Ravalo ihany no tompon'ny capsat sy nampianatra azy ireo

1. andrywui ( 12/05/2009 09:40)
Ravalo ihany no niembauché an'ireo capsat ireo sy nanome formation andry zalah oe rehefa misy manohitra ny Fanjakana an , de izao atao ,tonga de sambory de ampijalio de gadrao ataovy fay mihitsy ry charles a!!mazava ve ?? à vos ordres chef !! hoy ry zalah !!
ny antony dia izao : Tamin'i Ravalo teo amin'ny Fitondrana dia matetika izy no miakatra eny Soanierana eny manome formation sy mampianatra ireo capsat ireo amin'ny taktik rehetra handemena ny mpanongam-panjakana,! de io izy aplikendry zalah io !! fa voarainy tsara ny zavatra nampianarin'i dada azy ireo!!! ry lerony ko tena mpianatra mahay kah !! ha ha ha !!
répondu par xxx le 12/05/2009 10:44
2. benkintana ( 12/05/2009 09:42)
capsat kely BOUM BOUM de vita :twisted: :twisted: :twisted:
3. essera ( 12/05/2009 09:43)
Nitady raharaha k'no. Mpétrah tsara am zay fa zara aza ny compte mba nisokatra ihany. :-D :-D :-D
4. kidoropamba ( 12/05/2009 09:44)
Raha tsy teo CAPSAT dia efa namidin-dravalo ny taolam-paty tao manjakamiadana. Tsssss. Tena tsy lasa ilay levalo e.
5. xxx ( 12/05/2009 09:44)
Sain'olona mitapy ny anela zany , tsy fanao zany miantsy ady sy manakorotana zany bedy eo elah andrywui
6. tafondro ( 12/05/2009 09:47)
CAPSAT ;dia tadidio fa efa nisy hatramin' ny andron'i tsiranana .
7. andrywui ( 12/05/2009 09:48)
Lany mondrokery mihitsy i dada nizara cahier sy stylo ho andry zalah tam fotoan'androny hoe tonga de tifiro mihitsy ry zalah ref tsy azo tenenina moramora ka mitady handrava sy handrodana sy hanongampanjakana sy ny fitondrana a! ampijalio , fatory , ampisotroy pipitsaka , kidnapeo ,de tifiro ho faty any (toy lay teo A/tsirohitra) --de io izy hiaraha mahita io de nampisotroiny pipitsaka tokoa ny sasany , notifiriny , ampijaliana etc.... TAPITRA
8. xxx ( 12/05/2009 09:49)
Efa retirety sy gly ny formation Tsiranana ry Tafondroa.Formation ra8 no maro ao amin'izao fa aza mody fanina e!
9. xxx ( 12/05/2009 09:51)
Zany zao no ampanaoviny an'i bofin'elah andrywui de ahoana ???
hibaradaka eto elah zany
nataon'i pikatti nihinana leity zany fa mbola tsy ao tsara
tafondro aza efa mamerina lesona ho an'elah io
10. andrywui ( 12/05/2009 09:53)
Ravalo ihany no niembauché an'ireo capsat ireo sy nanome formation andry zalah oe rehefa misy manohitra ny Fanjakana an , de izao atao ,tonga de sambory de ampijalio de gadrao ataovy fay mihitsy ry charles a!!mazava ve ?? à vos ordres chef !! hoy ry zalah !!
ny antony dia izao : Tamin'i Ravalo teo amin'ny Fitondrana dia matetika izy no miakatra eny Soanierana eny manome formation sy mampianatra ireo capsat ireo amin'ny taktik rehetra handemena ny mpanongam-panjakana,! de io izy aplikendry zalah io !! fa voarainy tsara ny zavatra nampianarin'i dada azy ireo!!! ry lerony ko tena mpianatra mahay kah !! ha ha ha !! Lany mondrokery mihitsy i dada nizara cahier sy stylo ho andry zalah tam fotoan'androny hoe tonga de tifiro mihitsy ry zalah ref tsy azo tenenina moramora ka mitady handrava sy handrodana sy hanongampanjakana sy ny fitondrana a! ampijalio , fatory , ampisotroy pipitsaka , kidnapeo ,de tifiro ho faty any (toy lay teo A/tsirohitra) --de io izy hiaraha mahita io de nampisotroiny pipitsaka tokoa ny sasany , notifiriny , ampijaliana etc.... TAPITRA
11. benkintana ( 12/05/2009 09:56)
tsy miteny aty zany capsat zany é, efa hanary ankanjo reo fa elah ve misaina é BOUM
12. tafondro ( 12/05/2009 10:00)
xxx:

Efa retirety sy gly ny formation Tsiranana ry Tafondroa.Formation ra8 no maro ao amin'izao fa aza mody fanina e!



Ny votoatom- pifehezana mbola mitovy ihany ,tsy misy hafa ; famoretana ,famonoana , fametavetana , fandrobana ,..... fa aiza ary izany fijerinao azy izany !! :idea:
13. andrywui ( 12/05/2009 10:01)
tafondro == fa iza ozy elah no nampianatra azy ireo sy nampiditra izany formation ratsy zany tamindry zalah capsat ?? = RAVALO
14. xxx ( 12/05/2009 10:02)
Voalazanao
15. tafondro ( 12/05/2009 10:09)
andrywui:

tafondro == fa iza ozy elah no nampianatra azy ireo sy nampiditra izany formation ratsy zany tamindry zalah capsat ?? = RAVALO

Ny structure étatique de l' independance fantoche no nampiditra izany !angamba azonao alaina sary antsaina !!

16. xxx ( 12/05/2009 10:15)
kozy ve???
17. andrywui ( 12/05/2009 10:29)
izao ny tanany havanana ihany no manakenda azy !:!
18. xxx ( 12/05/2009 10:35)
mihinana io fa zao i andry ndray zao nofoterany fa lasan'i pierrot ny capsat
19. andrywui ( 12/05/2009 10:42)
tafondro == fa iza ozy elah no nampianatra azy ireo sy nampiditra izany formation ratsy zany tamindry zalah capsat ?? = RAVALO

zao izy zany nandrora mitsilany !!!
20. xxx ( 12/05/2009 10:44)
andrywui== fa iza ozy elah no nampianatra azy ireo sy nampiditra izany formation ratsy zany tamindry zalah capsat ?? = ANDRY TGV

zao izy zany nandrora mitsilany !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2272