Ny tena tanjona amin'ilay
1. essera
(
12/05/2009 11:28)
Raha nandinika tsara ianareo tamin'ilay nomination an'i Manandafy ho praministra dia hoe ao Andafiavaratra izy no hapetraka ho biraony.
Kôpy an'iny daholo aloha.
Raha tena zohina ny tantara dia efa nanana projet goavana hametra-tena ho MPANJAKAN'I MADAGASIKARA RAVALO. Gaigy a ??? (...) Zah koa ary mba gaga koa. Mitaizataiza zavatra eny Imerikasinina eny izy ho an'izay mikipy sy mpanara-drenirano.
Ny grand projet du siècle (izay tsy tanteraka) teto Madagasikara izany dia ho lasa izao :
- Ravalomanana mipetraka eo Manjakamiadana (veloma Ranavalona).
- Ny praiministrany eo Andafiavaratra (mandrapihaona Rainilaiarivony).
izay tompoko no antony efa nanombohana dien'ny mialoha ny jadona sy ny ampihimamba.
Milay e... Misy midonaka mihitsy ny mpiondana leazhhhhhhhhaaaaaaaaaa.

répondu par xxx le 12/05/2009 11:58
2. xxx
(
12/05/2009 11:32)
Kay ve izay ianao vao kopy e??? izay mintsy anie no nampirotoroto an'i lery hamita haingana an'i manjakamiadana e !
3. xxx
(
12/05/2009 11:37)
Na nisy na tsy nisy ity tantara ratsy famindrana taolam-balo ity,
Mbola vao nandeha fotsiny ny resaka fanarenana ny rova, dia nilaza ry zareo hoe asiana ascensseur, Natao resaka mazava be io, t@ gazety sy tele, sao de hisy hiteny hoe taiza no nisy an'zany...
Averiko... t@ filazana fotsiny hoe hasiana ascensseur ny rova dia niteny aho t@ zay hoe, misy tetika hafahafa ao ambadik'izay, ary tena nihevitra aho hoe , hanao ny tenany ho mpanjaka ity Le8 ty atsy ho atsy,
Rova tokony havela @ maha-izy azy fa tsy volena ascensseur zany...
De nivoaka moa ity resaka farany ty, dia hoy aho hoe, tsy diso ny fihevitro

4. essera
(
12/05/2009 11:39)
Ny antony namindrana an'lé razana, sao d mi-contrer an'ilay pouvoir entina avy ery Imerkasin. Mahalasa saina we sao d lery iany aza no commanditaire nandoro ny Rova mba hanotana fady ilay toerany (saika) rahatrizay.
Izy koa mants ra isalobok'omana io gaigy be. Tonga d ampinaniny tampoka izany d efa mandeha ny zavatra vao tezitra ny gasy kely isan'isany, izy efa miaraka amin'ny taratasy ARA-DALANA. Indrisy !!!
Zao omen'ny TGV ny sarik'ampandriana kay tsy mahatanty asiana ihany ny mpampitsapa hery. Boay kely iny v r Dada no nahavita anao toy izao. :-D :-D

7. xxx
(
12/05/2009 11:41)
tsisy olona akory eto de miresaka rery eto ty rangah ty , mampalahelo :roll: :roll: :roll:
8. xxx
(
12/05/2009 11:47)
hoy xxx6
Azafady ,kay nataoko fa hoe olona ianao kay alika :-D :-D :-D :-D
sisy olona akory eto de miresaka rery eto ty rangah ty , mampalahelo
Azafady ,kay nataoko fa hoe olona ianao kay alika :-D :-D :-D :-D
9. tafondro
(
12/05/2009 11:48)
essera:
Raha nandinika tsara ianareo tamin'ilay nomination an'i Manandafy ho praministra dia hoe ao Andafiavaratra izy no hapetraka ho biraony.
Kôpy an'iny daholo aloha.
Raha tena zohina ny tantara dia efa nanana projet goavana hametra-tena ho MPANJAKAN'I MADAGASIKARA RAVALO. Gaigy a ??? (...) Zah koa ary mba gaga koa. Mitaizataiza zavatra eny Imerikasinina eny izy ho an'izay mikipy sy mpanara-drenirano.
Ny grand projet du siècle (izay tsy tanteraka) teto Madagasikara izany dia ho lasa izao :
- Ravalomanana mipetraka eo Manjakamiadana (veloma Ranavalona).
- Ny praiministrany eo Andafiavaratra (mandrapihaona Rainilaiarivony).
izay tompoko no antony efa nanombohana dien'ny mialoha ny jadona sy ny ampihimamba.
Milay e... Misy midonaka mihitsy ny mpiondana leazhhhhhhhhaaaaaaaaaa.
Ny rakitry ny ela ve no hipetrahana hitondrana fanjakana dia mba ahoana ? ajanony aloha ny intox ry essera fa betsaka ny olona tsy mahay manavaka ny virtuel sy ny réalité ô !!
11. essera
(
12/05/2009 11:55)
Tafondro, zavatra possible ange izany azo eritreretina e. Ravalo ange raha tena nandinika ny 2ème mandat nareo d nahita fa tena sûr be we zah 100% foana ny revy manomboka hatreto. Saingy indrisy ry tapa-tsôsisy.
Mba mety ve izany raha am Tafondro we ny fianakavian'ny maty aza tsy kôpy an'ilay famindrana. Hanao famadihana aza ianao mila maka autorisation any am Firaisana, hitsofana mozika be toy ny inona, mbola hanasana olona farak'izay zakan'ny parotsanao.
Ny taranak'iny faritra atsimo2 iny aza ny antony hikaramana aty Iarivo hamadihana ny razany hanaovana akanjo complet.
Conclusion, efa fanaovana mihoatra ny METY ny nataon'lery. Aleo aloh ts be kôzy mandrapavitan'ny enquéte.

12. xxx
(
12/05/2009 11:56)
angamba samy misy andafy andafy ity dia hoy i ra8 hoe omeko anao andafiavaratra ry manandafy fa manjakamiadana ho raisiko