Adinon'ny tgvendrana ny sivily nitondra basy teo @ 13 Mai
1. penguin
(
12/05/2009 09:18)
Asa na heverin'ireto tgvendrana ireto tsy mipetraka @ horonan-tsary, gazety izay miely eran'izao tontolo izao ireo olona nitam-basy nefa tsy nanao fanamiana miararamila niambina azy teo amin'ny 13 Mai nandritra ny tolona tgvendrana. Raha nahita ireo nitam-basy tany Toamasina dia niakatra Fahita lavitra ny Ministry ny Polisy na Anatiny ary nanazava fa tsy mety ny nataon'ireto mpitsena an'i Pierrot Rajaonarivelo. Tsy misy resaka politika ity hoy ty ministra tgvendrana miaraka @'ny DG-ny fa milaza ny tsy mety fotsiny. Nefa dia resaka politika mazava izao.
Any amin'i Pierrot izao ny baolina ary milaza ny hitety an'i Madagasikara izy sy ny mpomba azy.
Aza mitsipa-dolaka-nitana ry pierrot hoy ny tgvendrana

répondu par xxx le 12/05/2009 12:29
2. xxx
(
12/05/2009 09:23)
Efa mba nidina kosa ny vidina kox ao Tsaralalana ry Pinguin dia mba mifalia.Raha manana karatra TIM elah dia 50% de rediksion be zao mintsy
3. andrywui
(
12/05/2009 09:25)
Inona ary no tena problemanty bandy ty ??
toro-hevitra ho anao ty penguin !! maninnn toi rah maka congé kely aloh de manao vacance fa tena saturé be ny coco anlah de tsy misy mazava ze lazainlah sady tsy misy azonlah ze fanazavana rehetra entin'ny olona eto !!!
remarkeko fa adiny iray eo aho vao mahatafita fanazavana tsotsotra amlah ! nefa 3minitra amin'ny bandy normal sasany de vita !!!
---tamin'ny an'ny Tgv nanomboka nitana basy anie efa namindra ny fahefana sy efa nanomboka nanipy gants ny dadanareo e !! fa ity kosa bandy tsy fantatra oe ahoana marina !! tsisy vahoaka be amanaliny manohana toa ny an'ny Tgv teo 13 mei , tsisy vahoaka mangataka fandrodanana fitondrana , tsisy miaramila marobe manohana toa ny an'ny tgv ! miaramila ihany anie reny manao tenue civil tam tgv reny fa noho ny fandaminana anatiny eoa am samy armée de nasaina nanao tenu civil ry lerony !! mazava ve penguin ??? TAPITRA

4. xxx
(
12/05/2009 09:31)
Antsoiko eo i pikatti hanafay anelah fa resaka bla bla bla bla tsisy miheno ty lazainao andrywui ,voan'ny gripakisoa mantsy no mpanao an'izao fa ndàna manatona dokotera
5. andrywui
(
12/05/2009 09:32)
inona ary no tena problemanty bandy ty ??
toro-hevitra ho anao ty penguin !! maninnn toi rah maka congé kely aloh de manao vacance fa tena saturé be ny coco anlah de tsy misy mazava ze lazainlah sady tsy misy azonlah ze fanazavana rehetra entin'ny olona eto !!!
remarkeko fa adiny iray eo aho vao mahatafita fanazavana tsotsotra amlah ! nefa 3minitra amin'ny bandy normal sasany de vita !!!
Averiko ndray ---tamin'ny an'ny Tgv nanomboka nitana basy anie efa namindra ny fahefana sy efa nanomboka nanipy gants ny dadanareo e !! fa ity kosa bandy tsy fantatra oe ahoana marina !! tsisy vahoaka be amanaliny manohana toa ny an'ny Tgv teo 13 mei , tsisy vahoaka mangataka fandrodanana fitondrana , tsisy miaramila marobe manohana toa ny an'ny tgv ! miaramila ihany anie reny manao tenue civil tam tgv reny fa noho ny fandaminana anatiny eoa am samy armée de nasaina nanao tenu civil ry lerony !! mazava ve penguin ??? TAPITRA

