andrywui lehiben ny tim eto @ serasera sniff
5. patrick2002
(
01/05/2009 12:37)
fa maninona moa na lehiben`ny TIM na lehiben ny TGV ,na AREMA inona no mahamenatra amin`izany ,izay no mahavoa anareo ,nisy t@ fotoan`andro nohenjehana ny pisodia nefa aiza izy izao ,afa ihany ny fiainana t@ androny PSD, izany no vetsony gasy maro ankehitriny.
9. Noue
(
01/05/2009 20:24)
dia mba mahita lazaina mahintsiny anie io ravalotgv io eee :^) :^) :^) :-D :-D :-D
