specialiste fistule anale

1. rtcflora ( 01/05/2009 19:30)
azafa mba azonareo lazaina eto ve no misy ilay olona eny ambohitrimanjaka fa tena mahaliana ahy fa mijaly amnio aretina io ny zokiko koa ra mety dia mba alefaso @ rtcflora ny mety ahazoana lay olona mitsabo fistul sy ahitana azy .misaotra
répondu par naej le 18/09/2009 09:18
2. lemenakely ( 02/05/2009 10:51)
rtcflora:

azafa mba azonareo lazaina eto ve no misy ilay olona eny ambohitrimanjaka fa tena mahaliana ahy fa mijaly amnio aretina io ny zokiko koa ra mety dia mba alefaso @ rtcflora ny mety ahazoana lay olona mitsabo fistul sy ahitana azy .misaotra



Eny @ polyclinique Ilafy no misy spécialiste momba io , somary lafo fa ny fahasalamana no voalohan- karena !...
3. rtcflora ( 03/05/2009 16:05)
ka lay izy anie efa nodidiana fa lasa misy hemoroid indray lay olona
4. Ratoa ( 03/05/2009 21:41)
Asaivo mihinana salade verte (laitue) betsaka izy fa io misakana ny hémoroïde. Hanina anelanela-potoana sy voacmaraina.
Ny fanafody dia poizina avokoa . Ny salade tsy misy effet secondaire
5. naej ( 18/09/2009 09:18)
antsoy ity num ity 033 14 606 51 Mr Robert eny ambohitrimanjaka , medicine traditionnelle no ataony , iz no nitsabo ny fistule anale n'ny vadiko. nety lo ny azy fa mba andramo ihany sao mba mety amin'ny zokinao koa.
zao vo hitako ity message ity , ka mialatsiny raha tara loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3039