tena voa mafy manadafy

1. xxx ( 01/05/2009 12:42)
tena namboarin'ny capsaty i manadafy http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-manandafy-rakotonirina-apres-son-arrestation-30042009-video_8349f753f.html
jereo tsara anie io efa hafangaron'i manadafy ny scanner sy ny vao2 sur internet ,
mampalahelo
répondu par fijo le 01/05/2009 19:15
2. Mirananirina ( 01/05/2009 13:11)
hafangarony ahoana fa tsy azoko e
3. bazylou ( 01/05/2009 14:43)
tsara ho azy izay!!!! :-D :-D
4. xxx ( 01/05/2009 15:54)
tena efa noboredika mihintsy ny olo-dehibe hanaovany lay sarl tsy vanona azy
Mirananirina;mila hazavaina elabe ve vao mahazo resaka e :-P
5. diamondra27 ( 01/05/2009 16:37)
Mirana: hanao scanner hono akia izy sao de maty avant le 2 mai a!Nisy feo sy efa hita teny am internet manko zay resaka izay hoe : tsy maintsy hatao izay hahafaty an'i Mr Manandafy avant 2 mai ary izy namafisiny io
Dia mba nieritreritra kosa izy hoe raha atao scanner izany dia voalaza mazava ao ny na&njo azy tamin'ny nahazo azy tam fisamborana iny
ka raha sanatria ka maty tampoka dia efa misy scanner zany porofoizay mbola tsy fanatra izay résultat-ny.
6. fijo ( 01/05/2009 19:15)
aleo handeha ny tantara fa tsy olana iznay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625