Serza lasa Komanda tampoka
1. SerzaKomanda
(
30/04/2009 13:51)
Novizaniko somatsara i Manandafy e. In rarahiko na RAD iny na in le? Ihanta ko aza vita ny entana fa le kolonel aza nopean'ny akama. Asio moly any ndray alo leaza.
Ka aona vitaina amzay ve ty manandafy ty ra andry e
Efa komanda zao ra Charles fa tsy serzan tsony
répondu par fijo le 30/04/2009 20:05
4. AndriambyII
(
30/04/2009 15:07)
Ary ny kômandà lasa inn ry tsamy ? lasa kôlônély koûû ?? taibé mfretak' ty sana . =)) =)) o^o
5. ravalotgv
(
30/04/2009 18:27)
ilay civil tgv no manome baiko ny sergent mba hanome baiko ny commandant hisambotra ny colonel fa manitsakitsaka ny general izay miady @ premier ministre
sniff
tchrouff
ra8 sy deba amizany tsy heno
sniff
tchrouff
:@ :-@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
ra8 sy deba amizany tsy heno
sniff
tchrouff
:@ :-@ :@ :@ :@ :@ :@
