2000 a 3000 no teny @ republique a nation
1. xxx
(
09/05/2009 18:53)
souce navoakany police io teto paris io ,tsy hay intsony raha mba te hiflaté koa ny police,si non efa nanao match nul an'i mpomba ny tgv teo @ 13mai aloha izany ,dia ahoana ry zalahy ahongatsika ve rarko fa mba 3000mantsy isika
répondu par diloo le 13/05/2009 01:46
3. lemenakely
(
09/05/2009 19:43)
iny aloha tokony tsy dia mitondra inona ny hoe 2.000 tatsy na 70 fotsiny no devant ny ambassade sns...Efa niaraha- nahita ireny ny zava- nisy !Izay ahitana solutions ivoahana @ izao toe-draharaha izao no maika!
4. bida
(
09/05/2009 19:50)
lemenakely : izay solution tokoa no tokony jerena satria izay no tena zava dehibe.
Izay hamerenana ny crédibilité @ mpamatsy vola maharitra, toy ny FMI sns ...
Izay hamerenana ny crédibilité @ mpamatsy vola maharitra, toy ny FMI sns ...
5. xxx
(
09/05/2009 20:09)
tsapao aloha ny herinareo hoy ra8,koa raha olona 40ohatrany mpanaraka roindefo ve tsy aleo miverina manao daholo any bekily
6. xxx
(
09/05/2009 20:16)
xxx : na 40 aza nge efa maro izay raha avela ka afaka maneo ny heviny ireo e!
Ny mampalahelo dia heveriny HAT fa tongobolo ny olona maneho ny heviny ka tampenam-bava @ herisetra.
Ny mampalahelo dia heveriny HAT fa tongobolo ny olona maneho ny heviny ka tampenam-bava @ herisetra.
7. ravalotgv
(
09/05/2009 20:43)
samy nitondra tsorany kely daholo zany de nanetroka be teny
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. nancy
(
09/05/2009 21:37)
tsisy credibilite izany io raha tsy ny hat mianakavy mihitsy no miala eo.
bida:
lemenakely : izay solution tokoa no tokony jerena satria izay no tena zava dehibe.
Izay hamerenana ny crédibilité @ mpamatsy vola maharitra, toy ny FMI sns ...
9. pink
(
09/05/2009 22:41)
Ilay resaka FMI ireny aloha dia ho sarotra.Ny réalité hitany ireo mpamatsy vola sy ny firenana hafa no mahatonga azy tsy hanome.
Ireny fanehoana herisetra sy tsy fanajana democratie ireny ve dia hatokisany mpamatsy vola.
Ny vahoaka anie no ilaina ny famatsiambola fa tsy ny HAT akory.Donc,sarotra ny lalana fa dia rends à César ce qui appartient à César.....César=vahoaka

10. ndaty
(
09/05/2009 23:34)
Ny vahoaka anie no ilaina ny famatsiambola fa tsy ny HAT akory.Donc,sarotra ny lalana fa dia rends à César ce qui appartient à César.....César=vahoaka
arréte tout de suite tes conneries, fa ino le hoe averina @ vahoaka???? et l'éléction dans 19 mois, na mety koa hoe à la fin de l'année, c quoi??? c'est de la merde ??????
11. Mirananirina
(
10/05/2009 10:06)
Voalaza teo :
Ny vahoaka anie no ilaina ny famatsiambola fa tsy ny HAT akory.Donc,sarotra ny lalana fa dia rends à César ce qui appartient à César.....César=vahoaka
arréte tout de suite tes conneries, fa ino le hoe averina @ vahoaka???? et l'éléction dans 19 mois, na mety koa hoe à la fin de l'année, c quoi??? c'est de la merde
hi hi hi,saika hatsikana kely indray.
Tsy hisy vola azony vahoaka zany eo sao manofy isika e.Ny mpitantana alo
12. ifiona
(
10/05/2009 10:34)
ndaty:
arréte tout de suite tes conneries, fa ino le hoe averina @ vahoaka???? et l'éléction dans 19 mois, na mety koa hoe à la fin de l'année, c quoi??? c'est de la merde ??????
ary ny mandat an'i Ravalo tokony ho tapitra t@ 2012 koa ve, c'est de la merde?
nandalo fifidianana t@ nahazoany an'izao toerany zao ve i tgv?
