Ny fijerinareo itony VOYANT(E) itony fa toa mitady halaza be
1. ARICO
(
14/05/2009 07:40)
Naharay message tamin'ireny olona ireny aho fa tsy haiko koa izay nahitany ny adiresy mail-ko ary dia nilaza ho voyante izy . Olona any an-dafy tsy hitako maso akory izany. Somary curieux ihany aho dia nanontany , dia nilaza ny problème-ko , lazaiko fa mila vola wa za. De ny mampihomehy dia izao , namaly ahy izy aloha , milazalaza izay mety ho avenir -ko eo : lazainy fa amzao daty dia hahazo volabe ianao sns .Problème vola no nambarako azy nefa izaho indray no takiany vola ho saran'ny atidohany namaly ahy tamin'ny mail hono dia gaga aho ka iny tiako ahatongavana dia izao ; isika izay sendra hoatran'izany na ny hevitsika momba ireny : tsy karazana mpimasy sy sikidy sy mpijery karatra ihany ve izany fa ny azy mantsy dia ny kintana sy ny volana hono no hamantarany azy . DE ZAY.
répondu par soanja le 31/05/2009 18:38
2. xxx
(
14/05/2009 10:47)
Enao kosa izany mitetika ny hanam-bola tsy misy sarany koa. Misy sarany izy ireny ary mitovy @ mpanandro sy mpisikidy voalazanao ihany. Io no fivelomany ka aza gaga raha hitaky vola izy.
3. ARICO
(
14/05/2009 12:40)
Tsy izay ange no mapme fa le izy tsy fantatro akory , tsy hitan'ny masoko akory ary dia milaza fa nanonofy ahy hono izy dia mahalala ny chiffre mety amiko de tsy haiko tsony é! satria ve vola adala tompo ka homeko ny rivotra ary na hitan'ny masoko koa aza tssssss
4. xxx
(
15/05/2009 07:06)
Zany ve moa dia atao mahagaga intsony @ izao andron'ny teknolojia izao.
Ianao izany efa nanotany azy ka izay no nahatong azy namaly anao. Mitovy @ le spam ihany e, ianao tsy nanao loterie dia andefasan-dry lerony email hoe nahazo 50.000 Euro hono fa alaivo. :-D :-D :-D
Ianao izany efa nanotany azy ka izay no nahatong azy namaly anao. Mitovy @ le spam ihany e, ianao tsy nanao loterie dia andefasan-dry lerony email hoe nahazo 50.000 Euro hono fa alaivo. :-D :-D :-D
5. ni81
(
15/05/2009 07:10)
satria ve vola adala tompo ka homeko ny rivotra ary na hitan'ny masoko koa aza tssssssiza no mahalala? :-D :-D :-D sao mba te hizarazara aminy ianao kou!
6. fyty
(
15/05/2009 08:57)
Ny hevitro momba ireny voyante ireny indray dia mety manana fahitana tokoa izy fa nampiasainy tsy araka ny sitrapon`Andriamanitra dia lasa mpisikidy voalazanareo.
7. niryna
(
15/05/2009 11:51)
ARICO:indraindray misy olona mivarotra ny e-mail fa mitandrema ary tonga dia mivoaka daholo izao rehetra izao,ataovy spam fotsiny dia tsy mahazo anao intsony ilay olona
Tsy izay ange no mapme fa le izy tsy fantatro akory , tsy hitan'ny masoko akory ary dia milaza fa nanonofy ahy hono izy dia mahalala ny chiffre mety amiko de tsy haiko tsony é! satria ve vola adala tompo ka homeko ny rivotra ary na hitan'ny masoko koa aza tssssss
Iray ao anatin'ny fisolokiana koa io ,omeo vola izao aho fa nahazo vola .... izao hianao kanefa hianao tsy niloka na nandray anjara akory.
Ireny olona ireny dia toy ny rehetra misoloky ihany ary mikopan-tanana mihitsy aza izy: fanambadiana,fitiavana,harena,loza miantona,zavatra nasian'olona , jery vitana? te ho faly efa soratany eo ambaravarana mihitsy izany miaraka ny crystal sy ny sarintanana sns , ,raha vao miroboka su liana hianao dia izay: voajono ary lahona vao afaka ao.
Hoy ity olona iray nitantara iray izay hoe Fantany daholo hono ny momba ilay lehilahy fa ny ho aviny no tsy fantany.Dia mitaky vola izy ary miteny hoe misy olona manozona hianao ka omeo vola izao aho fa afako io ...bingo ,manaraka hatrany am-paosy avy eo,nitory ilay rangahy fa tsy nahavoa satria tsy nanery izy fa ilay rangahy no vendrana sy nino foana
Mitandrema ary fa izay mitsakatsaka ihany no voajono .
