miady an trano sahady ry tim!!!
1. bazylou
(
08/05/2009 21:53)
milay mihitsy no ataonareo ka! Enjehana indray ve i Alain Andriamiseza satria mitady hahasarika olona, izay ela fombanareo TIM mahatonga ny fivakisana. Ny tolona mbola tsy vita dia izao sahady no hataonareo, loooooooool
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
répondu par pink le 09/05/2009 22:46
5. xxx
(
08/05/2009 23:04)
Zany ve ry xxx3
Toa lazain-dry zalahy salopard nefa salopard any voan'i grippa kisoa :-D :-D :-D
Toa lazain-dry zalahy salopard nefa salopard any voan'i grippa kisoa :-D :-D :-D
6. xxx
(
09/05/2009 07:22)
handao rabazy hilahatra any paris androany f'aza be resaka eo ,manohana ny ara ara dalana anie toi iny fa fantatray eh :* :* :*
7. andrywui
(
09/05/2009 08:25)
bazylou tsy azon'ny Tim hiaraka aminy zan e !! rah mbol tsy mitsahatra io fanakorotanan firenena sy fanjakana ataon'ny TIM sy ny ara-dalana (fosika sy fopla io) de mbol misy rasarla ihany zan eto am tanana ! avelao aloh hilaminn ny tanana de ts misy rasarla intsony fa nareo ihany anie no mahatonga ny ol hamoaka andrasarla e !!! ha ha ha ha
8. Mirananirina
(
09/05/2009 08:55)
Bazy,iza moa no tsy miady antrano???????????? :) Mpivady ,mpianaka ,mpinamana aza miady ko :)
10. bazylou
(
09/05/2009 16:17)
tsy aleo mankany amin'ny foire de paris toa izay hilahatra any bastille!! nadana mahazo any e!! sady ny andro avy ny orana , beeeuuurrrk!! izahay tsy trondro maty mpanara drenirano e!! :-D
11. pink
(
09/05/2009 22:46)
Lainga izany e.Ny malagasy izao no malaza fa miforibody @ basy mirangaranga,fanagadrana izay tsy mitovy hevitra any HAT,.Mahamenatra no maharary ny mahita itony malagasy mandohalika sy voadaka no voaompa ...