6. xxx
(
12/05/2009 09:38)
Tsy azona zany ny fandehany ary tsy mahagaga zany raha zao no mba valinteninao,jereo daholo ny zava-niseho fa misy azonao dinihina tsara ,io no azoko hanampiana anao andrywui
7. penguin
(
12/05/2009 09:41)
Izaho aloha dia tsy mila lesona avy aminao ry andrywui ary tena mampandoha sy maharikoriko ahy mihintsy ny filazan'ny sasany fa izaho no ianao tgvendrana io satria namorona solon'anarana sahala ny ahy ianao tao aloha tao fa nisy nalatsaka kely fotsiny mba hampifangaro ny sain'olona.
Ny samy tsy ara-dàlana no miseho mifananatra ka mampiesona vahoaka ary izay no soratako ry andrywui wui wui a.
Ataovy ny amnistie faobe fa tsy izahay akory no voa amin'izany. Baolina an-tanim-bary io ka na milaza mandresy aza elah tgvendrana samy mbola resaka an-tanimbary ty. I Madagasikara no fesona tsy misy fivoarana eto ihany amin'io koa mifalia ry tgvendrana isany é.

9. xxx
(
12/05/2009 10:09)
hay ve andrywui efa nanao fika be namadika ny anarana penguin hi discréditer-na an'i penguin é,ary tsy tantiny mihintsy zany elah penguin fa tsy hitovy lenta @ elah mintsy izay tsinona
mba manaova correct refa hifampidinika ry andrywui fa aza mi-triche a

10. andrywui
(
12/05/2009 10:15)
ze kozinlah kozinlah e!! sady tsy hisy ahita anity disc efa aty ambany be ty mihitsy !!! ha ha ha h !!! ataoko !!!
12. penguin
(
12/05/2009 10:31)
"Train à Grande Vitesse" tsisy fa anarana apetapetaka ka izao mivoajamala ny mpitondra ka ny Ambasadaoro Amerikana no anavan'ny praiministra tgvendrana vavabe. Asa adinony fa ny Ambasadaoro no solon-tenan'ny Mpitondra sy ny Firenenny. Dia eo ampiesonina hatrany ny olona hampidirana hevitra sy resaka vaovao isan-karazany. Ny sivily nitam-basy fanaony no hitsarany ny hafa nefa ilay hafa noresahiny izy ihany no manome alalana ilay olona halaza. Saingy hatahorany indray satria malaza nohon-dry tgvendrana indray le olona.
13. andrywui

14. xxx
(
12/05/2009 10:36)

15. penguin
(
12/05/2009 10:56)
Jereo fa nosoratako ny 12-05-2009 12:31:08
nadikan'i andrywui ny 12-05-2009 12:31:54
ary naverin'ny xxx ny 12-05-2009 12:36:36
Izany no "Train à Grande Vitesse" tsisy fa ny tgvendrana no misy. Maninona raha avadika koa ny minitra ry andrywui tgvendrana a ? Izao no olona milaza hanome lesona politika eto ka dia samia misaina fa tgvendrana resaka barofo no tena hainy.

16. xxx
(
12/05/2009 11:04)
efa fay lesy lery any a, lasa any @ urgence ,nataon'ny bandy angaredona tato le vendrana fa nibaradaka ,sao ary mba tapaka lalan-drà tao ,loza,tsisy hihomezana ntsony eto
17. xxx
(
12/05/2009 11:09)
tara amin'elahy lesy lery e,tena kozy izany.Tsy resaka politika intsony ity fa tena efa declaration d'amour mihitsy,tsy manino anie izany mba mifandefa sms raha samy mbola menatra e
18. penguin
(
12/05/2009 11:21)
Kay tena voavadik'i leiry resaka malotobe ndray izany ny serasera-politika raha marina ny anao ra-xxx farany. Aza adino aloha fa tsy pelaka ny tenanay ka any aminao xxx angamba izy no tsara mifanao sms =)) =)) =)) =)) . Na izany na tsy izany aza simbaina kosa ny seraseram-politika fa mba misy olona tena mandalina ato nefa avy dia sendra resaka tgvendrana satria tsisy ny "Train à Grande Vitesse" kanouuuu
19. rpetit
(
12/05/2009 11:33)
le izy nge zao e , tafiditra anaty engrenage i TGVendrana tsya fa-miala am pierrot-zao ataony mi na na ny am a n i n y
io ndray de tsy hateza zany io fanjakana io

20. rpetit
(
12/05/2009 11:36)
ela zay bandy kely io ve iza no hanaik baikon ela , tsy mahazaka tetik ady politika , zao tsy afa miala am pierro , las poirreau ela farany