FANAMPIANA RAHA AZO ATAO

1. endrika01 ( 04/05/2009 15:33)
Zaho io namana,mila fanampiana za, tena sahiran-tsaina mafy mahintsy,indrindra aminy fametrahana tsikera aminy sary ny namana serasera.Atao aona kay ny fametrahana tsikera maha alezy ny namana.Mba omeo sopapa.
répondu par endrika01 le 10/05/2009 20:17
2. xxx ( 04/05/2009 15:36)
3. sitlo ( 04/05/2009 21:01)
cahier sans page
crayon roa

dia ilay ;-) aza adino!
4. Lejoba ( 05/05/2009 10:55)
salut endrika01
tsy azoko ilay blem, fa inona daholo ireo tsikera ao @ sarin'i toi ireo? Sa ve hoe mitady frapy manintona? Asio tononkalo ary eh
5. endrika01 ( 05/05/2009 17:19)
Coucou! Lejoba>efa nataoko we tsy lazaina le nametraka anle dinika,kay nipoitra tao iany le we endrika01,hi hi,zao zah manjaly menatsa kely njay hamaly!
6. endrika01 ( 05/05/2009 17:59)
[quote=sitlo]
cahier sans page
crayon roa

dia ilay ;-) aza adino!
7. endrika01 ( 05/05/2009 18:07)
Lay mitsikera ny sariny namana no tiako,itadiavana sopapa e e eh,manala BAC aza tena mora ,noho lay teny tiana MBA APETRAKA,asa!? Tsy haiko na zah rery no sahirana ny amzay na misy namana hafa koa mba sahirana!
8. ari.malala ( 06/05/2009 05:28)
Tsy azoko ilay olana, tsy mametraka tsikera refa sairana ko :) za zao ts d mametraka tsikera am sarin'olona izany :)
9. tess ( 06/05/2009 05:41)
ari.malala:

Tsy azoko ilay olana, tsy mametraka tsikera refa sairana ko :) za zao ts d mametraka tsikera am sarin'olona izany :)



:-D :-D :-D :-D marina izany...
mampiresaka ndray i endrika an!
tsorina fotsiny hoe izaho tsy tia mametraka sy tsy mpametraka kom am sarin'olona et c le cas :wink:
ato am forum anefa tena hain'i endrika tsara mitsy ny manokatra forum sy mamaly forum mampal'aise ny namana :�) mitovy ihany io e! mila manaraka ny onjan'ny ankizy mandray anjara fotsiny de zay :^)
10. endrika01 ( 06/05/2009 14:16)
ari.malala,tess>pt coucou ! Ari. Ka zah mba te hametraka tsikera anie ,de ndraim-pandeha ,tsy mbola ela fa vo tsy ela,nametraka zah de nesoriny tomponle sary de lasa tsy mazoto tsony zah.Nefa misy sary ny namana tena Anjely ,mhhh .De nenah na misy mametraka tsikera makarary fo aza de tsy mba fafako izany,fa avelako ho hitany namana manaraka eo,de amzay hita eo we hay ve i anona iny hoatrizany ny fisainany.... :D
11. endrika01 ( 06/05/2009 14:34)
[quote=tess]
mampiresaka ndray i endrika an! tsorina fotsiny hoe izaho tsy tia mametraka sy tsy mpametraka kom am sarin\'olona et c le cas :wink: ato am forum anefa tena hain\'i endrika tsara mitsy ny manokatra forum sy mamaly forum mampal\'aise ny namana :�) mitovy ihany io e! mila manaraka ny onjan\'ny ankizy mandray anjara fotsiny de zay :^)
tess> zahako aza tsy mahay mampiresaka kou.Tena sarotra marina e,misy namana sasany hotry ny teritery izany,zah kosa aloha raha am sariko de tsis blem mintsy ,ny manopa sy ny manendrikendrika , de ny manohatra ny namana am biby izay iany no tsy tiako.Tena misy manao io farany io an( io misy rajako miakanjo) =))
12. Koditra ( 06/05/2009 20:10)
Zaho io namana,mila fanampiana za, tena sahiran-tsaina mafy mahintsy,indrindra aminy fametrahana tsikera aminy sary ny namana serasera.Atao aona kay ny fametrahana tsikera maha alezy ny namana.Mba omeo sopapa.
Tsotra fotsiny io ry Endrika01 a, ny marina rehetra hono tsy filaza, amboamboarina kely fotsiny ny fomba filaza defa mety fòna. ohatra oe :
- ra sary eo ampisakafoanana dia aza tenenina oe tendankanina fa ataovy oe mba nazoto homana ndray enao t@ io fotoana io
- ra itanao oe diso ngeza loatra ny orony dia soraty oe tsy atahorana ilatsaka mihitsy kosa ny solomaso @zao an
- ra itanao oe bigmamà ilay bikany dia lazao hoe nahazo aina sy miadana ampanambadiana enao an.

