Niova lasa barbare be hatsikana ndray ny PS n'i Mirananirina
1. xxx
(
06/05/2009 08:34)
tsy mahita ho soratana intsony i Mirananirina dia le barbare sy hatsikana sisa no mba hevitra avoakany eto
toy izany ko ilay noue en plus tsy sahy miditra eto matetika
ilay oe Yuka tsy hita intsony teto
ze tena hevitra avoaka fa aza mataoatra e
toy izany ko ilay noue en plus tsy sahy miditra eto matetika
ilay oe Yuka tsy hita intsony teto
ze tena hevitra avoaka fa aza mataoatra e
répondu par xxx le 06/05/2009 15:09
2. KALACK
(
06/05/2009 08:50)
tena hitondra fanampiana ara-tsosialy ny arabo fa tsy araky ny tenin'ny Tim sasany oe hanadio vola maloto sns
3. andrywui
(
06/05/2009 09:18)
tena ilaina le PPN ka ze fanakianana de any aoriana aloha fa ze ahazoan'ny vahoaka tombotsoa xno atao izao
4. Mirananirina
(
06/05/2009 11:44)
tsy hita tsony zay tenenina fa nareo ato tsisy resahana tsony fa de hatsikana sisa e,mampime fotsiny
6. Mirananirina
(
06/05/2009 12:05)
aza miraharaha anzany mirana a !!
ngaha moa maninona zany e :lol: :lol: :lol: ,za ndray toujour mirana. :)
zany moa hallo ô :* :* :* :* :*
7. essera
(
06/05/2009 12:54)
Nareo ko zan tonga d bisous bisous minou minou be daholo. Za koa mba omeo ry Mirana.
:* :* :* :*
:* :* :* :*
8. xxx
(
06/05/2009 13:19)
Voan-i andrywui nareo falery ihany no nanangana dinika ho anao io ry mirana de mody miaro eo ,
andrywui=halloween=kalack =)) =)) =))
andrywui=halloween=kalack =)) =)) =))
10. Mirananirina
(
06/05/2009 14:42)
Nareo ko zan tonga d bisous bisous minou minou be daholo. Za koa mba omeo ry Mirana.
Essera iny ary e :* :* :* :* :* :* :* :* :*
11. xxx
(
06/05/2009 15:09)
Mialona indray i andrywui,votsotra ndray i Mirana ,ary mahay mampirafy anie mirana zany ,sao tokony alefa ary @ antson'ny fo @ zay ary ty dinika ty klé