tanindrazana
1. xxx
(
01/05/2009 04:53)
:arrow: o re olona a,toa tsy hisy fanafody intsony ty dago tsika fa izay ho tonga eo dia hanao coup d'etat ny sasany,tena latsaka an-katerena ny gasy,inona ny fanafody sa dia ho toy izao foana isika
répondu par fijo le 01/05/2009 19:41
2. xxx
(
01/05/2009 05:23)
Ny tena marina ry akama dia izao: raharaha notadiaviana ny antsika. Notadiavina hoy aho satria dia ireo mpitondra izay mba nofiditsika, sy nitokosantsika napetraka teo @ toerana dia samy nahay nameno ny paosiny sy manao izay saim-patany avokoa nefa i Ramalagasy dia mbola $ 2/ jour ihany no vola miditra ao am-paosiny.
Notadiavina satria, dia maro ireo vahoaka no tsy mahay mandanjalanja fa noentim-po ka lasa nataon-dry zalahy efa voky zary fitaovana fotsiny.
Ny fanafody dia misy dia misy tokoa ary ny aretina dia fantatra mazava, fa isika no tsy vonona hihinana azy.

3. Mirananirina
(
01/05/2009 06:23)
tena latsaka an-katerena ny gasy,inona ny fanafody sa dia ho toy izao foana isika
Angamba to tsy hisy fanafody intsony izy ty e :(
4. ravalotgv
(
01/05/2009 06:36)
nga mety tsaboina izany ny firenena
aleo ho faty rangaha raha izay no tian ny vitsy an isa aaa
sniff
tcrouff
8) 8) 8) 8)

5. Noue
(
01/05/2009 07:26)
xxx:ny olana anie dia tsy fantatra zay zava-hiseho avy eo eee
Ny tena marina ry akama dia izao: raharaha notadiaviana ny antsika. Notadiavina hoy aho satria dia ireo mpitondra izay mba nofiditsika, sy nitokosantsika napetraka teo @ toerana dia samy nahay nameno ny paosiny sy manao izay saim-patany avokoa nefa i Ramalagasy dia mbola $ 2/ jour ihany no vola miditra ao am-paosiny.
Notadiavina satria, dia maro ireo vahoaka no tsy mahay mandanjalanja fa noentim-po ka lasa nataon-dry zalahy efa voky zary fitaovana fotsiny.
Ny fanafody dia misy dia misy tokoa ary ny aretina dia fantatra mazava, fa isika no tsy vonona hihinana azy.
7. xxx
(
01/05/2009 11:00)
xxx:

aiza ary ny fanafodyfa toa tsy ho havotra intsony dago fa tafaletika bé laotra e,iza no hatafatsangana an'io tsony
(l) (l)
8. fijo
(
01/05/2009 19:41)
za miray hevitra amin'ilay xxx2 io.io dia fahadisoan'izay tonga eo.hadinony fa vahoak an onametraka azy eo,ary efa hatr'izay ny olona no fantatra fa mitady izany atao hoe "fahafahan a"izany.nefa vao tonga eo ry zalahy dia izao.
ka aok atsy ho taitra rehefa mivaly ny hafatra