aza tomany fa tsy hiverina ntson Dada

1. xxx ( 01/05/2009 19:06)
Afrique du Sud-Madagascar-Diplomatie


Jacob Zuma doit décider d’accueillir ou non Ravalomanana en Afrique du Sud


APA-Johannesburg (Afrique du Sud) L’un de premiers défis diplomatiques que devra relever le tout nouveau président sud-africain, Jacob Zuma, est de savoir s’il faut répondre favorablement à la demande officielle d’asile du président déchu de Madagascar, Marc Ravalomanana, qui a également sollicité Pretoria pour assurer sa sécurité et des privilèges liés à son statut d’ex-président.

Si Jacob Zuma accepte, Ravalomanana serait alors le second dirigeant étranger à s’exiler en Afrique du Sud et à se faire entretenir par le contribuable, après l’ancien chef de l’Etat haïtien, Jean-Bertrand Aristide, qui vit dans le pays depuis mai 2004.

Le directeur général des affaires étrangères, Ayanda Ntsaluba, avait déclaré mercredi au Cap qu’il y avait un important travail politique à faire par la Communauté de développement de l’Afrique Australe (SADC), l’Union Africaine et les Nations Unies avant que la situation à Madagascar puisse étre considérée comme sûre pour un éventuel retour de Ravalomanana.

«En conséquence, le gouvernement étudie attentivement sa demande et va bientôt donner une réponse à Ravalomanana. Nous pensons qu’il ne serait pas sûr pour lui de retourner aussi rapidement», avait-il expliqué.

Selon Ntsaluba, si Ravalomanana décidait de retourner, ceci mettrait plusieurs civils en danger, après l’information parue cette semaine à Madagascar faisant état de la formation par Ravalomananan d’un gouvernement parallèle pour faire face à celui mis en place par Andry Rajoelina que la communauté internationale refuse de reconnaître.

Pour Ntsaluba, la troïka ministérielle de la SADC chargée des questions de politique, de défense et de sécurité, est préte à se rendre à Madagascar pour faciliter des négociations entre le parti de Ravalomanana, le TIM, et le gouvernement «illégitime»de Rajoelina.

Dans le cadre des préparatifs pour la prestation de serment du nouveau président, prévue la semaine prochaine, Ntsaluba a révélé que 41 pays avaient confirmé leur volonté de se faire représenter à la cérémonie.

JD/daj/fss/od/APA
2009-05-01
répondu par xxx le 02/05/2009 12:24
2. fijo ( 01/05/2009 19:12)
tsy i ravalo no olana na hiverina nantsia,fa ny fanajana ny aradalana.rehefa voahaja io,na alika aza no eo dia ekenay.
3. ni81 ( 01/05/2009 19:13)
tsy i ravalo no olana na hiverina nantsia,fa ny fanajana ny aradalana.rehefa voahaja io,na alika aza no eo dia ekenay. :lol:
4. fijo ( 01/05/2009 19:16)
izay ihany ka,le avy dia manao herisetra io no ratsy,satria manjary lasa lesona hoan'ny any aoriana,ary tsy hisy fandrosoana mihintsy ao,fa di atoa izao foana.
5. sitraka1 ( 01/05/2009 19:21)
Tsy sanatria ka maty izy akory ka hitomany ny mpomba azy fa fomban'ny fiainana ny fahadisoampanantenana. Tokony mba samy hisaina fotsiny ny malagasy oe atao ahoana ny hilaminana mba ahafahana miroso hitadiavana vahaolana. Tsy vahaolana mihitsy ny fizirizirian'ny andaniny sy ankilany. Raisina hoe io no eo dia mifanome tanana satria samy tia tanindrazana ka na pro-Ra8 na Tgv na neutre na inona na inona dia hiara-mikaondoha fa mampalahelo ny zava-misy.
6. fijo ( 01/05/2009 19:24)
le sovazy be toa io kosa aloh atsy mety e,sady efa mangalatra no mbola be fifehezana ve?aoka lahy
7. Noue ( 01/05/2009 20:19)
tsy ny hevitry ny firenena iray koa anie tsy midika oe inona ee!!! fa dia aleo aloha ho hita eo zay suite-ny
8. Mio21 ( 01/05/2009 23:00)
le sovazy be toa io kosa aloh atsy mety e,sady efa mangalatra no mbola be fifehezana ve?aoka lahy
le mpangalatra sy nanao tantely afa-drakotra ny vola sy harempirenena kosa aloha tsy tafa tsony e. Aleo vitaina haingana ny fifidianana isafidianana izay ho solony.
9. xxx ( 02/05/2009 05:15)
aza tomany fa tsy hiverina ntson Dada
:-D :-D :-D :-D
10. halloween ( 02/05/2009 08:05)
mampalael be ny tim ooooo
11. xxx ( 02/05/2009 12:24)
Ngamba tsy dia any amin`ny hoe Ra8 na tsia , na koa hoe mampalahelo ve sa tsia ny TIM . Raharahan-tokantranony manokana iny . Niezaka mafy ny Fanjakana Baroa hat amin`izao mba hanaovana sarintsarina Assises nationale e , reconciliation nationale e , @ ireto TIM fopla miaraka amin`i Sylla , heverin-dry zalahy angamba fa dia dondrom-belona ny Communauté Internationale ka tsy hahafantatra fa cinema no be dia be . Propagandy ivelany fotsiny ohatran`ny nahazatra h@ zay ary tsy hahavaha olana velively . Tsy afaka ny hanao tetezamita samirery ny HAT fozaorana Andry . Tsy maintsy tafiditra ao ny ankolafin-kery rehetra , (ary Ra8 sy ny exilé anisan`izany) , TSY MAINTSY AMPANDEFERINA NY HAMBOM-PO , HATAO NY FIFAMELAN-KELOKA ( satria SAMY DISO DAHOLO ARY TOKONY HIGADRA DAHOLO ) , MIARA-MIDINIKA AMBONY LATABATRA MIKASIKA IZAY FANOVANA REHETRA TOKONY HATAO , ATAO NY FIFIDIANANA ARAHIN`NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE MASO KA iZAY LANY EO NO FILOHA VAOVAO NA IZA NA IZA . Ny tsy fandehanana amin`izay làlana izay , dia midika fitarazohan`ny toe-draharaha ( izany hoe tsy ankatoavin`ny Firenen-drehetra tahaka izao misy ankehitriny izao ) ary tena ho potika ny toe-karena , ary havesatra lavitra noho ny h@ zay ny fahantrana . Mazava ho azy , efa tsy hisy vola andoavana ny karaman`ny mpiasam-panjakana intsony amin`izany ka asakasak`izay mbola mikiribiby miseho MILAY EO . Somary ho mafimafy ho an`i TGV anefa ny hanaiky izany satria ny CAPSAT NO HIHAHAKA VOALOHANY raha misy fifandraisan-tanana ka noho izany tsy maintsy handrovi-tsihy ireto CAPSAT ireto ary voatery hanao HERISETRA LAVA . Amiko , tena zavatra maika ny fandaminana ny TAFIKA ary raha ilaina dia FANAPAHAN-TENDA NY CAPSAT avy hatrany RAHA TOA KA TSY MANAIKY NY FIFAMPIDINIHINA sy FIFANDAMINANA izy ireo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818