Ofisialy izao: Manohitra ny HAT ny Parlement Européen
1. hery
(
07/05/2009 18:06)
Lanin'ny Parlement Européen io hariva io ny filazana izay manameloka ny HAT eto Madagasikara. Anisan'ny lazainy amin'izany ny:
- Fanamelohana ny fanonganam-panjakana misy eto Madagasikara
- Fangatahana ny famerenana haingana ny rafitra manaraka ny lalam-panorenana
- Fanamelohana ny fampihantonana ny Andrim-panjakana roa dia ny antenimiera sy ny antenimieran-doholona
- Fiantsoana ny firenena hafa hampitombo ny famahana ny olana politika eto Madagasikara
- Fifampiresahana hany vahaolana amin'izao olana izao
...

répondu par ravonjison le 11/05/2009 12:59
3. nancy
(
07/05/2009 18:10)
Tany efa faran'izay mahantra erak'izao tontolo izao ity ka mbola miseho milay ihany ilay bazy tsisy saina...
bazylou:
tsy probleme!! madagasikara angaha eropeanina!!!
4. xxx
(
07/05/2009 18:27)
Mazava izany, tsy misy resaka Ravalomanana mihhintsy ao, fa ny senat sy ny depute no lazainy, ary nefa ny depute efa nivadika daholo ny ankabeazany, ka tsotra ny teny,
hadinoy hatreto izany dada dadanareo legaliste izany, ....
ary tadidio fa ny ambassadeur USA no nanery azy hanao demission
hadinoy hatreto izany dada dadanareo legaliste izany, ....
ary tadidio fa ny ambassadeur USA no nanery azy hanao demission
7. xxx
(
07/05/2009 18:51)
fa misy xxx1 dia xxx2 dia xxx3 fa iza ihany ary ity xxx eto ity fa mahagaga :roll: :roll: :roll:
8. hery
(
07/05/2009 19:02)
Tsy misy resaka Ravalomanana mihitsy ao ka.
Ny mahamaika dia ny mandrava ny HAT aloha dia avy eo ho hita ny tohiny na hampodiana Ravalo na tsia.
Ny mahamaika dia ny mandrava ny HAT aloha dia avy eo ho hita ny tohiny na hampodiana Ravalo na tsia.
10. Noue
(
07/05/2009 19:22)
razily2:mahavita tena @ inona? moa ve tsy anaty firenena tena mahantra M/car ka tsy ho tafavoaka raha tsy nisy ny fanampiana européen ??? ary ny FMI ??
tsy mila europeén ny madagasikara fa mahavita tena
Ho hita eo @ zay zany izay firenena mbola sahy maka partie ny zavatra nataon'ny HAT
11. endrika01
(
07/05/2009 19:24)
Mody manao vazaha mody miady eo zao le eropeana ,de avy eo...misy lalana kosa lou ny tany sy ny fanjakana e,de mila arodana zay mievaeva mba hahafahana manao fototra mafy.Mety ho tafaraka ao doly na TIM na TGV na AREMA na ireo be d be tsy voatonona ,ny GTT,amle fototra ajoro izany an,de zay vao ho afa-po aby ny pokona, :D
13. fijo
(
07/05/2009 19:35)
ny ahy alohe io fanamelohan aio,na dia hoe ilain aaza tsy ampy amiko.rah ahanamelok afotsiny izany ,tsy raharahany akory e;ngaha izy noana fa tsy ny vahoaka
14. Noue
(
07/05/2009 19:55)
tena marina aloha fa mbola tsy ampy be dia be ireo voalaza ireo eee! tokony neken'zareo daholo ny voalaza rehetra tao !
15. Noue
(
07/05/2009 20:10)
dia ity koa no voalaza androany
L’Ambassadeur des Etats-Unis, Niels Marquardt, a expliqué la nécessité d’organiser une élection avant la fin de l’année rejoignant ainsi ce qui a été décidé à Addis-Abeba.
Il a insisté sur la mise en place d’une sortie de crise et d’un calendrier électoral « consensuel » et non « unilatéral ».
Il a par ailleurs demandé aux parties à privilégier les intéréts de la population avant tout autres intéréts
L’Ambassadeur des Etats-Unis, Niels Marquardt, a déclaré hier que l’entétement du gouvernement d’insurrection dans sa gestion « unilatérale » du calendrier électoral contribue à augmenter la souffrance de la population car « les aides seront suspendues » et Madagascar sera privé des facilités obtenues sous l’AGOA

