Mila mihenjana tsara ny Fanjakana fa be loha ny TIM

1. andrywui ( 08/05/2009 14:50)
Tsar mihitsy aloh nisian'io ra-charles io amzao tsy afa mikofoka mitsy ra- TIM kely fa manjokaiky mitampif^pify kely daholo ee! tena tsy mihetsika sy tsy miteny mihitsy anie !! ny TIM eto amin Forum zao no mba io sahy mikanainaina kely eto io fa reh vao eny ivelany koa de lakoly ny vavany !
sa mba sahy miteniteny manohitra ve nareo ref eny Amboja eny ?? na eny amin Magro eny ? ha ha ha !!
2. sitlo ( 08/05/2009 15:07)
pfffffff
3. XxxX ( 08/05/2009 15:14)
andrywui:

Tsar mihitsy aloh nisian'io ra-charles io amzao tsy afa mikofoka mitsy ra- TIM kely fa manjokaiky mitampif^pify kely daholo ee! tena tsy mihetsika sy tsy miteny mihitsy anie !! ny TIM eto amin Forum zao no mba io sahy mikanainaina kely eto io fa reh vao eny ivelany koa de lakoly ny vavany !
sa mba sahy miteniteny manohitra ve nareo ref eny Amboja eny ?? na eny amin Magro eny ? ha ha ha !!
elà no tena atao we biby olona


4. hery ( 08/05/2009 15:45)
Io fihetsika io no haharava tsy ho ela ny HAT. Fihetsika efa nanenenan-dRavalo mantsy io. Tsy inona izany fa ilay tsy mihaino ny feon'ny hafa.

Raha vao misy miteny dia heverina fa TIM dia tampenam-bava.

Misy tsy TIM te hiteny ihany koa. Misy aza TGV mihitsy mba te hiteny saingy tsy afa-manoatra intsony.

Dia rehefa tampenana mafy tahaka izany dia tsy maintsy mipoaka... dia ho rava :-)

Koa ho anay te handrava HAT dia mahafinaritra mihitsy izao ataon'ny HAT misambotra sy manampim-bava izao satria ho moramora kokoa ny hankahalàn'ny vahoaka azy.

Tokony omena grady ambonimbony kokoa i Charles (Dokafana hanitsaka) amin'izay mety ho samboriny hatramin'i Andry Rajoelina...

Aza maika
5. xxx ( 08/05/2009 16:20)
ny mpiandraikitra:
Tokony omena grady ambonimbony kokoa i Charles (Dokafana hanitsaka) amin'izay mety ho samboriny hatramin'i Andry Rajoelina...

Aza maika


Ratsy loha e!.tssssssss Ny ampiady ihany no tadiaviny sy mba fanirin'ity mpaminany malagasy ity.

6. xxx ( 08/05/2009 19:39)
stilo >> angady mondry sisa no ampiasaina fa lany ranomainty

aok'izay fa tsy ho azonao mihintsy ilay stilo plume eeeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
7. ravalotgv ( 08/05/2009 20:00)
ndana mba milahatra ra wiwi aaa

misy fizarambola anie eny ami bastille ee tonde 500 euros par tety

sniff
tcroufff

tonde voasolo daholo le matosy kely lany andro
sniiiiiffff
tcrouffffffffffffffffff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. fijo ( 08/05/2009 21:25)
hirodana hoazy io HAT io ka.tsy hanana vola homena an'i racharles intsony de hoavy koa le biby io hisintona ny volony
9. xxx ( 09/05/2009 00:00)
Tena poak'aty mintsy ny lohan'ity andrywui ty,ny vahoaka no tsy henonoina fa angaha ny tim na ny hafa , ny ao @ tgv ao anie leity ka zay tsy manaiky ny lohan-dry zalahy dia ampitahoryny ny capasat :evil: :evil: :evil:
10. andrywui ( 09/05/2009 08:22)
ha ha ha !! izao no izy ee!!
--tsy maintsy samborina mhisy ze bebe loha sy be resaka aloh satria mila milammm ny fanjakana aloh fa tsy krotaninnn lava eto !!!
--- ho andra hery manokana ty , rehefa milamina kokoa ny fanjakana ka tsy misy tsony izao tsy tena filaminana anatiny izao !! de afaka manohitra daholo sy cmiteny izay te hiteny zony zany !! fa le fanjakana anie vao tsy ampy volana vitsy akory defa hanongana sahady !! handrava !! zay eo no ho eo zay mihitsy no nahatonga ny famoahana andra-sarla
11. xxx ( 09/05/2009 11:57)
Soa ihany aza fa efa hidaboka ty HAT-CAPSAT ty fa simban'io daholo i Madakasikara,
1volna monja dia nihendanja be ny ariary ,potika tanteraka Tana,
Diniho tsara zay lazaina fa tsy manohana an-jambany fotsiny
12. onlineloanchoice ( 02/05/2018 07:34)
Mila vola fampindramam-bola manokana, fampindramam-bola ataon'ny tena manokana, fampindramam-bola amin'ny trano fonenana, fampindramam-bola madinika, fampindramam-bola ho an'ny mpianatra, trosam-bola ho fanamafisana ny trosan'ny trosa, tsy misy antoka ny fampindramam-bola, tetikasam-bola ho an'ny tetikasa? Sa ve nolavina ny trosa amin'ny banky na ny fototra ara-bola noho ny antony isan-karazany? Ianao eo amin'ny toerana mety amin'ny olana ara-bola azonao atao! Loharanom-bola tsy miankina aho, manome vola vola Ny orinasa sy ny olon-tsotra manana tahan'ny zanabola 2%. Mifandraisa aminay amin'ny mailaka amin'ny davidpetersonloanfirm1@outlook.com ary ho faly izahay hanampy anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8058