:D
8. Veloo
(
15/05/2009 14:02)
. Mpandefa : fyty [ Valio ] 15-05-2009 10:57:31
Lohateny : Re : Ny fijerinareo itony VOYANT(E) itony fa toa mitady halaza be
Ny hevitro momba ireny voyante ireny indray dia mety manana fahitana tokoa izy fa nampiasainy tsy araka ny sitrapon`Andriamanitra dia lasa mpisikidy voalazanareo
Ka ita fa devoly no ao ko asan'ny devoly daholo ireny
9. sergiolala
(
20/05/2009 13:23)
voyance = mpanandro am isika gasy.
In mo no tena asany?? milaza am olona iray ny momba ny vintana sy ny anjara indrindra am andro (andro tsara sy andro ratsy, fitiavana, vola sy harena, asa).
Andriamanitra rehefa nampisy ny alina sy ny atoandro sy ny andro dia nilaza "ary hitany fa tsara izany". izany hoe tsy misy andro ratsy izany na iray aza fa namboarin'Andriamanitra ho tsara daholo ny 7 andro. Andriamanitra dia fitiavana "Anamboarako vady sahaza azy ny lehilahy". Ny voyance miteny hoe tsy mety ho vadinao ny olona teraka tam izao na izatsy. Andriamanitra dia nanome toky "Aza manahy ny amin'nizay hohaninareo sy hosotroinareo, fa katsaho aloha ny fanjakako dia ho azonareo izany". Koa inona mo antony tokony hanahiana sy hilàna hevitra sy VONJY any am astrologue????
Izany hoe, ny astrologue izany dia "manamboatra" ilay lalana "marina sy mahitsy ary feno fitahiana" izay efa nosoritan'Andriamanitra halehan'ilay olona (fitiavana, vola sy harena ary asa), mamily an'izany ho tonga zavatra hafa mba hahazo vokatra hafa ankoatrizay efa niheveran'Andriamanitra azy. Izany no atao hoe Mi-DEFIER an'Andriamanitra. Iza moa no sahy ni-defier an'Andriamanitra?? Tsy i satàna v??
Hoy Jehovah "Fony mbola tany ankibo ianao dia efa fantatro". Ny Astrologue koa milaza fa mahafantatra ny momba anao rehetra. Iza no inoanao fa tena mahalala ny fiainanao???

10. andry44
(
20/05/2009 14:38)
Endrika iray hisehoanan'ny fomba fiasan'i Satana @zao andro farany izao io raha ny hevitro;
Misy koa ny milaza fa voyant(e) kanefa tsisy fa ny hisoloky haka vola any @nao fotsiny.
Eo @ resaka andro indray: ny ntaolo razatsika de nanana ny fanandroany ary voalaza t@ zany fa tsy misy andro ratsy fa ny atao mandritra iny andro iny no misy mety @ olona@ akapobeny sy ny tsiray² na tsia.
Raha ny hevitro de aleo tsy mahalala na manandrana an'izany akory aza fa lasa vesatra ho an'ny olna mahalala sy mampiatra izany eo @ fianany io zavatra io; Refa tena tafalatsaka ao ianao de tsy maintsy hijery andro na de hivoaka ny trano aza!hahahaha

11. andry44
(
20/05/2009 18:53)
Misy site mety mahavaly ny fanontaniana angamba ity!Tsara tsidihina..
(Tsy haiko ny manao an'lay lien hoe jereo eto, raha misy afaka manoro de big plaisir e! fa de io nocopiéko io ny adresiny e! de mba manao copie collé kely makany @ barre d'adresse)
http://www.cyberspaceministry.org/Lessons/Future/Lesson001/fre-s001.html
Mazotoa ddoly ôooo!!

12. niryna
(
22/05/2009 03:56)
sergiolala:izany tokoa e
voyance = mpanandro am isika gasy.
In mo no tena asany?? milaza am olona iray ny momba ny vintana sy ny anjara indrindra am andro (andro tsara sy andro ratsy, fitiavana, vola sy harena, asa).
Andriamanitra rehefa nampisy ny alina sy ny atoandro sy ny andro dia nilaza "ary hitany fa tsara izany". izany hoe tsy misy andro ratsy izany na iray aza fa namboarin'Andriamanitra ho tsara daholo ny 7 andro. Andriamanitra dia fitiavana "Anamboarako vady sahaza azy ny lehilahy".
