Mody ts nosakana le nivory ten amin magro def nihevitr fa ok

1. halloween ( 01/05/2009 08:08)
Ny ten mampime amin TIM anie de le fieboeboan rehef mba misy zavatr tafita iray e ! ohatra fotsiny zao tam le tsy nosakanan le namory olona teny am magro teny iny , nef efa nalef ny teny sy ny didimpanjakana fa noho n firenena tsy mety milammmm alou de tsy azo hatao ny mampivorivory na mivory resak politik fa mampikorotana ,de inonnn hoy nareo ?? nampiants mpanao gazety mits i Ndafy fa oe mahery zahay e , anay ny tanana e , sns vao izay tsy norarana zay fotsnnn anef an ,, de ny hariva iny carlton iny ,, satri ef tena nihevitena fa tafit mits ny tolon ry zalah
répondu par fijo le 01/05/2009 19:35
2. ravalotgv ( 01/05/2009 08:18)
mitolona train a grande vitesse de ronono no ampiasaina mety hiblisatra @ rail ve izy io

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. Mirananirina ( 01/05/2009 09:02)
Ny ten mampime amin TIM anie de le fieboeboan rehef mba misy zavatr tafita iray e ! ohatra fotsiny zao tam le tsy nosakanan le namory olona teny am magro teny iny , nef efa nalef ny teny sy ny didimpanjakana fa noho n firenena tsy mety milammmm alou de tsy azo hatao

Iza aloha no tena mieboebo e????????? 8O :roll: ary didimpanjakana ahoana moa :( didin'ny be sandry????????? :x
4. fijo ( 01/05/2009 19:35)
ka misy anie le misain a,de misy le miseho be saina,nefa basy no mba atidoany e.izay le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471