Aza dia mati-kambo be loatra Ra8 . . .

1. essera ( 05/05/2009 06:08)
Niaraha-nahita sy nandre angamba ny resaka an-tel an'i Ravalo sy ny Dir Redaction MATV ireny. Dia mba variana ihany ny tena satria d mbola tsy afaka am le ex-filoha ihany ilay famatisan-kambo trop.

Ankoatra ny resaka laingan'jaza apdirina any anatin'ilay resaka dia mbola mametraka ihany hoe izaho no filoha, koa no namindra fahefana ??? Na farafaharatsiny nidongy tsy niala teo fa efa manao tari-dositra vao manao avo vava hoe : "MATIKO TEO INY RAHA TSY NOTAZONINAREO A !!!" :-D :-D :-D "

Ankoatra izay raha nandeha ny fanontaniana momba ilay hoe ahoana no fijerinao an'ireo vola b navoakan'ny HAT voalaza fa voahodinkodina ? Dia mbola miseho mandà ihany. Sa TOUTE CHOSE N'EST PAS BONNE A DIRE ??? Naninona raha nanao déclaration manezinezina Ra8 hoe tsy nisy na volam-panjakana kodiny aza tafiditra am Groupe Tiko. Tsy namaly ilay fanontaniana izany ilay valiny nomeny fa safosafoina. Efa betsaka nanontany teto hoe :
- OHATRINONA MONTANT MARINA ILAY TOKONY HALOAN'I TIKO ?
- Dia omeo ny porofo ?
Ka dia mijereva gazety ao Rah tamin'ny faran'ny herinandro teo ao amin'ny pejy farany fa vita publicité tena manaitra maso mihitsy ilay izy toy ny GRANDE BRADERIE.

Tsy vao volana desambra ve d efa nampiaka-peo ny firenena avy any ivelany hoe MISY TSY MAZAVA LEROA NY FITANTANANAO AN'ILAY PAROTSA ??? Fa vokatry ny tazom-bola dia mbola nampidirina ndray ny hoe ny Eropeana hanome avo roa heny voire 3 heny. Nahagaga ny tsy nitenenany an'io hoe nahazo Demande d'explication ny fitondrako.

Hiverina aho fa tsy niampy intsony hoe : "AFAKA FOTOANA FOHY". Miandry ny sitrapon'ny kôfa afrikana sisa. Mivezivezy Swaziland - Afrika atsimo. Rahoviana ianao ramose vao hiteny hoe tena en EXIL fa mbola lazainao voyages d'affaires foana koa ilay resaka.
répondu par xxx le 05/05/2009 11:57
2. namanabe ( 05/05/2009 06:38)
Matikambo nefa tsy misy apoaka , mirefodrefotra amin'ny tsy misy antony ry zalahy ireny e ! complexé no tena marina
3. besandry ( 05/05/2009 06:45)
Ny do-tandroka tsy mandaitra aminay
Ny action no namanay
Raha tsy mahay miaina
Dia ho ataonay mahamay 8)
4. essera ( 05/05/2009 06:48)
Ny do-tandroka tsy mandaitra aminay
Ny action no namanay
Raha tsy mahay miaina
Dia ho ataonay mahamay

Efa tsy misy mpizara vola intsony ange zao d don-drindrina sisa no ataon'ny gros bras fa tsy misy akisisika intsony.
5. tsiafoi1 ( 05/05/2009 06:59)

Mamy ny miaina ry essera. N'iza n'iza tsy maintsy milefa sy milefitra manoloana ny basy aman-tafondro. Aza mirehareha raha lavo ny fahavalonao, f'andrao ataon'Andriamanitra mitsingerina aminao koa izany

Mbola eo ambony teteza tsy mita ka aza mifaly avanja ambony ihany. Mana-petra ny zava-drehetra.

Raha nilaza ny Filoha Ravalomanan de ara-dàlana tsara izay nolazainy, mbola izy aloa hatreto no eken'ny rehetra, ny HCC, sy ny iraisam-pirenena fa Filoham-pirenen'i Madagasikara. Na ny any am-pon'ny maro an'isa de izay ihany koa fa minia mangina ny rehetra fa manoloana basy.

