Désobeissance civile!!!!!
1. lapeyronie
(
30/04/2009 13:21)
oh naheno aho teny amin'ny kianjan'ny demokrasia hoe hanao desobeissance civile hono? fa aiza le izy amin'izao fa oh tsy ça va tsony le atonreo capsat reo!!!!!
fa misy vazon'i keny Arkana zay manko tena tokony atatatata aty madagasikara mintsy sa tsy manana an'iny album "desobeissance civile" iny ko ny radio sy tele eto?
zany ny tena vazo milaza ny zava misy eto madagasikara tokony halefa na dia hoe rap aza le izy mba alefaso reny zalah ahhhh, atatatatao mintsy ho ren'ny be sy ny maro fa tsssssss!!!!
réveillez-vous, ils nous ont déclaré la guerre
reveillez-vous, peuple de dago (du monde) et enfant de la terre
reveillez-vous, avant le point de non retour,
on aura besoin de tout le monde tout le monde tout le monde
reveillez-vous, car demain sera pire encore
reveillez-vous, avant qu'ils nous mettent des puces dans le corps
...
zany ny tena parole mba alefaso am radio reny vazo reny ho tonga saina ny be sy ny maro fa tss
pacha mama, terre mère n'est pas à vendre, izy daholo ireny
Zay fa mba henoy ihany le vetsopon'ny pokona ry zalaha ahhhhhh...

répondu par fijo le 30/04/2009 20:17
2. Noue
(
30/04/2009 13:23)
dia zany ve tsy ho lasa oe hira miantso ady sa ahoana zany vazo zany aloha ee ??
3. AndriambyII
(
30/04/2009 13:30)
Raisina sy henoina fotsiny izay lelalelany fa tsy ampiasaina ny foto- keviny rehefa tsy mifanaraka @ zava- misy eto mada ry noué a !Mbola olona mitady fanasan- doha ny malagasy foana hahitany tombotsoa ny artista toa azy io.
5. xxx
(
30/04/2009 13:42)
zay ataonao ao reveo é, refa tsy mandeha @ rariny dia tsy maintsy roahina @ fomba rehetra ny fitondrana ara-basy ,eran-tany ny zavatra hotran'izany no miseho fa azo atoa tsara mintsy eto Mada
6. tafondro
(
30/04/2009 14:10)
Raha ny marina ry lapeyronie dia ,izao an henoy tsara ity lazaiko ity ; misy manao speculation momba ny @ ressources naturelles betsaka ao @ ireo maison de bourse européen sy americain ary asiatique , tsy maintsy manaja ny teny nomeny ireo miseho azy ho trader malagasy miasa ao hitsinjovany ny tombontsoany , mila saronana tanteraka ny zavatra ataon\' izy ireny fa tena tsy ho vita mora anefa izany , mila ny operateurs economiques malagasy miantoka ny solvabilité \'ny vola malagasy hanao fandalinana lanina , satria io no làlana tokana ara- dalàna tsy maintsy hivoahana.
Déficitaire ny balance commerciale ny ekonomia malagasy efa hatramin\' ny ela ,1960 ===> hatramin\' izao fotoana izao , noho ireo mpitondra malagasy marivo salosana tsy nitandro ny hatsembohan\' ny vahoaka hatramin\' izay .
Nohezahan\' ireo firenena manana rafitra capitalista ny hisian\' ny dépendance économique totale @ izy ireo mba hahazoan\'izy ireo tombony maro tsy ho voatanisa tokoa hatramin\' izao .Ambonin\' izany ny tsy fahazahoan\' ireo manam-pahefana malagasy nanao na inona na inona teo anoloan\' izany rafitra efa maty paika nandritry ny 1 siecle izany , ka manara-drenirano fotsiny no azon\' izy ireo natao ,ary mbola marim- pototra izany hatramin\' izao .
Jereo ny raharaha Kerviel sy Madoff tao europe sy états unies fa misy hidirany be dia be tokoa @ io raharaha Malagasy io ,ary koa ny raharaha Daewoo , izay garantie de change nifanarahan\' ireo trader malagasy sy vahiny hitazomana izany interet goavana be izany avy ao madagasikara .
Tsy ho vita ho tanisaina @ antsipirihany ny olona miasa @ io rafitra io fa ny tiako ho marihina dia tsy misy hevitra mihintsy aloha raha tsy manapaka tanteraka ny rafitra mipetraka @ izao fotoana izao ao mada ny fitondrana malagasy . Ka raha mbola ny hampisahotaka ny malagasy ihany no atao vain-dohan- draharaha dia ataoko fa tsy mety ,ça arrange les sangsues qui sucent les malagasy d\' avantages .Ary mbola ho avy ihany izy ireo hilalao pompier sy aide multilateral ,sy ny sisa .Aza lazaina fa tsy hisy ny malagasy tsy hieritreritra ny fireneny raha izay no tadiavinao ,fa raha mety dia tokony hajanona alohan\' ny rehetra aloha ny fandrangitana sy fampiasana vangy eo @ samy malagasy , satria tsy ho vitanao ny hamehy izay zavatra hitranga tsy hoela ao madagasikara ao .
8) 8)

7. xxx
(
30/04/2009 14:32)
inonma koa ary ty lazain'i tafondro,misy confusion be zany resakao zany rangaha ,diso toeran zany resaka izany fa toe-karena zany resakao izany fa tsy mamaly sy midinika @ lapé
8. AndriambyII
(
30/04/2009 15:02)
Dia ahoana izany lé aza ,f' anngaha tena raikitra ny rombo é ?Lapeyronie ,tena tsy arako lé filling ,ampahazahoy ny akama !
10. fijo
(
30/04/2009 20:17)
ny fanontaniako dia tsotra,mbola hosahy ve ny ankilany sa ahoana???raha tsy sahy mantsy ,aleo tsy aroso hosorina ny vahoaka