tsis zandary miandry tson ny RN ,malalak ny mpivaro dronono
1. andrywui
(
06/05/2009 16:46)
Miaina tanteraka ny vahoaka any amin'iny faritry Ampahatromà , Betafo , Soavina , Ankazomiriotra , Mandoto iny fa rehefa mitondra ronono hamidy taloha de tsenain'i zandary eo Ampahatromà na eny Ampihaviana (fiantsonana) ny olona mitondra ronono rehetr avy eny amin'iny faritra iny ka tsy maintsy amidy amn'i TIKO miaraka aminlay citerne be ajanona eo ampovoandalana eo ny ronono rehetra !! raha tsy zan de ampandalovina fitiliana any am instiitut pasteyr eny Ampasampito aloha le ronono de mahazo valiny oe aradalana avy eny vao avotsotra !!! nefa mandrapivalinzay de maimbo sy lo tanteraka ny sakafo !! de tsy maintsy alefa amin vidiny 480ar ny rononon'ny tena na dia mahatratra 800ar na 1000ar mihitsy aza rehefa tonga eny andrenivonihitra !!!
répondu par reeves le 07/05/2009 15:18
2. xxx
(
06/05/2009 16:50)
Nenin'leity de resaka rorono lava elah ve tsy ampy ronono sa te hisotro ronono é,
Tsy eto elah manao alahelon-dronono lava eto
Tsy eto elah manao alahelon-dronono lava eto
4. xxx
(
06/05/2009 16:55)
Avia aty elah andrywui ampinanako ny rononoko sady elah hono mahay mi-sucer tsara :-D :-D :-D
5. XxxX
(
06/05/2009 17:21)
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 05-05-2009 19:56:25zao lanin'ny mpisera ny mamo miantso polisy
Lohateny : maninn ra miala tato na manova ps fa ts mtenten foan ny TGVENDRANA
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy hamaly ary hanohitra be fahatany ry zareo nefa tsy arakarakizay ny zavamisy fa efa resy tanteraka !!! alefa daholo zao resak mapme rehetr zao !!!
6. halloween
(
06/05/2009 17:30)
mahamay ndray elah zan andrywui ato ! fa biby mitourne daholo no manodidina nlah !! ha ha ha ha !!!
---sao de ny dadanlaisany letsy no mila fahanana ronono any ampitsoahana any fa dezera be mantsy no nitsoahany !!
--ze mafy be ary de asehoy ny PS de mifanamamo eto fa tsy xxx lava no handosirana ahy eto !!!
--raha tsy misy mahalala aloha de izaho andrywui ihany no halloween !!! ha ha ha !! mivoaha ary ze mazana ka hiresaka hifanazava amiko fa aza manao resaka mitsoatsoaka ry babakoto a !!!!!

7. andrywui
(
06/05/2009 17:44)
Veloma lava ny fampijaliana tantsaha ry TIM a!! vita hatreo ny Fanjakazakan'dravalomanana fa any ampitsoahana any ndray izy manamboatra vatapaty !!!
--Ny vidin'ny voankazo ko mbola nihatsara koa eo amin'ny tantsaha !! tsisy TIM sy Ravalomanana managadra tsony ny tantsaha fa afaka mivarrotra ny voankazony miakatra an'iarivo ! mbola veloma ko Ravalo aminio !! ary rah sanatri aza ka raikitra zan fa ho averina le TIKO de volana vitsy de may ndray io !! ha ha ha !! tsisy loko Ravalo tsony eto Gasikara ee!! vita ketsa io vao tonga eo ivato !!!

8. andrywui
(
06/05/2009 17:56)
-- mbola madio ny tananay izao fa amin'ny fahatongavan'ny Ravalo eto de aza forcé nareo lotoina ny tananay !!! ha ha ha ha !!!
-- mila andravalo eto ampelatananay izahay fa be no hilana azy !!! teneno izy hitolotena fa rah zahay no mahatratra azy ho sahirana izy !!!
---tsy maintsy ho tratranay anefa izy na ho aiza na ho aiza !!
ha ha ha ha!!!! :evil: 8) 8) 8) :evil:

10. xxx
(
07/05/2009 01:27)
hoy i andryuwi
- mbola madio ny tananay
fa ny lahan'elah feno fasika sa inona no toa ny dinika natsanganao ihany no toherinao é
hoy ihany i andrywui
raha tsy misy mahalala aloha de izaho andrywui ihany no halloween
elah anie efa nivadibadika palitao teo ihany fa kobo é
zany no midika fa tena fakon'olona aza mbola misy hajany

