Tsy kivy ??? HA HA HAAAAAAAA
1. essera
(
12/05/2009 13:39)
Tena mahafinaritra ahy mihitsy fa tsy kivy mihitsy ny eo Akorondrano mitolona. Alain Andriamiseza izany efa nomen'zalah ny don-drindrina d niverina nilamina be indray izao mafana fo. Lery aloha reveko ny fomba fanentanany fa lainga2 fa ny mba teny atsipiko d hoe :
Mbola manana fanantenana ve ianareo mpiondana amin'ilay tolona ? Tadidio ange fa tsy nisy nametraka ny hiverenan'ny Dada mihitsy ny avy any ivelany e.
Izao anefa na efa mandraiki-dresy aza (vonona hifampidinika) dia mbola mati-kambo ihany hoe : izao no conditions :
- avoahy I hanta kely miaraka am lé papooz
- avoahy ny praiminitra-nay etc etc.
Tsy naleo nampiarahana tamin'ny an-dry Pety dia sam kalama nanomboka teo toy izay nampiasa gros bras eeee, cocktail eeeeeee, fikan'ambotra kely eeeeee
Ô ry zama, mbola fotoanany izao fa aza taritaritina be intsony. Iza izao no mangataka ? Mba conseil ity a : ny HAT tsy hangataka an'lisany tson wé andao hifampidinika fa lisany no mila miteny wé efa poinsa lisany ry HAT ka tairo ary inona no ifanarahana, mba hampilamina ny fiaraha-monina eto am tanàna.
Sao ho fatin'ny ambo eo am Magro eo, d hanampim-bava am scotch miaraka am LIBERTE fotsiny (sepotsepo-poana eo knou). Efa kobon-dry TGV ny nanaovan'ny dadanareo an'azy tam zany fotoana ka raha za nareo mandroso ao am salon sao farany any an-tokontany no miresaka fa sao manimba fanaka.

répondu par rpetit le 13/05/2009 06:19
3. essera
(
12/05/2009 13:48)
Dia mankahery tokoa moa zany. Ny tsy tiako hisy Hanta kely teraka tany am-ponja. Raha zah no vadin'iny tena vao niainga ny fanamboarana az d efa nomeko ny kôzy milay hoe mijanona ato an-trano enao fa in ar ty. kaika nisy an'lé vohoka koa tsy mbô mijery an'ilay zazah akory fa d ny SEZA no mi-prime.
4. Samoana
(
12/05/2009 13:54)
Samy manao izay mahasosoa ny tenany io essera a!
-I rossy aza ity misalotra galona,
- andry tgv mamikitra mafy amin'i monja fa nilaozan'i roland
- i orgasme mitsiriritra ny kalakin'i pierrot
- sylla milalao tsipy vola pile ou face hoe hankaiza indray
Aza kivy enao essera fa mbola ho lava ny tolona hirosoantsika amin'ny ara-dalàna :wink:

5. Mirananirina
(
12/05/2009 13:55)
Etsy ho babeko i Hanta kely fa aza mitomany,ndeha isika hiaraka ho any antsena,hividy kilalao
6. xxx
(
12/05/2009 13:57)
Tohizo ny tolona fa bola tsy hita @ tete de liste -ny vaovao toa an'Iraq na ry Sudan sy Somalia i Madagascar. Tohizo ry zalahy a!!!!
7. essera
(
12/05/2009 14:12)
Tena tsapako dia tsapako fa na dia kivy aza ny mpiondana dia MANANTENA.
Ny andry iankinana anefa ity, azafady fa tsy Andry fa Ra8 ts'hit b ihany. Izao ange na manana compte any ivelany aza izy hamatsiana ny mpitolona voara-maso be ka ahoana marina moa izany no hametrahantsika ny plan B.
Ny tsy dia ho levon'ny vavoniko mantsy ny mbola hitety litera maro, ohatra hoe : Plan C, D . . . . . . Z. Dia baina ary manohy soa aman-tsara ny vacances.
Aoka leaza !!!!

8. nancy
(
12/05/2009 14:31)
Inona aza ny olanao na kivy ny olona na tsy kivy. Zareo aza mazoto mankeny ankorondrano ka inona ny tena problemanao e? sa le faly handrangitra fotsiny? rehefa tsy manantena ianao dia tazomy hoanao irery fa ny olona tsy terenao amin'izay tiany sy antenainy.
essera:

