Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho tratra ihany ve ilay telo volana ???
1. essera
(
04/05/2009 13:49)
Saliii daholo a ?
Noho ny tsy fahafantarako dia mba hamerina hanontany kely aho hoe :
1/ Tsy mila ny TGVendrana marina ve ny vondrona afrikana sy ny sisa, ary tsy handray azy. Ny tsy azoko mantsy rehefa dinihina dia toa ny afrikana ange no tena mila antsika fa tsy isika no tena mila be an'azy any amin'ny resaka potentialité mihits.
2/ Sao dia mba efa fananarana ny afrikana ireny fifandraisana amin'ny arabo ireny satria ny afrikanina ange raha tena jerena jamba mifampitantana e. Samy mahantra be fihantrana. Raha ny pétro-dollar no hampiova ny malagasy inona no tena ilàna ny fanapahan-kevitry ny afrikanina isany izay mbola sahirana koa aza. Ny any Congo izany moa dia ny miaramila mihitsy no mivadika pelaka manimba eraky ny tanana. Gaigy a !!!
3/ Fa inona marina aloha no tena ilàna an'ilay manely tsaho matetika eto hoe :
- maty Sonia
- maty Manandafy
- etc.
Ireny mantsy no fomba fi-lancer-na olona haingana be ireny, zany hoe misy tsy MIAVAKA INTSONY IZANY FA MILA ANAOVANA PUB MILAY.
4/ Tsy ho avy intsony marina ihany ve i Dada sa mbola nitazona an'ilay vavany izy hoe "hiverina tsy ho ela aho, tohizo ny tolona". Tokony efa ela no notsorina hoe Izaho ranona dia hi-s'exiler aty amin'ny firenena toy izao fa tsy navela niloana teo ilay resaka rangah ty.
Ka aleo ry zalah milam amin'izay tsika rehetra dia manaraka an'izay ataon'ny eto am tanana raha tiana koa ny hahatanteraka ilay FANGATAHAN'NY VONDRONA AFRIKANINA hoe mba ataovy vita am ty 2009 ity.
=> Ary zah ary mahita hoe Impossible io satria
- na ny code électoral,
- na ny karapanondro,
- na ny lisi-pifidianana
- na ny fanadiovana ny rafitra aty ambany ka hatrany amin'izay efa novolen'zalah dia mbola henjana.
Raha tsy hilaza afatsy ireo sombitsombiny ireo aho.
Ka dia mahareta kely rangah am 2010 a. DIA REHEFA MANDINIKA AHO DIA SAO DIA MITOVY AMIN'NY TELO VOLANA AZA NY TELO TAONA ?

répondu par fijo le 05/05/2009 21:25
2. xxx
(
04/05/2009 13:56)
Amiko manokana dia tsy hisy fitondrana mateza izany raha ny mponina ao aminy no mijaly sy noana lalandava,manaraha ianao histoires fa tsy vitan'ny hoe mahareta ty resaka ty ndrematoa
Miareta ianao fa @ faran-ny taona vao homeko ny karamanao dia mino aho fa tsapanao ny hoe mila mivelona ianao sy ny faianakavianao

3. SerzaKomanda
(
04/05/2009 14:28)
basy iany basy atrany
midira vatatay daoly ze te o maramila manisa vato @ fifidianana de lasa serzan

