mirananirina tgv fa mody fanina

1. ravalotgv ( 01/05/2009 06:33)
sniff
tcrouff

maninona raha tenenina anefa angaha misy sahy milako fa tondrahana farine fotsiny

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
répondu par fijo le 01/05/2009 19:42
2. Mirananirina ( 01/05/2009 07:03)
eeeeehhhhhhhhhhhh 8O 8O 8O 8O
Maninona raha lazaina mihitsy fa sipan'i tgv aho e????????????????
3. ravalotgv ( 01/05/2009 07:22)
sniff tcrouff
eo de tara @ i andry tgv eo darohan i mialy eo ianao sady tsy matahotra farine i mialy

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. Noue ( 01/05/2009 07:24)
tsy hitako oe inona no olan'i ravalotgv na tgv aza ny olona???
5. Mirananirina ( 01/05/2009 07:29)
sniff tcrouff
eo de tara @ i andry tgv eo darohan i mialy eo ianao sady tsy matahotra farine i mialy

sniff
tcrouff


Tsy aleoko ve milevom-belona,toa izay hangala-badin'ol ty za e
Hay fantatrao fa tgv za =D> =D> =D>
mpaminany mihitsy ianao an,MAHITA VOLANA ALOHAN'NY BIBY
6. Mirananirina ( 01/05/2009 07:31)
tsy hitako oe inona no olan'i ravalotgv na tgv aza ny olona???

Hita hoa ry Noue.
TSY TGV MANDRAPAHAFATIKO AHO E
7. Noue ( 01/05/2009 07:32)
hatraty akia io aa!
8. Mirananirina ( 01/05/2009 07:37)
hatraty akia io aa!

hita hoa ry Noue
Tsy aleo tonga de mamono tena toa izay hovonoiny tgv eo indray ity ianao ry ravalotgv.Io ps -nao io ho darohany eo an.
9. ravalotgv ( 01/05/2009 07:40)
faly ery noue fa nivadika palitao i mirananirina

sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx ( 01/05/2009 07:46)
Noue=Mirana = nivadika palitao daholo fa mataoatr ho voatifitra , iNoue kou ane nataoatra de nivadika fa eo ko no mody mananona eo e, hitako anie ny tranonao ry Noue fa amin'iny direction soisson iny e, sao ho tafihanay ao e
11. ravalotgv ( 01/05/2009 07:51)
sniff
tcrouff
raikitra raikitra fa mbola misy manao xxx sousmarin

sniff
tcrouff

bomba sisa

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
12. halloween ( 01/05/2009 07:58)
Hay ve mirana tgv e , tena fannn kou ah zan ! ary mahay miafina lozantany i kala a! :* :-*
13. Noue ( 01/05/2009 08:01)
xxx:

Noue=Mirana = nivadika palitao daholo fa mataoatr ho voatifitra , iNoue kou ane nataoatra de nivadika fa eo ko no mody mananona eo e, hitako anie ny tranonao ry Noue fa amin'iny direction soisson iny e, sao ho tafihanay ao e
aza manapa tsinay oa eee! tongava hanafika ahy raha manana culot


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa misy voay be miandry anao aty ry XXX aa :-D :-D :-D :-D :-D avy dia laniny eo aa :-D :-D :-D :-D pas de pitié pour les croissants ozy ilay namako zay :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. ravalotgv ( 01/05/2009 08:09)
lery tsy mi culotte ko sao de le zizi no lanin ny voay ao


sniff
tcrouff
:-D :-D :-D :-D
15. Mirananirina ( 01/05/2009 09:08)
lery tsy mi culotte ko sao de le zizi no lanin ny voay ao


sniff
tcrouff
ataon'i Noue lisaka any fa tongava any ary he he he
Noue=Mirana = nivadika palitao daholo fa mataoatr ho voatifitra , iNoue kou ane nataoatra de nivadika fa eo ko no mody mananona eo e, hitako anie ny tranonao ry Noue fa amin'iny direction soisson iny e, sao ho tafihanay ao e

Izahay ary tsy manana palitao ko hi hi hi hi :lol: :lol:
Hay ve mirana tgv e , tena fannn kou ah zan ! ary mahay miafina lozantany i kala a!

grrrrrrrrrrr................... :roll: :roll: :roll:
ary atao faran'izay fanina mihitsy hoa.
16. fijo ( 01/05/2009 19:42)
mirana kosa ary sao dia mba efa nitafa kely tany amin'i tGv tany e??hummmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2399