Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui

1. Noue ( 03/05/2009 16:52)

- Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui à Ankorondrano pour « préparer une semaine décisive »

sao dia mba misy mahafantatra oe inona io semainte décisive io??? Dia ity koa zany oe ireo ambasady isakarazany no nanao visite ny parlementaires ny TIM, ka enganie ka mba avokan'tgv ireo olona nogadraina t@ tsisy antony

L’Ambassadeur des Etats Unis, l’Ambassadeur Français, l’Ambassadeur d’Afrique du Sud, la Chargée d’affaire allemande et une représentante de la Commission Européenne ont rendu visite aux parlementaires TIM mis sous mandat de dépôt à la prison d’Antanimora. Arrété le 23 avril, le Sénateur Lanto Rabenatoandro, les députés Henri Randrianjatovo, Mamisoa Rakotomamonjy et Raymond Rakotozandry sont depuis le 25 avril détenus à Antanimora. Les représentants de la communauté internationale leur ont rendu visite vendredi pour s’enquérir de la disposition de leur détention

répondu par Mio21 le 04/05/2009 15:06
2. Noue ( 03/05/2009 16:53)
fa ilay semaine décisive no mba tiako fantatra oe inona no tapaka tao???
3. xxx ( 03/05/2009 17:09)
Ô ry noue , tsy haiko na iza avy isika no tsy nahazo ny anjara t@ ny vokatry ny asa politika ,fa ny zavatra tiako hasongadina dia izao : taranak' olona saro- damba isika ka manano- sarotra ny sasany ny mifanerasera @ -tsika eto.Salanitra daholo ry ambanilanitra isany ary mankatoa ny lahatry ny avo.
4. ravalotgv ( 03/05/2009 18:32)
sniff
tchrouff
avy ndray ny gidra fa leo manao rezega aloh sao tsy afaka mivoaka eo @ pan pan anareo mpanao polifika

sniff
tchrouff
:@ :p :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. Mio21 ( 03/05/2009 18:47)
L’Ambassadeur des Etats Unis, l’Ambassadeur Français, l’Ambassadeur d’Afrique du Sud, la Chargée d’affaire allemande et une représentante de la Commission Européenne ont rendu visite aux parlementaires TIM mis sous mandat de dépôt à la prison d’Antanimora. Arrété le 23 avril, le Sénateur Lanto Rabenatoandro, les députés Henri Randrianjatovo, Mamisoa Rakotomamonjy et Raymond Rakotozandry sont depuis le 25 avril détenus à Antanimora. Les représentants de la communauté internationale leur ont rendu visite vendredi pour s’enquérir de la disposition de leur détention
Raha ny fahitako azy dia tsy midika nininona io ry Noue a, tsy dia misy valeur be ihany koa satria efa fombatsika gasy ny miantso journaliste sns rehefa misy zavatra tiana ho ampitaina, hafa mihitsy indray raha hoe nanome ny avis-ny avy ireo voatanisa ireo, nanameloka na tsy nanankolazaina.

Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui à Ankorondrano pour « préparer une semaine décisive »
Mazava be koa io, ny olana tsy maintsy hitadiavana vahaolana, ny tsy fantatsika dia ny hoe hahomby ve ilay décision sa mbola hidona @ poteau fotsiny ihany sahala @ vahaolana nandrandraina teo aloha rehetra?
6. Noue ( 03/05/2009 19:43)
ka ho avoaka ve ireo olona nogadraina t@ tsinapany??? misy tsinona ny pression ??
7. locl ( 03/05/2009 19:59)
Raha ny hevitro dia mba mety hisy mangirana ihany raha izany zava-misy izany satria mafy be le pression.......fa ny loza dia ity, na hataoko azy ve hoe hiteny Andry TGV hoe avotsoro io, hanaiky izany ve le cerveau central mpibaiko e????

Dia iretsy CAPSAT adala-be mpisambotra olona irtsy koa ve hanaiky mora eo??
8. Mio21 ( 03/05/2009 20:00)
Tsy mbola misy resaka pression eo ry Noue a. Tsy mbola nilaza ny heviny akory ireo représentants raha io vaovao omenao io.
Ekena fa mety hoe tsara raha avoaka ireo olona ireo raha tena mafy be ny TGV, sy indrindra indrindra ka raha ireo voatazona ireo no heverin'ny proRa8 fa tena heriny.
9. xxx ( 04/05/2009 08:22)
Ireo Ambasadaoro aloha dia tsy niresaka ny momba ny pbm de fond nanagadrana ireo Parlementaires . Tonga fotsiny ry zareo nanamarina ny conditions de detention raha manaja ny zon`olombelona na tsia satria niaraha-nahita ny habibian`ireo CAPSAT SAUVAGE izay tsy misy zavatra fantany momba ny lalàna fa anarany fotsiny hoe Commandant , Colonel ...sns . Tokony hatao henjakenjana ihany angamba ny critere fidirana amin`itony tafika itony sy ny fiakarany grady fa dia tena MAHAMENATRA mihitsy raha ny zavatra ataony . Ny MIARAMILA amin`ny ankapobeny mihitsy no VERY HASINA amin`izao .
Mikasika ny hoe semaine decisive , dia miomana ny hanokatra ny session ordinaire n`ny Parlement ny legaliste ka hanatitra ireo Depiote eny Tsimbazaza rahampitso satria na dia nahanton`ny TGV sy ny tariny TSY ARA-DALANA aza ny Parlement sy ny Senat dia mbola tsy nisy mihitsy didy fampiantonana izany na fanekena izany avy amin`ny HCC , noho izany dia mbola miasa ireo Institutions ireo . Raha ny vinavina dia mety hibaiko ny CAPSAT handrava izany indray i TGV ka ho firy indray no haratra sy ny ho faty . Mbola tsy hita akory ty ny fiantombohan`ny Tetezamita dia efa mihosin-drà sahady ny tànan`ilay boaikely . Tsy azo eritreretina mantsy ny hoe nanao ireny ACTIONS ireny ny CAPSAT kanefa tsy nisy nibaiko fa tsy maintsy avy amin`i TGV ny baiko amin`ireny . Ny haino aman-jery , tsy misy afa-tsy Pro TGV sisa ny emission ka aiza ilay liberté d`expression . Izay ilay efa nolazaiko taloha hoe tsy misy hiraharahian`i Andry TGV izay Demokrasia sy Liberté d`expression izany fa TETIKA efa NOMANINA ELA FOTSINY IRENY mba hi-justifier-na ilay Coup d`Etat .
10. ravonjison ( 04/05/2009 08:41)
.......