4. hery
(
04/05/2009 14:29)
essera:
=> Ary zah ary mahita hoe Impossible io satria
- na ny code électoral,
- na ny karapanondro,
- na ny lisi-pifidianana
- na ny fanadiovana ny rafitra aty ambany ka hatrany amin'izay efa novolen'zalah dia mbola henjana.
Raha tsy hilaza afatsy ireo sombitsombiny ireo aho
Vita io na telo volana aza raha toa ka.
- Tsy fisamborana olona na fanidiana radio no mahamaika fa fikarakarana an'ireo
- Tsy fandaniana vola hatao karama be-n'ny HAT no mahamaika fa vola hikarakarana ny lalam-pifidianana sy ny fikarakarana fifidianana.
- Tsy variana amin'ny mametraka fahefana fa mikarakara fifidianana aloha. Rehefa vita ny fifidianana mametraka fahefana.
Normal raha tsy vita satria ny hisaosy no ao antsaina voalohany. Toa tsy priorité ilay izy ka izay no mampisy gidraka.
Tsy misy mitomany ny hiverenan'i dada eo raha toa ka tonga dia natao haingana dia haingana ny fifidianana. Fa amin'izao, na ny TGV aza manomboka tsy mihinan-kanina dia miteny hoe aleo marina ihany i dada no mikarakara fifidianana.
Misy TGV nafana fo niteny tamiko hoe
Tamin'ny andron'i ra8 izahay tsy navela hiroborobo ny bizina fa amin'izao na ny bizina kely nataonay indray nangalarina taminay.
Momba ny karana (arabo mantsy e). Efa fantatra hatry ny ela fa ny bizina karana no handeha eto satria ireo no nanohana TGV (tsy nisy may ny tranombarotra karana)... ka normal ry zalahy raha tonga. Tsisy bizna handeha anefa eo raha tsisy saosy ny pokona... hiverim-potsiny ireo satria tsy manaiky hanao bizina tsisy tombony izany. Raha tsy hoe angaha omena andry zalahy ambongadiny koa Dago
Ka hoy aho hoe tsy miandry telo volana intsony io.
5. xxx
(
04/05/2009 14:39)
Ampy anelah tsara ve le fanazavana ry essera sa mbola misy fanontaniana ???
Raha tsy fanontaniana elah dia diniho sy fakafakao io voalazan'draHery io ,de rampitso elah vao mamaly raha mahita avaly, ny alina hono mitondra fisainana
,sao mantsy elah hivazavaza be fahatany eo ndray
:wink:

6. Oay
(
04/05/2009 15:02)
Ô ra-hery a!
Ny zavatra tokony ho fantatrareo d izao:
1°Naongana i Ravalomanana satria saika hanangana jadona teto @ tanana noho izany d tsy maintsy mikarakara ny fidirana @ repoblika vaovao satria hita fa nandringa ilay repoblika fahatelo!
Ny zavatra tsy maintsy vita alohan'ny faran'ny taona d ny fikarakarana ny lalanà fototra sy ny fitsampankevimbahoaka, izany zavatra izany anefa d tsy maintsy atao ao anatin'ny filaminana noho izany:
_Tsy maintsy samborina izay mpanankorontana.
_Tsy maintsy idina ny radio raha toa ka ny asany d miantso ny olona hanimba fanan'olona sy manentana @ fanakorontanana!
_Tsy maintsy idina ny radio tsy nahazo fanomezan-dalana hanao izany!
2°Fanjakana tetezamita no misy eto aminay (satria tsy any Italia io fa eto Madagasikara) ary izany fanjakana tetezamita izany d vokatrin'ny fihetsiketsehambahoaka ka ny asany d hametraka ilay repoblika vaovao izay mamarana ny FANDRAVANA NY JADONA saika napetrak'i Ravalomanana.
D ilazao ilay TGV nafana fo fa mbola tsy milamina ny tany fa rehefa milamina ny tany d eo isika mahita anazy fa tsy mbola fotoana hitsarana ny asa nataon'ny HAT izao!
D ho an'i Ra-hery mandehana aloha mba mi-se documenter kely hamaliana ny fanontaniana manao hoe:"Maninn ny mandat présidentiel d entre 4-7 ans" fa tsy 24mois! d rehefa hay ny valin'io fanontaniana io d tsy miteniteny fona @ ty resaka 3mois 3mois ity!

