sarety sy omby
1. xxx
(
30/04/2009 13:41)
Fa iza no mitondra e : ny Capsat sa ny HAT ? Toa tsy fantatra intsony iza no sarety dia iza no omby @ izao ?
Inona no herin'ny HAT raha tsy misy Capsat ?
Inona no herin'ny HAT raha tsy misy Capsat ?
répondu par xxx le 30/04/2009 21:51
3. xxx
(
30/04/2009 14:33)
xxx:
Inona no herin'ny HAT raha tsy misy Capsat ?
Izahay vahoakan'antananarivo 3500. :)
:-*
4. AndriambyII
(
30/04/2009 15:35)
HAP CAT sa SAP CHAT sa MTAP TAP NY HAT??? :evil: :evil: dé iéé ataovy daoly zé mety fa tonga ny féty !! :-P :-P ^:^ ^:^
5. ravalotgv
(
30/04/2009 18:49)
MIVAROBODY NY HERINY ALEFA KELYANY FRANTSA DE PEHAN I SARKOZY KELY DE MAHAZO FANANAMBE INDRAY
DE MIVIDY MIARAMILA HAFA NDRAY
SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
DE MIVIDY MIARAMILA HAFA NDRAY
SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. xxx
(
30/04/2009 21:51)
elah zany le mpivarotena ,ary zay no namelomanao ny vady aman-janakao,mba lehilahy lesy de ampiasao ny sandry sy ny saina