Nanao azy tsy ho maty manota anie ry Saddam Hussein fa rehefa tonga ny fotoana de lavo ihany. Mbola ho avy ny fotoana hampirodana HAT, ary tsy haharitra ela izany.
6. namanabe ( 05/05/2009 07:03)
Aza mody manao victime foana ry tsiafo a ! ny marina no takian'ny sasany , fa ekeo ny hadisoana fa aza hahilika amin'ny hafa foana ny tsy fahaizana mitantana
ianao no hijinja ny nafafinao , efa mijinja moa izao
7. penguin ( 05/05/2009 07:03)
HAT tsy maintsy arodana ary mandrampirodany dia tohizo ny ataon-tsiaka ry Mpandala ny ar-dàlana. Na atsofiny any ampigadrana daholo aza ny olona aman'etsiny dia aleo ho tsapan'izao tontolo izao tsara. TGVendrana tsy avela hisosa amin'ny hevitra ratsy. Ny praiministra aza efa resaka mofon'i RINAH no hisehoana vahoaka.
8. xxx ( 05/05/2009 07:07)
mirodana i penguin
9. essera ( 05/05/2009 07:18)
tsiafoi1:
Mamy ny miaina ry essera. N'iza n'iza tsy maintsy milefa sy milefitra manoloana ny basy aman-tafondro. Aza mirehareha raha lavo ny fahavalonao, f'andrao ataon'Andriamanitra mitsingerina aminao koa izany

Fa iza moa izao ry tsiafoi1 no tena manao gisalah eto am Tanana. Tsy misy manenji-dresy fa tsotra "heloka hibaboana mody rariny".

Mbola eo ambony teteza tsy mita ka aza mifaly avanja ambony ihany. Mana-petra ny zava-drehetra.

Tsy hoe mpaminany akory ianao fa tonga dia lazaina anao hoe tetezamita tsy hijanona ho taona maro toy ny mandat an'ny président. Ny hifaliako dia ny fijanonan'ny fampahoriana amin'ny alalan'ny fanaovana ankeriny ny tany sy ny asan'olona.

Raha nilaza ny Filoha Ravalomanan de ara-dàlana tsara izay nolazainy, mbola izy aloa hatreto no eken'ny rehetra, ny HCC, sy ny iraisam-pirenena fa Filoham-pirenen'i Madagasikara. Na ny any am-pon'ny maro an'isa de izay ihany koa fa minia mangina ny rehetra fa manoloana basy.

Jereo tsara ny taratasy nipasipasy avy any aminy nomena ny directoire sy ny nomen'ny directoire an'i Andry TGV. Ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra.

Nanao azy tsy ho maty manota anie ry Saddam Hussein fa rehefa tonga ny fotoana de lavo ihany. Mbola ho avy ny fotoana hampirodana HAT, ary tsy haharitra ela izany.

tsy mila arodana izany ry se ny HAT fa tonga ny fotoana dia miteny izy hoe vita ny mission (fifidianana etc...)

10. tsiafoi1 ( 05/05/2009 07:31)

De aleo atao kabary tsy tsimponiny hovaliana izy ity fa teny apetraka any ampon'ny manam-pahendrena. NY HAT sy ny miaramila irery ihany moa izany no firenena malagasy tsivakivolo sy manaiky izao fitondrana an-kerisetra izao. Fa ny malagasy maro an'isa sy izao tontolo izao mitsipaka azy avokoa.

Mba manao ahoana loatra re izany tratran'ny VIOL izany e? azon'ny saina, fiaraha-monina, ary ny lalana ekena ve izany??? Otran'izany izao sarin-tsarim-pitondrana teteza misy izao.

Am-po mieritreritra
11. mihitsy ( 05/05/2009 08:10)
tsiafoi1:

[Raha nilaza ny Filoha Ravalomanan de ara-dàlana tsara izay nolazainy, mbola izy aloa hatreto no eken'ny rehetra, ny HCC, sy ny iraisam-pirenena fa Filoham-pirenen'i Madagasikara. Na ny any am-pon'ny maro an'isa de izay ihany koa fa minia mangina ny rehetra fa manoloana basy.

Nanao azy tsy ho maty manota anie ry Saddam Hussein fa rehefa tonga ny fotoana de lavo ihany. Mbola ho avy ny fotoana hampirodana HAT, ary tsy haharitra ela izany.
]

Eken'iza ho filoha izy e? ireo vahiny nampanantenainy hitavana ny harenan'ny malagasy? sao nanonofy ary isika malagasy tam namindrany ny fahefana tam miaramila? izy ary no tena tsy nanaja ny lalam-panorenana fa zao manenina de mandainga etsy sy eroa!
efa ra8 aloha zao no nirodana e, efa faly ny malagasy maro an'isa afa-tsy ireo very seza sy very fihinana, maninona raha miandry fifidianana de io no hamafisina tsara hampidirana andra8 indray raha ho tafiditra ahazoana seza sy sosy?

12. xxx ( 05/05/2009 08:21)
HATRAN NY AMIN NY FIFIDIANANA I RA8 NO MANGALATRA DIA AHOANA KAY IZANY ?