7. xxx
(
04/05/2009 15:11)
Ary maninona hoa ty oay ty rehefa mamaly fanontaniana dia diso foana é,
raha didy jadona no resahina dia tsy mbola nisy didy jadona toa izao tgv izao teto Madagasikara,ny vahoaka no mahita an'izany fa tsy ny tenanao akory

8. Oay
(
04/05/2009 15:34)
xxx:
Ary maninona hoa ty oay ty rehefa mamaly fanontaniana dia diso foana é,
raha didy jadona no resahina dia tsy mbola nisy didy jadona toa izao tgv izao teto Madagasikara,ny vahoaka no mahita an'izany fa tsy ny tenanao akory
XXX tsy asa fametahana afisy io fa mila fandinihana ary tsy fehezanteny roa no entina hanazavana izany jadona izany fa i XXX olona nianatra d mba fakafakao ity lohahevitra ity :"FA MANINN I TGV NO NANANGANA NY KIANJAN'NY DEMOKRASIA d NANINN NO NAHAZO OLONA ANETSINY MARO IZY T@ ANDRO NITOKANANA IZANY?"
D manao recherche dailymotion hoe MANANDAFY d henoy izay lazain'i Manandafy ao @ ilay vidéo raha ohatra moa ka kamo i XXX d ozy Manandafy raha niresaka momba an'i Ravalomanana :NY FITONDRANA JADONA D MITERAKA MPANONGAMPANJAKANA d iny niaraha mahita iny fa nahongandry zalahy iny moa i Ravalomanana d iny lasa nitsoaka iny!
9. ravalotgv
(
04/05/2009 16:30)
aleo rangaha mikorotana eo ihany fa izay no milay aa
amizay miakatra ny vidimpiainana
midina ny vidimbola
midina ny vidimbdy
miakatra ny lasantsy
be ny mpanendaka
tsy sahy miverina ny exilé
atao varoboba ny tany sy ny harena ankibotany
mitombo ny koaitra
mande be ny clic internet
miha mahantra ny gasy
zay angamba ny tanjona
sniff
tcrouff
reo ry zareo ny realité fa aza mody miodikodina @ ndafy sy tim sy tgv eo a
sniiiiiiiiiiiiiffff
tcrouuuuuuuuuuffff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

10. xxx
(
04/05/2009 19:06)
Vita io raha tsy misy RaCharles devoly !!! Esory Ra Charles dia jereo kely hoe inona no atout n'ny HAT ? Pour ne pas dire hoe i Ra Charles izao no pérésident n'ny HAT fa i Andry pffffffffff
11. xxx
(
04/05/2009 22:29)
Ozy i oay:
ozy Manandafy raha niresaka momba an'i Ravalomanana :NY FITONDRANA JADONA D MITERAKA MPANONGAMPANJAKANA d iny niaraha mahita iny fa nahongandry zalahy iny moa i Ravalomanana d iny lasa nitsoaka iny!
de tena tsy azoko intsony fa misy contradiction be le resaky le oay
zany hoe manaiky koa zany enao fa jadona io fitondrana tgv tohananao io satria nohapangàna fa hanongam-panjakana i Manandafy,
mazava anie izany ny tianao hambara é

12. essera
(
05/05/2009 05:33)

Tsy azonao ilay namaly an'i Oay ilay izy. Nandeha invité du zoma i Manandafy, ary nilaza an'io phrase io. I Manandafy ihany no namely an'i Ravalo tam zany fotoana. Izay ilay izy raha tsy ao tsara !!! hi hi hiiiiiiiiiiiiii
13. tsiafoi1
(
05/05/2009 06:41)
Aza lany andro mifanasa vangy, fa na inona na inona karazany eo, tsy haharitra io fitondrana io, fa tetezana mifarana eo afovoan-dranobe. Ny basy no arangaranga eo an-tendrony.
Tsisy fitondrana tsy nihatehitra tamam-basy aman-tafondro teto an-tany, fa rehefa nifoterany rava ihany. Nanao azy ho tsy maty manota Saddam Hussein, fa sendra ny mahery nidaraboka ihany.
Ho avy ny fotoana voatendrin'Andriamanitra ho azy ireo. Tsy maintsy ho rava io fitondrana teteza io, tsy asiako ho mita, satria tsy ho tafitan'ity taona ity akory, fa hifarana antenantenany eo anivon'ny ranobe.
14. fijo
(
05/05/2009 21:25)
oay an,nahongana ravalo fa saik ahanangana jadona hoy ianao,fa izoa ve ts yjadona no hiainana ao mada????