13 mai anio , mety inona no hitranga?
1. lemenakely
(
13/05/2009 05:24)
Ingahy Organes dia nanambara fa tsy ekena ny filaharana sy famoriam- bahoaka eny @ kianjan ny 13 mai , etsy andaniny ny mpiara- dia @ Tim dia nilaza fa hanao io fihetsiketsehina io anio 13 mai 2009 . Asa mety hisy fifandonana indray ve , sanatria?..
répondu par locl le 13/05/2009 09:52
2. sitlo
(
13/05/2009 05:39)
Tantara miverina ihany io ry lemenakely ah!
13 mai 1972 - basy sy fisamborana mpitolona. Ny 13 mai 1972 dia nalefa tany Nosilava daholo ny mpitolona nosamborina. Maty tsy hita faty tany.
Nony avy eo Directoire militaire: kolikoly Ramanantsoa sy tsy tadidiko ilay iray iny. Aleo fa jereko any amin'ny biblieoteky rahariva. Dia tratra dia tsy maintsy namindra fahefana tamin-dRatsimandrava. Dia avy teo coup d'Etat dia Ratsiraka amin'izay!

3. Noue
(
13/05/2009 06:18)
Organès Rakotomihantarizaka a interdit toutes manifestations sur la place du 13 mai
Nahazo fampitandremana ny mpanara-dalàna, ary am-pahendrena satria tsy mpanao SORONA ny olona ny mpitari-tolona no tsy hakanesany eny @ kianjan'ny 13 Mai androany
Tsy tanteraka foana ny hetsika lehibe kasain'ireo mpitaky ny ara-dalàna hotanterahina hatramin'izay roa volana nanaovana fihetsiketsehana izay. Tsy raikitra indray izao ilay hetsika saika hotanterahina eny amin'ny Kianja 13 mey anio, raha ny nambara omaly. Nilaza Ing. Alain Andriamiseza raha nanontaniana ny mahakasika an'izay omaly fa tsy mandiso fanantenana na mahakivy ny mpitolona mihitsy ny toe-javatra tahaka ireny satria ireo vahoaka ihany no mandray fanapahan-kevitra fa raha toa ka hetsika mety hiteraka fifandonana na sakoroka dia aleo hajanona satria tsy tokony hatao ny mitarika ny olona amin'ny zavatra mety handratra azy. Na izany aza dia tsy hijanona ny hetsika mandram-piverina amin'ny fitondrana ara-dalàna izay mifanaraka amin'ny Lalampanorenena, hoy izy.
raha toa ka hetsika mety hiteraka fifandonana na sakoroka dia aleo hajanona satria tsy tokony hatao ny mitarika ny olona amin'ny zavatra mety handratra azy. =D> =D> =D> =D> =D> =D>
6. essera
(
13/05/2009 08:56)
Noue, tokony mandeha eny Analakely isika fa vao avy tany aho izao.
Mivorivory eo akaikin'ny bulding eo ry zalah mpiondana, d ny police miandry ery afovoan'ny 13 mai (camion 3 eo le iz ra tsy diso a). D ry zalah ange toa tsy nanao fangatahana fa am-bava fotsiny ihany koa ilay izy. Nefa ny teo Ambohijatovo nomena raha nanao fangatahana ry zalah.
Donky, on veut provoquer encore et encore.

7. ravalotgv
(
13/05/2009 09:25)
mamalahelo ny mitranga eto amin ny 13 mai androany
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a0a7f8ad9b42
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a0a7f8ad9b42
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. locl
(
13/05/2009 09:52)
maninona moa raha mijanona eny ankorondrano ihany e! Misy mpihaino foana isika na eny aza