Dé otraotran'zay lé izy fa tsy maintsy alezy tsara ny akamanao eh. :)
13. tywa68 ( 07/05/2009 05:03)
Endrika > efa nametraka tsikera tao v i Koditra ? :-D :-D :-D
Asory fotsiny zay sary tsy tiandry aseho e :D :-*
14. ari.malala ( 07/05/2009 06:33)
anhan! diplaomaty any koditra izany e :^)

Endrika, coucou kou akia a ;) (vo1 le sms ndremande ry fa msotra an, le t@ Paka, zay d ts niteniteny hoe lasa ;)) K io antony io mitns no ts ametrahako tsikera @ sarin'oul satria ny oul samy manana ny fisainany...
15. fahamarinana ( 07/05/2009 10:13)
:arrow: Za ndray mpametraka fa ilay tena namana dia sasatsany hitako etsy sy eroa amin'ny dinika ! Fa miezaka hatrany mametraka kosa tsikera sympa !
Fa za ndraika aloha tsy hametrka sary ao fa izay mihintsy ilay atahorako !
ngaha moa azo fafana ny tsikera ataon'olona ao tokoa ?
koditra :ary tena manana traik'efa ngoavana ianao kay an ! Mila mianatra any daholo ny namana zany ! :) (l)
16. endrika01 ( 07/05/2009 11:00)
Ari. >tena lasa tampoka be akia a,tsy adinoko lay kozintsika iny.Hi ,de aleo kou alefako eto,misaotra anireo bandy bogosy ny serasera,tonga nihaona tamiko teny amtanana teny Ivato talohany andro nihaingako,cool be ry lerony fa zah njay no tena,ay,ay,ay,tsy hitako izay hitsoakana,kouy,tena na teo aza ny couvre -feu ,mbola vitan-dry zareo ny niandry hatr@ fikatonany tao am le resto eo Ivato-Aeroport,tena milay alou le site Serasera e,ary betsaka koa ny namana mahafinaritra,fa ny blem-ko de le mametraka tsikera am sariny namana.
17. endrika01 ( 07/05/2009 11:10)
tywa68:
Endrika > efa nametraka tsikera tao v i Koditra ? :-D :-D :-D Asory fotsiny zay sary tsy tiandry aseho e :D :-*
twa68> mmmhh,anjaso we ho tadidiako mmmh,ie,efa nametsaka i koditra,tamzah leu nianjela teo ambony paiso =))
18. Koditra ( 08/05/2009 19:37)
tywa68:
Endrika > efa nametraka tsikera tao v i Koditra ?
ty tywa ty wa be kestion tsssss! Fa io aloha ra vao mametraka sary ao dé zà no ametraka tsikera pré tsisy zéro ao eh! :lol:
Fahamarinana:
:ary tena manana traik'efa ngoavana ianao kay an ! Mila mianatra any daholo ny namana zany !
Zà tsy dia tia mametraka tsikera @namana fa mba mody bevava fotsiny eo knou :-D :-D
Endrika01 : Zà kalou matilolo @lay bikanao eh! kozy eh! ny endrika mo miteny oazy ny pseudo :-D
19. tsiambaratelo ( 09/05/2009 11:42)
20. endrika01 ( 10/05/2009 20:14)
Koditra> tsy aleo mba maty vorona toy izay maty lolo =)) sady ny 26jona kou tsy lavitra tsony:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2942