tsy manembona ny tsenan'ny mahamasina ve nareo?????
![](https://avatar.serasera.org/03f5bd45e39017dd685df87b34e505c1.jpg)
1. roxanaha
(
15/05/2009 11:41)
www.youtube.com/watch?v=2QSHfARIQrk
répondu par endrika01 le 01/06/2009 05:44
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
2. fahamarinana
(
15/05/2009 12:44)
:arrow: hihihi ! mampanembona marina akia ! misaotra e ! Tany mihintsy fony bitika no mpiantsena !Tsaroako tsara be fa isak'alakamisy dia rehefa mody mamanay dia mitondra mofo-katsaka boribory zay sy mavomavo ny lokony ! Asa raha misy mahatsiaro nareo ! :D (l)
![](https://avatar.serasera.org/03f5bd45e39017dd685df87b34e505c1.jpg)
3. roxanaha
(
15/05/2009 13:28)
fahamarinana:
:arrow: hihihi ! mampanembona marina akia ! misaotra e ! Tany mihintsy fony bitika no mpiantsena !Tsaroako tsara be fa isak'alakamisy dia rehefa mody mamanay dia mitondra mofo-katsaka boribory zay sy mavomavo ny lokony ! Asa raha misy mahatsiaro nareo ! :D (l)
Nenà le koba no tena tsy aritro mihitsy. De le mividy voankazo sy légume @ hariva eo @ 6 eo satria @ iny mora ny entana.
:D :D :D :D :D
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
4. fahamarinana
(
15/05/2009 15:23)
:arrow: dia vay eo mividy pudding ao amin'ny Gerb'or ! Kay zany fahatsiarovana ,marina moa !.. :D (l)
![](https://avatar.serasera.org/6bb4adb2a358c66523b58a7ce4787d15.jpg)
6. endrika01
(
01/06/2009 05:44)
De zah no mpivarotra!De ze tinareo hoentanareo eo doly,na koba katsaka boribory na mofosakay=))