an embarrassment and may eject the Ambassador from the country.

Madagascar Prime Minister Monja taunted the US Ambassador, during a public speech in Belo sur Tsiribihina last week, saying he was welcome to leave at any time, if he didn't like what was going on. "He said Americans were going to quit Madagascar. Three months later he is still there. Nobody is forcing him to stay."

Over the past few months in Madagascar, the basic right to express one's opinion has become forbidden. Under the pressure of guns, the local population is forced to keep quiet. Now, even foreign diplomats in Madagascar are being warned, when expressing their Government's positions. The Prime Minister is telling the most democratic and the most powerful country in the world to shut up, even though Madagascar receives millions dollars worth of financial help from the US. Money comes to Madagascar from the MCC/MCA, AGOA, USAID, as well as dozens of environment, conservation and humanitarian projects.

It is an affront to the U.S government and the American people when they are trying to find solutions for Madagascar. Being among the first selected countries in the AGOA, the position of Madagascar is now critical because of the non respect of democracy and human rights since March 2009.

More than 200,000 people are likely to be jobless before the end of this year if Madagascar is suspended from the AGOA, plus there are many other projects supported by the US.

Diplomacy has become irrelevant to the Coup Government, during speeches of the HAT members. They forget that 70 to 80 percent of Madagascar's government budget comes from international help.
Copyright © 2009, NewsBlaze, Daily News
novalian'i xxx ny 16/05/2009 17:12
2. Noue ( 16/05/2009 06:57)
misy manonofy vao maraina indray ato zany :-D :-D :-D :-D :-D
Rehefa ny mpitarika tokoa no mahiratra dia tsy isalasalana fa hahomby ny fitondrana.
Afaka izay ny jadona, afaka miteny malalaka sy maneho ny heviny ny tsirairay.Tsisy intsony ny fanakatonana haino aman-jery, tsisy intsony ny fisamborana sy fanagadrana olona fahatany. Mandry ivohon'ny vato ny rehetra eo @ lafiny fandriampahalemana.
fa inona aloha ny dikan'oe FAT io ee ??? ity zao no hitako oe dikany

PHAT ( Lire FATE) ça veut dire mort (Faty en malagasy )car le PHAT egale FILOHA AMBONin'ny TETZAMITA en abreviation( FATE en dialecte de MONJA =FATY) na Fahefana avon'ny TETEZAMITA ( FATE=FATY) dia tena nila FATY TOKOA ny Gasy nitady ity tetezamita ity LOZA
3. bozyboleta ( 16/05/2009 07:26)
Tsy manonofy mihitsy aho kah.
Rehefa manao ny mety kosa ve ny fat(y) dia tsy tokony ankalazaina ny zava-bitany.
Taiza no mbola nisy fitondrana nahavita nandà fanampiana izany ary mandroaka ny mpamatsy vola mihitsy raha tsy ny fat(y).
Efa feno ilay 70-80% fanampiana iraisam-pirenena famenon'ny teti-bola mampihodina ny fanjakana satria efa nahazo 2 miliara USD avy @ belamba saodiana ary mbola ho avy koa ny an'ny mpandrongony italiana.
Hahazo asa ao @ fat(y) daholo ireo mpiasa 200,000 very asa @ AGOA ka tsy maninona na mody any aza ny bekintana.
Ho zarazaraina @ izay mangataka ny titre foncier ary ho vatsian'ny fat(y) vola ireo manana tetikasa fampandrosoana ka tsy mila an'izany MCA izany intsony koa.
Vao 2 volana ny fat(y) no teo @ fitondrana nefa efa be ny zava-bitany araka ireo notanisaiko teo ambony ireo ka tsy mendrim-piderana kosa ve ry zareo.
Midika izany fa efa afaka @ fahantrana tanteraka ny Malagasy ka tsy mila fanampiana avy any ivelany intsony ary tsy mila ny vahiny mitsabatsabaka @ raharahan'ny Malagasy.
Ho lava velona ny FAT(Y)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. ndenn ( 16/05/2009 07:33)
Ka olona tahak' izao ve no atao mpitondra ka aiza no hisy politikam- pifandraisana vanona @ ity Niels marquardt ity
http://www.liberation.fr/monde/0101567553-obama-recule-encore-sur-les-droits-humains
ireny anie olona manao dia miverina foana é !! :wink:
5. Noue ( 16/05/2009 07:44)
bozyboleta:
Rehefa manao ny mety kosa ve ny fat(y) dia tsy tokony ankalazaina ny zava-bitany.
ilay nanadio sy namafa lalana ve ???


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. bozyboleta ( 16/05/2009 07:47)
Io ange no hiderako ny ezaky ny FAT(Y) @ fiarovana ny zon'olombelona e.
Tao anatin'ny 2 volana nitondrany izay dia tsisy intsony MIHITSY ny fisambosamborana fahatany sy ny famonoan'olona ary ny fanagadrana.
Ireo gadra politika taloha aza efa navoaka daholo satria dia hita fa tsy rariny mihitsy ny natao azy ireo ka nampihiboka azy tany am-ponja nandritra ny taona maro. Nolazaina fa namono olona sy nanohintohina ny filaminam-bahoaka ireo olona ireo t@ fotoan'androny nefa ange dia zanakondry tsy sahy na mamono vitsika akory aza. :lol: :lol:
Angamba aloha dia hikatona mihitsy aza i tsiafahy sy antanimora satria dia hita izao fa milamina tanteraka i Madagasikara ka atao inona moa fonja. Tsisy intsony ny ratsy saina mpandroba sy mpibodo fananan'olona izany satria dia efa tena niova toe-tsaina tanteraka ny Malagasy.