Nouveau souffle. Apparemment, l’arrestation de Manandafy Rakotonirina et de Ihanta Randriamandrato, deux leaders du mouvement des « légalistes », n’a pas démotivé ces derniers. « Notre mouvement a pris un nouveau souffle », a lancé hier ce samedi au Magro Ankorondrano le Dr Vola Dieu Donné Razafindralambo. Avant de déclarer : « La résolution d’Addis-Abeba est une victoire pour les partisans du président Marc Ravalomanana ». Il revenait ce samedi au Magro Ankorondrano au député élu dans le district de Soanierana Ivongo, Mananjara Fidison, d’annoncer qu’un « diabe » sera organisé demain en direction du Palais de Tsimbazaza où seront réinstallés les députés dont la première session ordinaire commence le premier mardi du mai. « Les députés actuels continuent à exercer leurs fonctions car aucun décret n’a suspendu l’Assemblée nationale », a-t-il martelé. « La majorité des députés assisteront à cette ouverture de session car les députés restent majoritaires malgré la défection de ses autres élus en faveur de la HAT », a indiqué le député Zafilahy Stanislas.
Retour à Ambohijatovo. Les « légalistes » retournent aujourd’hui à la Place de la démocratie. Une Place qui leur est interdite depuis trois semaines par les autorités en place. Ce retour à Ambohijatovo, un endroit fermement protégé par les éléments des forces de l’ordre, risque à nouveau de raviver la tension politique dans la Capitale. Une tension politique qui a baissé depuis que les « légalistes » ont décidé de se replier au Magro Ankorondrano. Quoi qu’il en soit, ces partisans de Marc Ravalomanana restent fermes dans leur mouvement de revendication. A la revendication relative au retour à l’ordre constitutionnel s’ajoute actuellement celle portant sur la libération immédiate de leur premier ministre Manandafy Rakotonirina et du leader des femmes « légalistes » Ihanta Randriamandrato. Entendu ce samedi sur RFI, le député Raharinaivo Randrianantoandro a posé comme condition à l’éventuelle reprise du dialogue la libération de ces deux personnalités politiques et des autres personnes arrétées pour des raisons politiques.

RAJAOFERA Eugène
11. Mio21 ( 04/05/2009 08:41)
Misaotra an'xxx8 namoaka soupapa.
Fa mapimémé be ilay izy, ngah hono tsy tadidin-drizalahy intsony ny làlana mankeny Tsimbazaza no hoe aterina ? :-D :-D
Maninona raha tonga dia samy mamonjy ny biraony avy fotsiny raha mahatsapa fa mbola afaka miasa ara-dalàna rizalahy ireo?

Zaho manokana aloha manameloka tanteraka ny fomba nisamborana an'Ingahy Manandafy eh. Aleo hazava tsara aloha fa ny fomba nentina nanatanterahana ny fomba nisamborana sy ny fihetsika natao azy no tiako tenenina fa tsy ny antony nisamborana azy akory, mbola resaka hafa indray iny.
12. ravalotgv ( 04/05/2009 08:54)
tandremo sao misy mamoaka na misy manolana ao ndray ny biby ao @ zoo

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
13. xxx ( 04/05/2009 12:48)
Ary ty Mio ty noheveriko mba misaina ihany kay tena tsy any mihintsy ny fahitanao ny fihetsika politika
Na tsy hanameloka aza ireo vahiny ireo dia fantaro fa ny fitsidihany an'ireo gadra politika ireo dia "pression"zay,jery @ fomba politika zany
Sady fotoana fitakiana vola(fangataham-bola) avy @ ndry zareo zao ka tokony nitandrina tsara ry tgv,resaka diplomatie daholo izany
14. Mio21 ( 04/05/2009 14:05)
dary dray dray, politika no niantsoana ireo représantants ireo mba itsidika ireo gadra politika sy niangaviana hanao pression fa tsy mbola nisy aloha hatreto, tsy fantatrao akory ary fa mety nisy nipotsa-molotra ny sasany t@ rizalahy ireo teo ampitsidihana :-D :-D
15. xxx ( 04/05/2009 14:13)
Marina ny anao xxx12
Nataoko ny handingana teo fa nahita ty valin'teny aho dia somary gaga ihany fa tena tsy ao le MIO,de mbola mivanitika ihany !!! aza manody ry zalahy a
16. Mio21 ( 04/05/2009 15:06)
démarche politika io mba hisian'ny pression, aleo andrasana izay vokany. Averiko ihany fa tsy mbola misy pression aloha h@ izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0744