9. xxx
(
12/05/2009 14:33)
nona aza ny olanao na kivy ny olona na tsy kivy. Zareo aza mazoto mankeny ankorondrano ka inona ny tena problemanao e? sa le faly handrangitra fotsiny? rehefa tsy manantena ianao dia tazomy hoanao irery fa ny olona tsy terenao amin'izay tiany sy antenainy.
Ka mankorotana vahoaka ny olana e!
10. nancy
(
12/05/2009 14:36)
Ny nataon'i tgv teny amin'ny 13 mai koa zany nanakorontana vahoaka? de avy eo nangalatra fahefana...
xxx:
nona aza ny olanao na kivy ny olona na tsy kivy. Zareo aza mazoto mankeny ankorondrano ka inona ny tena problemanao e? sa le faly handrangitra fotsiny? rehefa tsy manantena ianao dia tazomy hoanao irery fa ny olona tsy terenao amin'izay tiany sy antenainy.
Ka mankorotana vahoaka ny olana e!
11. xxx
(
12/05/2009 14:40)
Ka izay indrindra no hifamaliantsika gasy eto, 91-2002-2009 dia mbola hitohy hatrany.Samy tia tanindrazana hono,Ratsiraka,ra8, tgv sns...
12. essera
(
12/05/2009 14:44)
nancy:
Inona aza ny olanao na kivy ny olona na tsy kivy. Zareo aza mazoto mankeny ankorondrano ka inona ny tena problemanao e? sa le faly handrangitra fotsiny? rehefa tsy manantena ianao dia tazomy hoanao irery fa ny olona tsy terenao amin'izay tiany sy antenainy.
Reveko mihitsy ny ahy lé miaka-pofona kely tahaka izao. Ny problème-ko efa voavahako efa ela2 mits. Fa fampaherezana sisa no ataoko ary ataoko hatramin'ny farany mandra-pà ohatr'zay ilay tolon'ilay hoe : "ARA-DALANA".
13. xxx
(
12/05/2009 14:45)
Efa mandraiki resy letsy ry Essera ry Tim fa mba aza velesinlah mafy loatra tsony a! elah ko lets de tsy mba mihantra mihits !! i Nancy kely zao io minainaina be io tokony mba ampaherezinlah !! sarotra be kou alou letsy essera ny manazava resaka aminireo fa ho leo fanotaniana eo elah anio ! fa tsy azony mihitsy zay tianlah tenenina na defa averimberinlah eo foana aza fa ze ao andohany ihany ny azy no asesiny hanotaniana anlah eo !! donto anie letsy reo Tim reo kah !! marina e !
14. essera
(
12/05/2009 14:55)
Tsy mahita soratra ao mits a ry xxx manangana saina fotsy. Efa zatra ny mandresy ireo mpiondana ireo ka sarotra aminy ny hiteny hoe "diso izahay". Ny contraire-n'izay aza no tanisainy lava eo.
Ary rehefa tena hibaboka izy dia izao no ataony :
[center]MIFONA AHO FA DISO IANAREO E[/center]
:-D :-D :-D

15. andrywui
(
12/05/2009 15:01)
Efa mandraiki resy letsy ry Essera ry Tim fa mba aza velesinlah mafy loatra tsony a! elah ko lets de tsy mba mihantra mihits !! i Nancy kely zao io minainaina be io tokony mba ampaherezinlah !! sarotra be kou alou letsy essera ny manazava resaka aminireo fa ho leo fanotaniana eo elah anio ! fa tsy azony mihitsy zay tianlah tenenina na defa averimberinlah eo foana aza fa ze ao andohany ihany ny azy no asesiny hanotaniana anlah eo !! donto anie letsy reo Tim reo kah !! marina e !
azafady fa lasa xxx io fa za tsy mba tia manao anreny fa le miseho vatana be io ihany no tena reviko !!! za ihany zany io fa asa ze naha xxx azy !! mazava be zay tsisy komanter tsony zan !
16. locl
(
12/05/2009 15:50)
Iza no handeha hifona amin'areo ????ry essera.
Vao ny premier set izao no hiadivana sady le izy efa ho azonao, raha ny 2ème set aloha dia aza manantena na jeu 1 aza. 6 - 0 no ady eo. 2 set à 0 izany no hiasarahana eo, jereo tsara eo ange e

17. pikatti
(
12/05/2009 19:41)
Fa elah ve ry essera mihevitra va vita ny afera é, tsy fantatr'elah marina ny zava-misy de miteniteny foana eto , tena tsy avotra mintsy ty bandy ty
18. nancy
(
12/05/2009 20:51)
Ary mangina amizay fa efa nikipily i tgv. Tsy nahazaka ilay toerana ngamba ka nanapa-kvt fa tsy hilatsaka candidat intsony amin'ny election manaraka...sady efa fantatra anie fa tsy ho lany na oviana na oviana izy e.
essera:
Tsy mahita soratra ao mits a ry xxx manangana saina fotsy. Efa zatra ny mandresy ireo mpiondana ireo ka sarotra aminy ny hiteny hoe "diso izahay". Ny contraire-n'izay aza no tanisainy lava eo.
Ary rehefa tena hibaboka izy dia izao no ataony :
[center]MIFONA AHO FA DISO IANAREO E[/center]
:-D :-D :-D
20. rpetit
(
13/05/2009 06:16)
MANAMAFY ZA ANDRY RADOMELINA FA RAHA NY FOZA DIA AZO ANTOKA NY HIFIDY AHY SATRIA IRENY MAHERY MITERAKA FA TSY AMPY TAONA NO BETSAKA SADY TSY MAHATANTY LAZON 'ADY KA ALEOKO IHANY TSY MILATSAKA , hilatsaka haninona eo koa moa BANKY ROPITRA EO NY INJET
DADA VE NO HIANARAN'IALAHY MBAY TANY
DADA VE NO HIANARAN'IALAHY MBAY TANY