Ny fifidianana manaraka.
1. xxx
(
04/05/2009 00:34)
Raha ny zavatra miseho eto @ tany sy ny firenena @ zao fotona izao no dinihina dia tsy tokony ahazo alalana hilatsaka ho fidiana aloha ireo izay efa nitondra teo aloha.
Ny antony dia hita fa mbola feno lolom-po daholo na ny andaniny na ny ankilany (Ratsiraka-Ravalomanana-Rajoelina) ka mety hiteraka ady mahery vaika eto @ fireranena izany.
I Pr Zafy no any mpitondra tsy mba nisy kakay teto @ tany sy ny firenena ka ny momba azy indray dia miankina @ mpanao lalam-pifidianana.

répondu par fijo le 05/05/2009 20:58
2. ravatorano
(
04/05/2009 05:34)
ilay hoe "tsy tokony": io izany dia sarotra inoana e !
izy tenany angah dia mety ho ekeko ihany indrindra fa ilay roa voalohany sia Ratsiraka sy Ravalomanana izay tsoriko eto fa tsy ho afaka hifaninanan amin'izay fifidianana ho avy eo mihitsy nohon'ny toe-draharaha mbola miandry azy ireo fa ilay fahatelo ity dia hino ve ianareo fa tsy hilatsaka izy e ?
Sarotra inoana wa fa raha toa ka tsy hilatsaka ranamana io dia tena izy izany no olona mpanao politika voalohany hahasahy hanao an'izany ka tokony ho mendri-piderana tokoa sady izy rahateo moa efa nilaza tetsy amin'ny kianjan'ny 13 Mai fa tsy hilatsaka ka asa ihany iozy ty fa ny fanovana politiak eto dia mlivadika isan'andro ny lela !
:wink:

3. fahamarinana
(
04/05/2009 05:42)
:arrow: Dia eo tsika mahita izy ! Manàna finoana e !Dia manàna fanantenana ihany koa !Izay aloha no azo atao ! Hatreto aloha !! :? (l)
4. xxx
(
04/05/2009 07:04)
Tsy misy tim raté afaka hibaiko sy hampiady sy mitady hanao fanjakan'ny baroa kely eo , manofisa fa tsy ho tanteraka izany , na hamidy i Madagascar , na hikatona un point c'est tout .
5. ravalotgv
(
04/05/2009 07:31)
raiketo aloha ny gera eeee
avereno ny volanay raha izany
sniff
tcrouff
nareo no te hivarotra tapakila aminay eo ko
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
avereno ny volanay raha izany
sniff
tcrouff
nareo no te hivarotra tapakila aminay eo ko
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. penguin
(
04/05/2009 07:38)
kay moa ny salopard ihany no ravalotgv ?
MAHAZO MILATSAKA DAHOLO NY REHETRA ARY IZAY LANY LANY.
SA MATAHOTRA TSY HO LANY NY MPANAO BAROFO ?
Ny vahoaka no anontaniana ny heviny sa ny hevitra tgvendrana ihany no hevitry ny MALAGASY ?
MAHAZO MILATSAKA DAHOLO NY REHETRA ARY IZAY LANY LANY.
SA MATAHOTRA TSY HO LANY NY MPANAO BAROFO ?
Ny vahoaka no anontaniana ny heviny sa ny hevitra tgvendrana ihany no hevitry ny MALAGASY ?
7. Mio21
(
04/05/2009 07:56)
Raha ny hevitr'ireo ankabetsahan'ny olona mifanerasera amiko aloha dia tsy misy afa tsy ny fanatanterahana fifidianana sy fampitsaharana ny gidraka na avy @ andaniny na avy @ ankilany no vahaolana tsotra indrindra. Iza anefa no matahotra sy tsy manaiky an'izany fifidianana izany? Iza ry penguin? Zaho ve?
8. ravalotgv
(
04/05/2009 08:45)
asio gidraka aloha wa fa manjary tsy mandha ny clic clic @ net
sniff
tcroufff
dozy alatinany maraina indray ra penguin
sniff
tcrouff
;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
sniff
tcroufff
dozy alatinany maraina indray ra penguin
sniff
tcrouff
;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
9. penguin
(
04/05/2009 09:42)
Any @'ny capsat mandrisika gidragidra fa ireny no mampandroso firenena amin'ny basy sy fandrahonana. Hafaro mafy Cdt Charles.
10. SerzaKomanda
(
04/05/2009 10:13)
fa in tedavini la ry penguin ty a tifiriko @basy eo ela
fa lisany ve be felomana refa lasa komanda ny tary fa tsy serzan tsony e
alefaso ny fifidianana an'elisany fa ny vatatay ze te hanonga kaporal no asenay manisa vato e
fa lisany ve be felomana refa lasa komanda ny tary fa tsy serzan tsony e
alefaso ny fifidianana an'elisany fa ny vatatay ze te hanonga kaporal no asenay manisa vato e
13. fijo
(
05/05/2009 20:58)
za koa mihevitra fa ny famelana azy rehetra hilatsaka no ahafahan amanala izoa olana izao