tasy @ helika

1. roxanaha ( 09/05/2009 09:57)
Bjr!
Sao dia misy mahalala ny fomba fanadiovana helika mba hanalana reny tasy mainty reny. Tsy haiko na lay mi-rase volokelika na lay nanao alamo na déodorant tsy zaka na inona no mahatonga ny helika lasa maintimainty be. Hany ka sahirana na de te hanao akanjo sans manche aza @ zao andro mafana zao

Misaotra!!
:-* :-*
répondu par roxanaha le 18/05/2009 16:59
2. fahamarinana ( 09/05/2009 12:57)
:arrow: roxanah :dia manao akanjo fohy tanana misy manche kely retsy aloha mandrapa a !Za tsy mahay sy tsy mahalala koa ny fanala ireny aloha ! :) (l)
3. ni81 ( 09/05/2009 13:13)
Bjr!
Sao dia misy mahalala ny fomba fanadiovana helika mba hanalana reny tasy mainty reny. Tsy haiko na lay mi-rase volokelika na lay nanao alamo na déodorant tsy zaka na inona no mahatonga ny helika lasa maintimainty be. Hany ka sahirana na de te hanao akanjo sans manche aza @ zao andro mafana zao

Misaotra!!
ilay mi-rase hono no nahavoa ilay namako izay. Nangirifiry be hoy izy dia lasa nisy fery dia avy eo nisy tasy.
Fa raha tsy mahazaka déodorant koa dia asio voasarimakirana fa tsisy fofona mihitsy na dia kely aza.
4. fahamarinana ( 09/05/2009 13:37)
:arrow: ni : voasarimakirana zany ve tsy hangirifiry akia ! (l)
5. ni81 ( 09/05/2009 16:14)
ni : voasarimakirana zany ve tsy hangirifiry akia
raha toa tsy mahazaka ilay déodorant dia azo soloina voasarimakirana e! fa tsy azo asiana an'io kosa raha toa vao avy no-rasé-na na nongotona fa miandry ny ampitso!
6. vale ( 09/05/2009 19:06)
aza asiana alamo intsony fa ireny hono toa manamainty helika
7. diamondra27 ( 13/05/2009 08:15)
faha; fa maninon no hangirifiry e, zavatra tsy maratra akory
le alamo aty am farmasia efa misy mivarotra e fa lafo an par rapport am vidiny any dago

8. roxanaha ( 14/05/2009 20:07)
diamondra27:

faha; fa maninon no hangirifiry e, zavatra tsy maratra akory
le alamo aty am farmasia efa misy mivarotra e fa lafo an par rapport am vidiny any dago




de inona hono no anaran'ny alamo @ teny vazà?
9. ni81 ( 14/05/2009 20:54)
de inona hono no anaran'ny alamo @ teny vazà?
ALUN no anarany @ teny vazà
10. Papiso77 ( 15/05/2009 07:47)
Salama!
Sao de mba nampiasa lavenona ianao taloha rehefa maka ilay volo?Efa tratran'izany manko aho tamin'ny faha 15 taona tany ho any de najanoko ilay izy fa mi-razy zah taty aoriana de afaka ho azy. Ary tena betsaka ny olona fantatro mapiasa lavenona de maintimainty be.
11. Lejoba ( 15/05/2009 22:29)
ataovy gommage corporel @ gant de crin in-1 isan-kerinandro dia déo sans alcool ampiasaina.
12. roxanaha ( 18/05/2009 16:59)
Merci @ le torohevitra isankarazany ry zareo an! tena zao za vô mahalala izany fampiasana lavenona zany. Ay ve misy an'izany kou e??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222