Fitaovana vita sinoa tsisy dikany nefa iasan'ny TGV ndray
1. penguin
(
07/05/2009 07:34)
Rehefa nahatonga ireo fitaovana avy tany Chine ny fitondrana Ravalomanana izay nampiasan'ny EMONAT tamin'izany dia nilaza ny teo amin'ny 13 Mai fa fitaovana tsisy dikany ireo. Ny mahagaga anefa dia ireny no hisaloran-dry tarika Cdt Charles sy Lilyson ankehitriny ary hisehosehoany fatratra. Ny fika tgvendrana moa dia ireo lazainy tsisy ilana azy rehetra no hireharehany aty aoriana
répondu par fijo le 07/05/2009 20:09
3. essera
(
07/05/2009 07:50)
Fitaovam-panjakana ireny ry penguin. Donky, azon'ny fanjakana ampiasaina.
Nareo ihany ange no omena menaka, zah tsy hihinana fa mankarary kibo.
Tsy misy mihitsy antony tsy tokony hanaovany an'ireny satria volam-panjakana no nividianana an'ireny fa tsy volan-dRa8. Hambo-po deplacé rah tsy hanao an'iny ianao. Sa efa zatra hoe hividiano hafa ah fa tsy tiako io.
Ary Penguin angaha tsy mividy zavatra sinoa eny Behoririka. Samy mahatsapa sy mahafantatra isika fa mamaha olana izy eo amin'ny vidiny fa ny fahamafisany no tsy mety. Misy ny zavatra mafy ataon'ny sinoa fa destiné ho an'ny eoropeanina.
Fa raha hividy amin'izao kosa dia aleo mividy mafy raha misy ny ho enti-manana.
Tandremo fa efa mi-délire peng. Sao d alahelom-boangory no hanenjehana voatéy.

Ny fika tgvendrana moa dia ireo lazainy tsisy ilana azy rehetra no hireharehany aty aoriana
Ary Penguin angaha tsy mividy zavatra sinoa eny Behoririka. Samy mahatsapa sy mahafantatra isika fa mamaha olana izy eo amin'ny vidiny fa ny fahamafisany no tsy mety. Misy ny zavatra mafy ataon'ny sinoa fa destiné ho an'ny eoropeanina.
Fa raha hividy amin'izao kosa dia aleo mividy mafy raha misy ny ho enti-manana.
Tandremo fa efa mi-délire peng. Sao d alahelom-boangory no hanenjehana voatéy.
5. TWING
(
07/05/2009 08:34)
DIA MANINONA E
NA LE POND IO NA LA POND REHEFA TATEZANA DIA TATEZANA
ARY REHEFA ASIANA MITA DIA TATEZAMITA

7. razily1
(
07/05/2009 09:51)
tratra i namanabe na manao xxx aza
ary ahoana ndray ty mi pondre ty iza no nanatody tato lasa rsaka pond le izy

8. Mirananirina
(
07/05/2009 10:48)
Tsy maintsy vita sinoa ihany no ady eo e :) :)
Na ny sisa tsy raisiny hafa no lasa any Mada dia ny qualité ratsy

9. penguin
(
07/05/2009 13:46)
Ilay fito-pisainana tgvendrana mhintsy no mandrerakabe. Izay zavatra lazainy tsy mety lasa mety rehefa ataony ary izay lazainy fa tsara sy mety indray lasa fanakorontanana rehefa averin'ny olona aminy. Farany mpivadika amin'ny vavany izany ny tgvendrana.
- Aleo ny olona hiteny ny ao ampony hoy ry zalahy fa aza sakanana amin'izao fotoana izao dia ireo miteny hamoronana resaka hafa mba hisamborana azy
- Avelao ny mpanohitra hanana fahafahana miresaka ao amin'ny TVM nivadika izay tiany havoaka ihany no havoaka ary ny SG -n'ny Ministera mihintsy no nanambara fa hanomboka amin'ny herinandro hono hisokatra bebekokoa ka afaka hifandraisan'ny rehetra mivantana an-tariby.
- Ny mpandraharaha tsy tokony ho sankantsakanana nefa dia ry zalahy izao no manomboka misankantsakana sahady ary miverina misava hatrany amin'ny nananganan'ny olona ny orinasany hatrany ampiandohany...
- Rehefa tsy miantso Kristy dia manao pacte amin'ny demony saingy mitomany sy milelaka amin'ny Silamo izay mifandona amin'ny Kristiana indray ry zalahy.
Izany no TGVENDRANA. Ampifangaroany ny mety sy tsy mety ka rehefa tiany ho lazaina ihany no araka ny tokony ho izy. tgvendrana

11. xxx
(
07/05/2009 15:53)
Tena fotopisaina ambany loatra ny mamaly vilana ny manakorontana dinika ,izany sisa no fiadin-dry zalahy ato ,bref tgvendrana!!!
12. fijo
(
07/05/2009 20:09)
tsy ain'i essera mihints yle miresaka marina moa an.le fisainana o resahina ,ko n azy zavatra hafa no asesiny.mahonena marina,tsy mahagaga rah amanohan atgv,satria sahala