8O 8O 8O
13. tsiafoi1 ( 05/05/2009 08:22)

Voanemba nitsipika an-tsisin-dalana rizakaiza, Tsy very izy iny fa naka toerana... Mbola hitsimoka sy handrobona.
14. namanabe ( 05/05/2009 08:26)
eny e ! mbà handrombona amin'ny tsara anie ra tsiafo fa tsy handrombona any tsiafo
15. essera ( 05/05/2009 08:43)
12. Mpandefa : tsiafoi1 [ Valio ] 05-05-2009 10:22:40
Lohateny : Re : Aza dia mati-kambo be loatra Ra8 . . .

Voanemba nitsipika an-tsisin-dalana rizakaiza, Tsy very izy iny fa naka toerana... Mbola hitsimoka sy handrobona.

Mampalahelo ahy tsiafoi1 fa mody manao mampalahelo kely d mody mandefitra kely. Moa va tsy toy ireny avy nanota ireny dia mody misiotsioka sy mijery eny ambony no mbola PLUS AUREOLE.

Tsy resaka valifaty fa mba anontaniako. Nahatsapa ny fahorian'ireo tratran'ny tsindry hazo lena ve Ra8 sa tsy nahatsapa. Rehefa lasa izy sady tsy niharany ianao no tsy nanaovany ny didy jadony dia mahatsiaro maharary ?
16. coucou2 ( 05/05/2009 09:02)
essera:

tsiafoi1:
Mamy ny miaina ry essera. N'iza n'iza tsy maintsy milefa sy milefitra manoloana ny basy aman-tafondro. Aza mirehareha raha lavo ny fahavalonao, f'andrao ataon'Andriamanitra mitsingerina aminao koa izany

Fa iza moa izao ry tsiafoi1 no tena manao gisalah eto am Tanana. Tsy misy manenji-dresy fa tsotra "heloka hibaboana mody rariny".

Mbola eo ambony teteza tsy mita ka aza mifaly avanja ambony ihany. Mana-petra ny zava-drehetra.

Tsy hoe mpaminany akory ianao fa tonga dia lazaina anao hoe tetezamita tsy hijanona ho taona maro toy ny mandat an'ny président. Ny hifaliako dia ny fijanonan'ny fampahoriana amin'ny alalan'ny fanaovana ankeriny ny tany sy ny asan'olona.

Raha nilaza ny Filoha Ravalomanan de ara-dàlana tsara izay nolazainy, mbola izy aloa hatreto no eken'ny rehetra, ny HCC, sy ny iraisam-pirenena fa Filoham-pirenen'i Madagasikara. Na ny any am-pon'ny maro an'isa de izay ihany koa fa minia mangina ny rehetra fa manoloana basy.

Jereo tsara ny taratasy nipasipasy avy any aminy nomena ny directoire sy ny nomen'ny directoire an'i Andry TGV. Ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra.

Nanao azy tsy ho maty manota anie ry Saddam Hussein fa rehefa tonga ny fotoana de lavo ihany. Mbola ho avy ny fotoana hampirodana HAT, ary tsy haharitra ela izany.

tsy mila arodana izany ry se ny HAT fa tonga ny fotoana dia miteny izy hoe vita ny mission (fifidianana etc...)

Misy ny olona dia minia mikimpy mihitsy ka. efa hita sy iaraha-mahalala zao asan'ny maizina io misy eto M/car io mbola arovana iany. Ho hita eo ny tohiny moa.

17. essera ( 05/05/2009 09:14)
Misy ny olona dia minia mikimpy mihitsy ka. efa hita sy iaraha-mahalala zao asan'ny maizina io misy eto M/car io mbola arovana iany. Ho hita eo ny tohiny moa.

Fa ra8 manompo sampy eny Imerikasinina ihany leroa no Kristianina.
18. xxx ( 05/05/2009 09:27)
Ny sujet lesy ry zalahy mati-kambo a,
misy tary tsy mahay mamaly fanontaniana intsony ato zany fa efa boda ny lohany
Rha hisy mati-kambo ve dia hisy hotran'i tgvendrana ,
maika ery ny antsoina president nefa tsy hita mihintsy izao fa ny capsat ihany no mitondra tena DIRECTOIRE MILITAIRE
19. tsiafoi1 ( 05/05/2009 09:30)

Ze hitany maso sy ren'ny sofina (Habibiana niseho ankarihary amin'ny TV sy Radio ataon'ny miaramila), ireny aloa izao no hita fa zay tany ambadiky sahondra rehetra tany ; de blablabla sy montage daolo aloa hatreto. Mino aho fa tsy hipetra-potsiny manoloan, a ireny ny tribunal international fa efa nandray ny andraikiny, ary mba hisy hasiny ihany ny rà latsaka rehetra.
20. essera ( 05/05/2009 10:14)

Marina izan ry tsiafoi1, iny Ambohitsorohitra rehetra iny mbola ho lalovantsika fa angah misy miala eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433