Resy izahay ka dia manangana saina fotsy

1. xxx ( 07/05/2009 10:41)
13:00 - Ouverture chez les légalistes : les parlementaires légalistes, réunis en conférence de presse, demandent aux forces armées de baisser les armes et de libérer les parlementaires, Premier ministre et autres personnalités arrétées pour « leurs idées ». « Nous proposons le Fihavanana » ont-ils déclaré, ajoutant qu’ils sont préts à travailler avec toutes les forces vives de la nation et les anciens dirigeants dont Albert Zafy et Pierrot Rajaonarivelo
souce topmada
répondu par fijo le 07/05/2009 20:03
2. xxx ( 07/05/2009 11:21)
aleo hiasa deputes soa mana be ny tsian'asa eo e,ampiana an'ireo tim 33 lasa nanohana ny HAT :-D :-D :-D
3. xxx ( 07/05/2009 11:54)
akanjo fotsy string fotsy tapim bavava fotsy ampiana saina fotsy ,ireo indray izao no lamody ny femme legaliste e,miraozy eran'ny ville manao defilé manoloana an'i rasarla ,lylison=)) =)) =))
4. xxx ( 07/05/2009 12:01)
alaivo sary antsaina i elefanta manao string fotsy asa oa !!!!!!!!! boribory ny tany , ny fialonana tsy mahatonga aiza , ry légaliste o!!
5. xxx ( 07/05/2009 12:59)
aza ataonao an'izany kosa ihanta anay e ,izaho aza efa manahy mafy soa dia namboarin'i sarla tao @ wc carlton tao iny rahavavinay mahery fo iny.
6. essera ( 07/05/2009 14:16)
Zah tena malahelo an'i Hanta fa tsy afenina. Raha iny no tantine-ko tonga d noteneniko we mipetrah tsara tantine fa mamay be zao a.

7. xxx ( 07/05/2009 15:49)
Tantinaoa ve essera tsy vendrana toa anao ihany é, zany mba dinika , mankandoa
8. fijo ( 07/05/2009 20:03)
hihihih aoka letsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3299