13 Mai 2009

1. Noue ( 14/05/2009 09:22)
dia samy nanao zay tiany tokotrany ny tsirairay omaly, vonon'andro tsy azo hadino ka inona aza no nataon'ny tsirairay???

[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=aomamafalananaaaaaaaa.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/694/aomamafalananaaaaaaaa.jpg[/IMG][/URL]

ao aloha ry tsivalaka sy ny vadin'i rondefo mamafa manadio sy mamafy ny lanana

[URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=niphoto003.jpg][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/7232/niphoto003.jpg[/IMG][/URL]

tany Antsirabe dia nitohy ny diabe (madio zany lalana zany eee)

[URL=http://img21.imageshack.us/my.php?image=photo087u.jpg][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/2189/photo087u.jpg[/IMG][/URL]

ny tao ankorondrano dia nitohy ny tolona


répondu par xxx le 14/05/2009 13:02
2. xxx ( 14/05/2009 09:35)
zao sisa no niafarany ve,lany t@ faikaramana ny capsat ve ny vola?
3. tsiafoi1 ( 14/05/2009 09:50)



Koa efa manomana propagandy sahady ry HAT sy ny tariny kanoa!!! :lol: :lol: :lol:

Ka na hanadio ny WC public eran'Antananarivo aza, TSY HO LANY hoa efa NALOAN'ANTANANARIVO
4. xxx ( 14/05/2009 09:52)
Ny volan'ny commune Antananarivo dia efa defficite talohan'ny nahalany an'i Rajoelina ary mbola nataon'i Ra8 fahirano koa Antananarivo . Midika izany faha8 i ra8.
Ary nataoko fa hoe vahoaka ilay ao Ankorondrano kay ve andian'olona tsy mahalala voky:-D :-D :-D
5. tsiafoi1 ( 14/05/2009 10:22)

Fa maninona aloa no hambenana mpiandry mitam-basy izy roavavy mpamafa lalana ireo e??? Zao ny alehany sady tsy mamim-bahoaka no matahotra ny ratsy vitan'ireo vadiny avy rikalatonaka ka hamafa lalana avy no hambenana vava-basy! Basy sisa hery hifikirana....
6. xxx ( 14/05/2009 10:30)
Nga tsy hitanao i ra8 any Afrika????? :-D :-D :-D vola tsy toko tsy forohana no lany @ garde du corps n'izy mivady :-D :-D :-D nefa efa any ivelany io an!!!!! mahana marina ny mpanao ratsy.
7. Noue ( 14/05/2009 10:54)
[URL=http://img528.imageshack.us/my.php?image=monjatayyy.jpg][IMG]http://img528.imageshack.us/img528/4373/monjatayyy.jpg[/IMG][/URL]

sady misy garde de corps no misy miaramila, no misy journalistes eee!
8. tsiafoi1 ( 14/05/2009 10:58)

Tsy niafina ny Filoha Ravalomanana talohan'ny nandehanany fa nanao bain de foule teny Iavoloha, eran'ny farintany. Fa noho ny fialonan'ny sasany satria adversaire potentiel dia tadiavina hovonoina izy ankehitriny... Fa iza koa zao no nde hamono mpamafa lalana fa rikalatonaka ireto no mahana amboalohany @'ny ratsy natao!
9. lemenakely ( 14/05/2009 11:07)
mijajika kosa alou ilay vadin i ROINDEFO ry zalahy an :�)
10. xxx ( 14/05/2009 11:24)
Tsy niafina ny Filoha Ravalomanana talohan'ny nandehanany fa nanao bain de foule teny Iavoloha, eran'ny farintany. Fa noho ny fialonan'ny sasany satria adversaire potentiel dia tadiavina hovonoina izy ankehitriny...

Tsy niafina izy teny Mavoloha nefa nametrapetraka ireo mpiondana sy nilaza fa hiaramaty amin'izy ireo ary tsy hamela azy ireo irery nefa ???? dia nadositra toa voalavo, no sady mavo vava sy mavoloha t@ireo vahoaka.
Ary efa ela be vao nahasahy nivoaka ilay mercedes blinde tsy laintram-bala. Mahana lalandava ny mpanao ratsy.

I Lalao ve mba hamafa na ny tranony aza??? miangitraingitra hono fa vadin'i prezida dia tsy mandray ravin-dena ka hany ka obesite no ihafarany.
11. xxx ( 14/05/2009 11:35)
Tsy namafa lalana 2 mn ve ireo dia nijanona ! Tsy aleo asaina fafan'ny Capsat , ireny no mety aminy


12. xxx ( 14/05/2009 11:40)
Ny tsy manao ihany no be vava :-D :-D :-D :-D
13. halloween ( 14/05/2009 12:07)
hoy le sarin'i Noue :

tany Antsirabe dia nitohy ny diabe (madio zany lalana zany eee)


ka nodiovin tgv ve tsy hadio ry Noue a!!!
14. Mirananirina ( 14/05/2009 12:13)
Madio be zany Dago zao an =D> =D> =D>
15. xxx ( 14/05/2009 12:20)
Madio be afatsy eny ankorondrano, feno plastika yaourt aboara :-D :-D :-D
16. xxx ( 14/05/2009 12:51)
Io nge ry zalah ka pôzy nalaina fotsiny fa hoe manao izy e! Raha maharitra mihoatra ny 2mn ny fitazonana an'io kofafa io de efa feno ampoule kely bdb ny tanany.
Magro na feno boatyna aorta aza tsy niantso mpamafa fa mahay manadio ny azy foana ny mpomba ny ara-dalàna sady tsy iandrasany mpila doka ohatran'ireo sambany nahazo seza reo.
Mody hoe dioviko tanà nefa ny kajikajy efa mandeha ihany
Na ferana tsy hirotsaka aza Ra8 , raha vao misy vato TIM ao @ fifidianana de sur fa lany e! Ny fitondran'ny TIM no nahavita ny lalana mody any aminay sady nampandroso ny tanananay, zahay tambanivohitra tsy mahay afatsy izay nampandroso anay, ny chefa fktninay taloha nahavita nanampy ecole vaovao ho an'ny zanakay, ny Fitondrana TIM nahavidy kit scolaire ho an'ny zanakay, zao ny zanakay mahay mikôty ny vidim-bokatray (tsy voambakanareo mpijirika tsony zao zahay )

17. xxx ( 14/05/2009 13:02)
ny Fitondrana TIM nahavidy kit scolaire ho an'ny zanakay, zao ny zanakay mahay mikôty ny vidim-bokatray (tsy voambakanareo mpijirika tsony zao zahay )

Nefa dia mbola $2/jour/isan'olona ihany ny faripiainanareo hatramin'izay nialan'i deba ka hatramin'izao :-D :-D :-D te na mandroso ka. Sa mandroso ihany fa ahoron'i Tiko ny fananana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1133