Hisaorana ny CAPSAT nampandositra an'i levalo

1. kidoropamba ( 10/05/2009 17:08)
Na inona lazaina na inona lazaina fa hoe mafy levalo, mafy TGV, mafy ratsirahonana, mafy satrobory....CAPSAT ihany aloha no nampiditra ny bolina e.

Raha tsy teo ireo dia mbola nagerendravalo ny lohan'ny gasy.

Nanambotra sy nandaka voudy an'i Manandafy sy ny mpamono olona ry kommandà sarla sy ny namany, HISAORANA E

Nitifitra sy namono olona ry RAOELINA dia tokony samborina.

Misaotra ny CAPSAT e.
répondu par benkintana le 11/05/2009 13:47
2. xxx ( 10/05/2009 17:20)
ranoue efa tara ho any paris hilahatra dia nijapy tgv , ndroo !!
3. Noue ( 10/05/2009 17:33)
:idea:
4. locl ( 10/05/2009 19:11)
antsoy koa ny CAPSAT rehefa manao adultère aminao ny vadinao na ny sipanao.
5. locl ( 10/05/2009 19:40)
5/5 noue a!
6. pikatti ( 10/05/2009 23:20)
elah koa niseho mafy teo fa telo volana elah zay ninana tsy fihinana tany,tsy naha kidoropamba anelah koa io fa tsara refa mahay misaotra ny namelaka fa efa malala fomba,inaona ny tenenyna haingana avereno merci capsat nanelaka ahy hoe :-D :-D :-D
7. benkintana ( 10/05/2009 23:27)
Ny fanajako anao ry igahy be no tsy nandarohako anaoa tao anaty chiote tao
8. kidoropamba ( 11/05/2009 09:14)
Ravalomanana dia namono olona aman-jatony.
Ny CAPSAT kosa dia nanambotra sy nanagadra ny mpiray tsikombakomba tamindravalo namono an'ireo malagasy maro ireo.

Siora CAPSAT.
9. penguin ( 11/05/2009 10:40)
Tsisy ilainay izany CAPSAT izany na hoviana na hoviana. Na ny verbe CAPSATER aza efa misy ary tsy miasa amin'ny zavatra tsara izany. Ny malagasy maro dia mahalala ny tsy fetezan'ny nataon'ny CAPSAT saingy mbola ho avy ny andro hanehoany azy.
10. kidoropamba ( 11/05/2009 11:33)
Na verbe Capsater na ravaler na manadafer, tsy misy mandraharaha an'izany e.

Ny fahasahian'ny CAPSAT no nanavotra ny firenena teo ambany ziogan'ny Ravalon-doza.

Aiza Manandafy miseho azy ho raola kanefa niafina tao an-gabone. hin hin hin hin, siora letsy cdt Charles à.

Raha mamono olona (50 mahery ny olona tsy manantsiny maty) ry jeneraly Raoelina sy Ravalo, dia mitehaka saholo nareo, kanefa raha manambotra ny mpamono olona ny CAPSAT dia lazaina fa hoe manao habibiana? habibiana avy aiza? Manadafy mpamono olona ve? "safosafo iny" hoy cdt Charles. Tokony misaotra an'i cdt Charles Manandafy fa TSY MATY. Raha azon'ny Ravalo teo andry TGV dia fatiny sisa tavela. Izany no nampandositra azy tany @ ambassade. Soa ihany fa teo ny CAPSAT.

Tsy irery ny CAPSAT fa miaraka amin'ny daholo ny rejimantan'ny tafika sy ny zandary rehetra.
Siora CAPSAT e.
11. benkintana ( 11/05/2009 13:47)
MIsaor ahy ianao ry kidorompamba hin hin hin tsara eo elah fa darohako hatrany an-kaboné eo,zany capsatkely zany foana eo no tompoin'ity rangah anti-dahy tsy misaina ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0737