Ny voyance miteny hoe tsy mety ho vadinao ny olona teraka tam izao na izatsy. Andriamanitra dia nanome toky "Aza manahy ny amin'nizay hohaninareo sy hosotroinareo, fa katsaho aloha ny fanjakako dia ho azonareo izany". Koa inona mo antony tokony hanahiana sy hilàna hevitra sy VONJY any am astrologue????asa aloha fa ny fahafantarako azy dia tsy andeha hitonantonana any amin'ny olona hafa ao ka ilaza hoe izao hianao na izao ny vitanao.Atra irery no mahalala ny ho aviko,mahafantatra ny lasa anie hono izy e,asa aloha fa izay no mba henokoa fa tsy mahalala ny ho avy.
Dia toy satana mandefa ny VCR izany raha izany potseriny fotsiny ny bokotra dia averimberiny eo foana ny fahotan'olona dia iny no manitikitika ny sainy eo foana fa tsy mandeha mifona any amin'Atra izy sa ?
yap
Izany hoe, ny astrologue izany dia "manamboatra" ilay lalana "marina sy mahitsy ary feno fitahiana" izay efa nosoritan'Andriamanitra halehan'ilay olona (fitiavana, vola sy harena ary asa), mamily an'izany ho tonga zavatra hafa mba hahazo vokatra hafa ankoatrizay efa niheveran'Andriamanitra azy. Izany no atao hoe Mi-DEFIER an'Andriamanitra. Iza moa no sahy ni-defier an'Andriamanitra?? Tsy i satàna v??
Hoy Jehovah "Fony mbola tany ankibo ianao dia efa fantatro". Ny Astrologue koa milaza fa mahafantatra ny momba anao rehetra. Iza no inoanao fa tena mahalala ny fiainanao???
Atra irery ka
:D :D
13. soanja
(
22/05/2009 05:40)
ARICO:
Naharay message tamin\'ireny olona ireny aho fa tsy haiko koa izay nahitany ny adiresy mail-ko ary dia nilaza ho voyante izy . Olona any an-dafy tsy hitako maso akory izany. Somary curieux ihany aho dia nanontany , dia nilaza ny problème-ko , lazaiko fa mila vola wa za. De ny mampihomehy dia izao , namaly ahy izy aloha , milazalaza izay mety ho avenir -ko eo : lazainy fa amzao daty dia hahazo volabe ianao sns .Problème vola no nambarako azy nefa izaho indray no takiany vola ho saran\'ny atidohany namaly ahy tamin\'ny mail hono dia gaga aho ka iny tiako ahatongavana dia izao ; isika izay sendra hoatran\'izany na ny hevitsika momba ireny : tsy karazana mpimasy sy sikidy sy mpijery karatra ihany ve izany fa ny azy mantsy dia ny kintana sy ny volana hono no hamantarany azy . DE ZAY.
Misy isan-karazany ny fahitana ny miafina sy izay tsy mahazatra antsika olombelona.
Misy manana an\'io fahatsapana mihoatra ny hafa io tokoa isika samy olombelona ary misy fiantsoana azy ireo amin\'ny lafiny isan-karazany.
Ny mpaminany dia niasa mafy tokoa nanoratra tao anatin\'ny nofy sy ny tsindry mandry ary ny faminaniana. Nahita tokoa izy ireo ary nanoratra izany. Betsaka amintsika no mino ireo voalaza amin\'izao satria mandaitra amintsika izany faminaniana izany.
Dia torak\'izany koa ireo amin\'izao fotoana. Matoa misy ny mpijery andro, vintana, ny ho avy sns... dia mandaitra amin\'izy ireo izany ary misy ifandraisany aminy tokoa.
Ohatra iray izao dia i Nostradamus izay malaza tokoa amin\'ny faminaniana izay tsapa fa hita tokoa ny faminaniany amin\'izao... Ireo mpijery ny volana sy ny kintana sns... . Tao ireo Majy notaritin\'ny Kintana sns... tao tokoa ireo izay mamaky ny natiora.
Talenta iray nomenn\'Andriamanitra ny sasany amintsika ny mahita ny ho avy, ny mahita ny miafina tsy takatry ny rehetra. I Nenilava dia isan\'izany nahazo fahasoavana manokana amin\'izany.
