pedopsy vao nahita asa ato @ serasera

1. besandry ( 13/05/2009 10:44)
Be tokoa ny tim mideprime amin'izao crise handalovan'ny firenena izao , indrindra ireny jiolahimboto tarihin'i manandafy lehibe mialasakana ireny , ka ho be tokoa ny asa hosahan'i pedopsy amin'izao foatoana izao :lol:
répondu par xxx le 13/05/2009 19:53
2. xxx ( 13/05/2009 10:48)
Diso vocation i doko , mpitsabo ny FIALONANA no tena karohin'ny tim , mpitsabo ny fialonana sy ny fanenjehana ny hafa vokatry ny fahamaizinantsaina
3. AndriambyII ( 13/05/2009 11:23)
Ka na ny dokotra aza ndraindray manao erreur diagnostique k' atao ahoana ary! ny aty no mila fitsaboana dé anti- depresseur no nomen'lery !!!ah! ah ah ah!!!'reny dokotr' reny no tena fanetrben' ny firenena , angamba diplôma novidina tahaky ny maro rehetra efa nisy.hi! hi !hi !!! ^^ ^^ ^^
4. 08051972 ( 13/05/2009 12:25)
besandry:

Be tokoa ny tim mideprime amin'izao crise handalovan'ny firenena izao , indrindra ireny jiolahimboto tarihin'i manandafy lehibe mialasakana ireny , ka ho be tokoa ny asa hosahan'i pedopsy amin'izao foatoana izao :lol:



:oops: :oops: :oops: :oops: Asa raha mba mandinika ny fisehoanjavatr'eto Dago enao na aôna fa zà tena sahy milaza mihintsy fa tsy fotoana intsony izao hifanenjehana na TIM izy na TGV fa firahalahina no ilaina mba hanavotanan ny FIRENENTSIKA sa mahafinaritra anao sy tsy mahamenatranao ny filazambaovao ratsy momban'ny FIRENENAO ka asahian'ny vahiny manao tsinotinona ny mahaGASY anao? Mbola ty ampy ve ny fanambaniana ny tanindrazantika ka de sika amy Gasy indray no mifanambany sy mifampihinana ? Mba mieritrereta ihany ! :cry: :cry: :cry:
5. xxx ( 13/05/2009 14:50)
ka zah ny hoe besandry tsy misaina!!!
6. xxx ( 13/05/2009 19:53)
Ty andriamby ity koa dia tena sanàna mihintsy dokotra sy osy mideprime asio andriamby dia sitrana fa mpisolelaka tim raté , very seza i andriamby i dokotra niteraka osy mainty omeo anti-stress io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0687