11. xxx
(
07/05/2009 14:32)
Mba azonao an-tsaina moa ry andrywui hoe maninona ny ao Vakinankaratra no tena be lavitra ny legaliste mihetsika nohon`ny eto Tana aza ? Satria tsy misy debouché ny rononon`ny Tantsaha izay efa manomboka miompy ombivavy be ronono cheptel amelioré ary misy vola tokony hiditra aminy kanefa very ( manque à gagner ) . Ny tiako tenenina dia ny hoe raha tena hiady amin`ny fahantrana tokoa dia ny Tantsaha izay 85% no tokony ho tsinjovina aloha ka amiko dia ANALYSE DISO BE NY FANAPOTEHANA NY TIKO ataon`ny HAT satria itony ORINASA itony no modely amin`ny Agribusiness . Mesure anti-economique ihany koa ny vary 500 Ar satria manakivy sady mamono antoka ny Tantsaha . Io mantsy dia \"PUBLICITE\" fotsiny hahafaly ireo fozaorana natao fitaovana hanongam-panjakana fa raha ny tena vidin`ny PPN dia tsy maintsy miankina foana amin`ny tolotra sy ny tinady izany ary misy kajy mazava ahitana ny tena vidiny marina ( vérité de prix) . Ny zavatra mahamaika ny HAT izany zao dia ny hampidina fahatany ny vidin`entana izay mazava ho azy fa ho SUBVENTIONNE- n`ireto fatina Arabo mpanambola ireto ( izay tsy hay na blanchiment d`argent na ahoana ) , kanefa hanao ahoana ireo Orinasa mpamokatra eto an-toerana amin`izay ? Tsy maintsy hoe ho faty ny Orinasa gasy izay mampiasa olona firy ? Ny AGOA io efa manomboka manetsetra ka ho firy koa ny Zone Franche hikatona ? Be dia be ny vola vahiny avoaka nefa ny miditra kely , Inflation na fiakaran`ny vidim-piainana no vokatr`izany .Raha ny vinavina dia tena ho maizina tokoa ny ho avin`ity firenentsika ity ( ara-ekonomika aloha no ho resahiko fa zah tsy miditra amin`ny politika izay efa tsy haintsika h@ zay fa dia Hors sujet daholo ireo mpanao politikantsika teto ) . Ny vahaolana dia efa fantatra fa tsy maintsy ny \" FIARAHAN`NY REHETRA TSY ANKANAVAKA MIARA- MANAO NY TETEZAMITA SY NY FIFIDIANANA saingy h@ rahoviana ny HAT no handray an`izay fanapahan-kevitra izay satria ny 2010 tena lavitra loatra ! Sa sao dia ny hanapotika ny Firenena mihitsy no tanjon`ity TGV ity ? Mila mandinika tsara isika Malagasy amin`izay lafiny iray izay fa raha izay tokoa no tena tanjona ( na avy amin`ny fanahy iniana na avy amin`ny tsy fahaizana mitondra ) dia tokony hisy fanapahan-kevitra raisin`ny Gasy rehetra satria tsy antokon`olona vitsivitsy manaonao foana no hahapotika ny fiainan`ny Vahoaka 22 millions !
12. reeves
(
07/05/2009 15:18)
Dia mihomehy koa i andrywui fa hoe " vita ketsa io vao tonga eo Ivato " . Hadisoana toa ny anao izany no ataon`ity HAT ity amin`izao . Raha tena te handamina ny raharaham-pirenena dia mila atsahatra ny herisetra , fisamboran`olona ..sns fa tsy maintsy " FAMPIHAVANANA , FIFAMELAN-KELOKA , " FIARAHANA MIJERY NY HO AVY" " TSY FANILIKILIHANA N`IZA N`IZA " , ary faranana amin`ny " FIFIDIANANA MADIO sy MANGARAHARA " , izany no tokony himasohan`ny HAT raha tena tiany ny hamaha ny olana . Raha vao mbola tsy izay , dia hita fa tsy misy eritreritra hamaha ny olana ka mipetraka ny fanontaniana hoe " TENA TIA TANINDRAZANA MARINA VE NY OLONA OHATRAN`IZANY ? satria ny TOE-KARENA efa miha-mikorosy hatrany !