16. xxx
(
07/05/2009 22:26)
Psychologiquement, zany ho an'ny mpitondra henjana ihany tsy sahy hanaonao foana fa mitandritandrina,vis à vis ny opinion internationale koa izany dia misy fiantraikany fa lasa indésirable ho an'ny tandrefana ny hiara-miasa @ Madakasikara,ary efa nampoiziny io fanamelohana io,zay le nampijabaka azy tany @ talibans,ny bekitana sy ny acolyte-ny efa miandry faux pas
Alefaso le fifidianana hoa
Alefaso le fifidianana hoa
17. falyfenosoa
(
08/05/2009 07:40)
Ho ahy manokana dia tsy misy ilako na UE, na ONU, na SADEC, taiza izy ireo tamin'ny raharaha IRAK tsy nanameloka an'i Etats Unis? maninona no misy fiangarana?
Inona moa no tena maha maika an'ireo firenena tandrefana eto madagasikara? firenena mahantra ange Madagasikara, angaha nisy vahoaka nilahatra ka nangataka tamin'drizareo hoe avoty zahay? inona iazakazahana mafy ka anerena ny anarahan-dalàna, maninona no tsy nisy sahy nanameloka an'i Ravalomanana fa nanodikodim-bolam-panjakana?
Aza gaga ianareo raha toa ka ny tenako mihitsy no hangataka ny hampodiana ny ambassadeurn'ireo firenena tandrefana ireo.
Ho ahy dia mankahala tanteraka an'i Ravalomanana aho, tsy maintsy ho avy ny fotoana mbola hahamafimafy kokoa ny sazy izay hihatra aminy sy ireo firenena tandrefana mpanitsakitsaka ny zon'olombelona ireo.
Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko ihany.
Tsy maintsy miposaka eto Madagasikara ny mazava., ary efa eo am-pelatanan'Andriamanitra ny momba an'ity Madagasikara ity, tsy maintsy mandresy ny marina.

18. mihitsy
(
08/05/2009 10:37)
[/quote]
misy tokony idiran'ny vahiny am raharaha-tokantranon'ny gasy ve? misy gasy miditra am raharaha tokantrano'ny vahiny angaha?
satria misy tombo-tsoan'reo vahiny reo aty m/skara de miaro ny tombo-tsoany izy, ohatr'reo mpomba andra8 mbola miaro azy reo: miaro ny tombo-tsoany tamindra8
FITIAVAN-TENA NO BETSAKA
19. Oay
(
08/05/2009 11:05)
falyfenosoa:
Ho ahy dia mankahala tanteraka an'i Ravalomanana aho, tsy maintsy ho avy ny fotoana mbola hahamafimafy kokoa ny sazy izay hihatra aminy sy ireo firenena tandrefana mpanitsakitsaka ny zon'olombelona ireo.
Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko ihany.
Tsy maintsy miposaka eto Madagasikara ny mazava., ary efa eo am-pelatanan'Andriamanitra ny momba an'ity Madagasikara ity, tsy maintsy mandresy ny marina.
Falyfenosoa a! efa nolazaiko atsy ambony atsy ihany fa "AHY ny FAMALIANA HOY I JEHOVA" fa misy hamafisiko kley fotsiny d ny hoe:"ANDRIAMNITRA TSY AZO BAIKONA" satria efa nolazain'i Kristy fa "ANdriamanitra d mandrotsaka ny ORANA ENY @ IZAY TIANY HANAOVANA an'Izany"
Milatsiny aho raha toa ka manohina anao ilay resako fa za mi-comprendre tsara ilay nahazo anao, kanefa d tadidio fa raha vao miantso valifaty isika d tadidio fa mitovy @ mpanao ratsy ihany!
Momba ny fitondrampanjakana indray d ity misy tantara:
Nisy olona latsaka an-drano d io olona io tsy mahay milomana d nivavaka izy nanao hoe :"Vonjeo aho ry Ray" teo akaikin'ny teo anefa nisy vodihazo, d nilentika ilay olona ka maty an-drano d nihaona t@ Andriamanitra izy ka naome tsiny an'Andriamanitra nanao hoe maninn za tsy novonjenao d ozy Andriamanitra efa nisy vodihazo nalefako teo fa enao tsy namikitra taminy" ka mila mandray andraikitra isika tanora @ hanavontana ity firenena ity!
20. andrywui
(
08/05/2009 14:43)
Merci rabazy a!! tsisy olana marina letsy fa Madagascar angah eropeanin fa ts afrikannn ! de haninnn aty M/car ry eropeannn nef ny azy aza ts voavahany ! aza makaty zan fa aferanay sy ny afrikannn no aty ! rah te hanampy ny firenenany de tongava fa rah ahampiady sy hiady de ts mila zahay !nefa rah ho avy amin lohabe ihany de tongava fa masaka ny lohomby !!