mampitandrina an i andryui hosakana eto raha tsy m..

1. ravalotgv ( 14/05/2009 13:00)
mampitandrina an i andrywui fa hosakana eto amin ny serasera raha mbola mivadibadidela eto.Efa mandeha izao ny sondage fa manao izay hampiady ny malagasy ianao. Efa hita izao fa tsy mety ny ataon ny hat dia mbola misisika manaiky ambokony sy manao agent double ihany ianao
jero i Noue fa tsy mahavita miteny intsony fa mandefa ireo mercenaire besandry sy be kintana ireo

Tokony mba jeren i hery ihany koa fa lasa fandranitana sisa ny resaka ataon ny sasany fa tsy mba manome vahaolana

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@
répondu par xxx le 14/05/2009 15:21
2. mmmhh ( 14/05/2009 13:10)
Efa hita izao fa tsy mety ny ataon ny hat dia mbola misisika manaiky ambokony sy manao agent double ihany ianao
jero i Noue fa tsy mahavita miteny intsony fa mandefa ireo mercenaire besandry sy be kintana ireo

Tokony mba jeren i hery ihany koa fa lasa fandranitana sisa ny resaka ataon ny sasany fa tsy mba manome vahaolana


samy manana ny fiheviny io bainn a, tsy hatao mahatezitra zany
ary zay maha-olomelona antsika samy manana ny fomba fijeriny,

tsy natao ankahalana an'i ranona na ranona ny site,
@ maha-politika azy izay , dia tadidio fa misy hery mifanandrina ao, tsy ary hitovy hevitra daholo ny olona

atsy ho atsy izao dia ho avy ny fifidianana, dia aza ho gaga enao fa mbola hevitra be de be ndray no hifanandrina eo, arakarak'izay tohanan'i tsirairay,

tsy haiko angaha hoe hiteny @ HERY enao hoe ze manohana ny fitondrana teo aloha sy izay mankahala an'i HAT ihany no tokony handray anjara eto dia hafa ndray izay,
3. Mirananirina ( 14/05/2009 13:30)
sniff
tcrouff

ary tsy hitako ilay mifoka sigara
4. xxx ( 14/05/2009 13:33)
elahy ry bazylou an aleo andrywui hiditra eo fa tsy mailay ny serasera raha tsy eo lery
snif snif trhourrr :@ :@ :@
5. Mirananirina ( 14/05/2009 13:46)
:@ :@ :@ :@ :@
6. 08051972 ( 14/05/2009 14:16)
FANAVONTAMPIRENENA NO IANTSONA OL
7. benkintana ( 14/05/2009 15:09)
raha mbola miadaladala eo i andrywui de ampiritako hatrany an-kaboné
8. xxx ( 14/05/2009 15:12)
Ary nataonareo tsy tazana tato mintsy le kofy ,naratra be any ny fony sady nitomany be teo fa tsy hilatsaka j Andry ,tazan-dra salopard tery à pigalle hono nedala nividy le mahatonga fotoana :-D :-D :-D :-D
9. benasy ( 14/05/2009 15:12)
Toa resaky ny samy be lelo ny anareo ato izany klé .
10. xxx ( 14/05/2009 15:21)
efa tsy nahita ambara ntsony le andrywui tanikeo ,fa nompainy daholo ny olona tato é, zao lery lasa nandositra any @ salopard any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0735