Ao dia ao tokoa anefa ny fitiavam-bola sy ny fitiavan-tena izay matetika mitarika ny famitahana ny hafa. Isan\'ny mahaolombelona antsika aby izany ary mahsamihafa antsika. Mila fantarin\'ny tsirairay izany. Mila miasa ny saina manontany hoe mety amiko ve ity ataoko ity sa tsia? Nahoana tokoa moa ianao no tonga eo antokonam-baravaran\'ny mpanandro sy ny mpisikidy???? Misy fitiavan-tena mihoatra ve sa tsy ampy vavaka ka tsy afaka hihaino ny bitsik\'Andriamanitra aminao amin\'izay fiainana iainanao amin\'izao? sa maika ny hahalala izay miafinan satria tsy mahandry tantana?
Iza anefa isika avy no hitsara ny namantsika? Samy nomena antsika avokoa ny fitaovana entina hamitana adidy sy hanadihadiahana ny fiainana saingy tsy mitovy ny fetran\'ny fandraisana fahalalana ny tsirairay. Misy ny te handray vonona sy tsy hiady ary ao ireo izay hifofotra tokoa hikatsaka mandrapahitany mahiratra?
Kolontsaina ny tsirairay avokoa izany. Miasa eo daholo ny faharanitan-tsaina sy ny fahavitrihana ary ny faharetana.
Anjarantsika nahita ny mazava ny manazava amin\'ireo izay marefo fa tsy vitan\'ny mandray fotsiny ny fiainana. Mila mamaky sy mahay mandray ny hafatr\'Andriamanitra isika rehetra. Ka raha hitanao fa mpamitaka ny iray milaza azy ho mahita ny miafina dia anjaranao tokoa ny hilaza amin\'ny hafa fa tsy mahatsara azy ny mankany satria fitaka ny any.
Fa raha sanatria kosa ka tsy mahalala izany ianao dia aza heverina fa tsy misy izany na devoly ny mpanao izany rehetra satria misy tokoa io fahafahana mahita ny ho avy io ary isan\'ny fanomezam-pahasoavana izany.
15. andry44
(
24/05/2009 06:54)
Marina mihitsy hoe misy olona nahazo fanomezam-pahasohavana hamatra ny ho avy; fa kosa hoe avy aiza na avy @ iza izay fanomezana azony izay?????
Avy amin'Atra marina sa avy @ :twisted: lay ratsy izay manana fitaovana ampiasaiana sy olona manaiky ampiasainy?????
Mila mailo rey olona ôooooo! :roll:
Avy amin'Atra marina sa avy @ :twisted: lay ratsy izay manana fitaovana ampiasaiana sy olona manaiky ampiasainy?????
Mila mailo rey olona ôooooo! :roll:
16. soanja
(
24/05/2009 23:21)
andry44:

Marina tokoa izany? Ahoana ny hahalalana azy?
Misy fehezan-teny iray izay ao anaty baiboly, tena mahafinaritra ahy tokoa ny mampiasa azy satria mitaky antsika hiondrika sy hihaino ary hifandray amin'Ilay Ao Anaty izay tsy iza fa Andriamanitra hoe:
" Voaozona izay mahatoky olona"
Tsy ozona akory ny tiany ambara eo fa te hilaza amintsika izy hoe tiavo, ifandraiso ny mpiarabelona aminao fa saingy aza ankinina aminy ny fiainanao fa jereo tsara ny manodidina , mandraisa lesona amin'izay niainana fa Andriamanitra ihany no afaka hanoro lalana ho anao avy amin'ny bitsika ao anaty lalina!
17. andry44
(
25/05/2009 12:06)
Ny hahafatarana azy angamba de ny voany? Fantaro @ voany any hazo hoy ny tenin"ny Tompo nefa voalaza teo fa voahozona zay mitoky @ olona.Donky tsy mila henohina ary tsy mila mijery an'ireny izany!
:lol:
:lol:
18. soanja
(
31/05/2009 18:38)
andry44:
Donky tsy mila henohina ary tsy mila mijery an'ireny izany!
:lol:
Tsy ho tsy mila ka! Tsy tokony hisy olona giazana hanaraka izay hevitra mety amin'ny hafa na tsy mety amin'ny hafa raha resaka finoana no tiantsika havoitra.
Ny fahatsapan-tena ny tsirairay no zava-dehibe! satria samihafa ny fomba fiainantsika sy fisainantsika olombelona eny fa na dia betsaka aza ny manezaka ny hafa hampitovy amin'ny mety aminy.
Raha fanabeazana kosa dia tena tsara tokoa ny mampianatra ny olona fa tsy misy zavatra maimaim-poana izany mihitsy raha resaka maka mahazo mora raisina ary ny tsara sy mamiratra fa misy vidiny tokoa ny zava-drehetra.