Ho lava velona hoa ny FAT(Y). Tena hita fa fitondrana mamim-bahoaka ary mahavita azy.
7. Noue ( 16/05/2009 08:10)
efa faty kosa ve dia mbola lazainao ihany oe ho elavelona anie ny faty ee ???? :-D :-D :-D :-D :-D
8. bozyboleta ( 16/05/2009 08:37)
Fa ahoana tokoa no ilazana azy???
Ho ela faty ny FAT(Y) ve??? :lol: :lol: :lol:
9. Noue ( 16/05/2009 09:40)
efa tsy ho ela dia ho faty koa io dia tsy lazaina intsony zany oe ho elavelona ee :-D :-D :-D
Tafahoatra loatra ny zavatra vitan'io fat io kosa ee! zao anie lery lasa any tripoli nijery an'i rakadafi eee :-D :-D :-D :-D mba hamelomana azy indray ve ??? :-D :-D :-D :-D
10. bazylou ( 16/05/2009 10:32)
ie mety io ka!! le8 mpangalatra sy mpametsifetsy ve ?? tsia,
ny ariary mahazo aina, ny fiainan'ny olona mandeha ihany, ry satro bory mivazavaza ao amin'ny kianjan'ambohijatovo, ny vary sy ny menaka mitobaka sy mora izay tsy izy, ........ :-D
11. bozyboleta ( 16/05/2009 10:59)
Ny karama farany ambany efa nisondrotra 500%.
Asa analiny no efa noforonin'ny fat(y) ialana @ sômazy.
Ny mpamafa lalana aza izao manao gant sy tapin'orona sy madinesy sy jean slim sy ballerine sy body koh. Lokomena sy makiazy tsy ferana. :-D :-D :-D :-D

Ho modely tsy aty Afrika ihany i Madagasikara fa eran'izao tontolo izao satria mbola tsisy nahavita ny vitan' ny fat(y) tanaty 2 volana nitondrana.

Tsy maintsy tafita i Madagasikara.

12. scott ( 16/05/2009 11:06)
Mody tsy maita ve letsy ela sa jamba mintsy ra-bozyboleta.Zao ve les tenen'ela fa malalaka ny faneon-kevitra.Tsy itan'ela ve letsy fanamborana mpitarika fihetsiketsehana ataon'ny mpanohana ny ara-dalàna etsy sy eroa ireny?,fampihorohorona vahoaka, fanakatonana haino aman-jery toy ny radio mada, fanamborana mpanao gazety, sns.......Zan ve amin'ela ny atao hoe "DEMOCRATIE" izay nodradraina teny @ 13 mey ireny? Nefa ra fantatr'ela ny fanakatonana ny radio Viva o anisany natonga ny greve nataon'i Andry nefa izao de itany fa mety indray izany fanakatonana radio izany. Prof ZAFY aza @zao namadika satria tsy zavatra miha mandoro firenena hoatran'izao no nandrasany. Mijereva ihany lety ny réalité-njavatra fa tsy ny lohaben'ela io foana no ampndihizin'ela!


:evil: :?:
13. bozyboleta ( 16/05/2009 11:19)
Io ndray nareo sy ny fafy lainga-nareo. :( :(
Aiza zany fampihorohoroana vahoaka, fanamborana mpanao gazety sns izany ???
Radio iza no mikatona? Ataoko mande tsara daholo izao ny radio eto Tanà.
Ny 100.8 zao io mitatata io, i Evariste no miantso ny olona ho eny Ambohijatovo.:lol: :lol:
Ny miaramila efa any an-dakazery daholo ka iza no mampihorohoro anareo vahoaka?
Efa ny fat(y) no fitondrana mamimbahoaka lany t@ latsa-bato 99.5% t@ fifidianana natao ny 17 martsa teo dia avelao izy aloha no hitondra.
Firenena efa hita mandroso be io ve de mbola tsy mahafa-po anareo ihany. :-D :-D :-D :-D
14. tafondro ( 16/05/2009 12:05)
Manofy antoandro ve izao sa ahoana ?
http://english.aljazeera.net/news/africa/2009/05/200951481159821774.html
Ndrao dia tsy rariny!!
15. xxx ( 16/05/2009 12:26)
azavao ny resaka tianao hapoitra é,lien ve no vakina klé,de inona no tiana hivoizina????
16. tafondro ( 16/05/2009 12:46)
Ilay journaliste ni interwiever an' i Ra 8 io dia olona efa mis en examen pour plusieurs delits de manquement déontologique en matière d' information journalistique .J' ai été son voisin de palier y a pas si longtemps que ça.

:idea:
17. xxx ( 16/05/2009 17:12)
Milay rabozy a, iza manan-tsofina aoka hihaino, izay misy saina moa dia efa kôpy tsara :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1035