13. xxx
(
10/05/2009 10:47)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/5-000-personnes-de-la-diaspora-pour-le-retour-de-ravalomanana-09052009-video_0b3bd9d06.html
14. xxx
(
10/05/2009 12:33)
Na izany aza tsy hadino koa fa ilay nahary no nanao ny endrik'i Andry tsara tarehy toa iny ka na dia hivavaka amin'io sary io ary i fiona tsy hanova izany hatsaràny izany , fa i fiona aloha na dia asiana javely aza hijanona toa iny ;-)
15. pikatti
(
10/05/2009 12:51)
Tsara ny mampafantra ny opinion'ny Frantsay via média satria ny mpitondra Frantsay mitady hisadasada be zany , tsara é , tohizanay ny tolona é
16. ifiona
(
10/05/2009 13:27)
xxx:
Na izany aza tsy hadino koa fa ilay nahary no nanao ny endrik'i Andry tsara tarehy toa iny ka na dia hivavaka amin'io sary io ary i fiona tsy hanova izany hatsaràny izany , fa i fiona aloha na dia asiana javely aza hijanona toa iny ;-)
zany a! za koa aloha tsy nieritreritra ny hampiasa javel zany e! :lol: :lol: :lol:
ny an'i Andry ndray moa zany dia ambodia mitafy odi-janak'ondry, na tsara tarehy aza ianao raha tsy ao aminao ny fanahy akoso-bolamena mamiratra jerena!fa ny atiny varahina!
17. ifiona
(
10/05/2009 13:32)

18. pikatti
(
10/05/2009 23:25)
fanampiny ao daholo zany ry zalahy a,ilaina foana ny toa izao hi-sensilibiser-na ny opinion,fa raha solution tsisy tonga de miracle zany ;mandeha ambaratongony ny zavatra rehetra
19. reeves
(
11/05/2009 08:55)
FANAJANA LEHIBE miampy FANKASITRAHANA ho an`ireo DIASPORA tonga marobe nanoina ny antso ho an`ny Firaisan-kina na dia any lavitra any aza . Tena ilaina ny hetsika toy ireny mba HANAMAFISANA EO IMASON`ity HAT ity sy ny FRANTSAY fa TSY EKENA NY FANDROMBAHAM-PAHEFANA AMIN`NY FAMPIASAN-KERY SY NY BASY na IZA na IZA ary TSY EKENA ny tetika ambadika ataon`ny Frantsay hi-legitimer-na moramora ity Transition ity . Maneran-tany dia ny FIFIDIANANA ihany no mamaritra izay ho FILOHA fa tsy zavatra hafa . Ity hetsiky ny Diaspora ity koa dia MANENTANA antsika eto an-toerana mba TSY HIRAVIRAVY TANANA fa hanohitra hatrany ary amin`ny fomba rehetra hahafahana manao izany ny COUP D`ETAT sy ireo nanao izany . Tsy maintsy haseho toy izao tokoa manko fa FITONDRANA TSY MAHEFA IO FITONDRANA HAT IO , ka izay sonia sy ny zavatra rehetra ataony dia TSY MANANKERY toy izany koa ary izany ny mahatonga ny FIRENENA VAHINY REHETRA HAMPITSAHATRA NY FANAMPIANA tokony ho AZONTSIKA MALAGASY ka ny VAHOAKA TSIMANDADIHARONA no tena ho voa mafy ara-toe-karena ary efa manomboka hita taratra izany eo amin`ny FITOTONGAN`NY SANDAN`ny Ariary . Manoloana an`izany dia ilaina ny fiverenana amin`ny ara-dalàna , ny fiverenana midinika ambony latabatra miaraka @ toe-tsaina MIFAMELA HELOKA AMIN-KITSI-PO ( AJANONA IZAY METY FANENJEHANA REHETRA ) , TSY MIJERY BE LOATRA NY LAFINY NEGATIF TAMIN`NY LASA FA MANDINIKA KOKOA NY LAFINY POSITIF AMIN`NY HO AVY MBA HIVOAHANA MIARAKA AMIN`IZAO KRIZY IZAO . Na tiana na tsy tiana dia misy FANDEFERANA TAKIANA amin`ny andaniny sy ankilany raha tiana ny ho tafavoaka kanefa izany dia TSY TOKONY HIVOAKA NY ARA-DALANA . Ny fiziriziriana tsy hanao izany dia MANAMAFY NY FAMPAHANTRANA NY VAHOAKA HATRANY ka izany ve no atao hoe Tia Tanindrazana ? Samia mailo daholo amin`ny fampandriana adrisa ataon`ny mpanao politika isika rehetra .
20. diloo
(
13/05/2009 01:46)
Tsy nisy rombo toa ireo Tamoul nilahatra tamin'ny tapa-bolana, koa tsy mi-intéressé an'i Kouchner sy ny médias ny tolona ny GTT.
Rehefa manakaiky 1000 maty ny asan'ny capsat vao mety hietsika ny vozongo.
Mi-Kouchkouch-ka be ery ra-Kouchner omaly sy androany fa be loatra hono ny vono Tamoul nataon'ireo capsat Srilankai. No izany mangina sy tsy mahataitra ny fanjakana frantsay ny raharaha mitranga any Dago ankehintriny.
Ny vadin'ny lery koa (Ocrent), dia toa mpiandraikitra be ao @'ny RFI. Nahazo consignes angamba ireo journalistes tsy i couvrir firy an'i Dago. Matahotra koa ny mpanao gazety sao capsate-van'i Ocrent ho fiarovana ny zoan'ny vadiny.Misy compression de personnels en cours manko izao ao @'ny RFI.