handalo aty dago,manao ahoana ny fikarakarana paps
1. xxx (
14/05/2009 06:05)
hono ho'aho am zao korontana misy am firenentsika zao de manaona ny resaka fikarakarana paps any am fivondronana sy fokontany mbola misy tsolotra sa mande tsara am le fitondrana ankehitriny
raha sendra ny fokotany misokatra sy miasa aloha ianao dia tsisy olana e
raha ny eny aminay aloha mlam be sady tsy ahitana izany tsolotra izany aloha hatramin'izao fa asa angah raha hoe ianao mihitsy no manolotra azy dia izay indray no tsy haiko ! :wink:
zao daholo no fanararaotan'ireny asiles politika reny manovany anaran'ny havany retra eto Madagasikara zao ,ny tsolotra mahery vaika be , tsy mikarama ny mpiasam-panjakana dia io no hivelomany ,mampalahelo é