Maty i Manandafy

1. news2dago ( 30/04/2009 12:40)
Raha ny vaovao henoko dia maty notifirina ny praiminisitra manandafy!!!
répondu par fijo le 30/04/2009 20:23
2. xxx ( 30/04/2009 12:42)
mila source mazava tsika aloha ,fa raha izay marina no niseho dia nataon'ilay charles nahalala ny anarany ny RAD ary fahadisoana tanteraka izany
3. andrywui ( 30/04/2009 12:45)
Fahadisoana nef ny Tim sy ny miaramilany tsy sahy miseho masoandr na mba mifontana na manomana tetika hanafihana ny capsat !! donk sarimbavy daholo zan ny tim sy ny soldat ny
4. irihat ( 30/04/2009 12:48)
:cry: :cry: :cry: :evil: :evil: :evil:

Aiza ny porofo fa aza mtsaho an.
5. xxx ( 30/04/2009 12:50)
Ka maty LTK anie no tiako tenenina fa tsy maty mort e
6. andrywui ( 30/04/2009 12:50)
innnn no dikanzan ltk zan ry lety ?? rah mitenten foan eo anef elah de vit ny amlah an !!!!
7. essera ( 30/04/2009 12:56)
Aza irin-ko faty kosa les iz fa nareo manao fombana mpanao gazety hoe atao grand titre maty r Ratsiraka d milatska ny kala iray isan-gazety.
LTK izany lehilahy tanora kristianina.
8. rabaradaka ( 30/04/2009 13:05)
Misy tena mpanakorontana eto amin'ity serasera ity ka tokony ho esorina
9. ravatorano ( 30/04/2009 13:07)
tena tsisy Manandafy maty izany e fa aza manely tsaho eto
Io resaka tsaho aley tsisy fahamarianany io ange no mahatonga antsika rehetra hisavoritaka eto e !
iangaviana mihitsy isika maba tsy hifandranindra eto ry namana hajaninaisiany ah fa ny mahazo ny firenena amin'izao aza efa tena manahirana tokoa amin'ireto mpanao politika tsisy ankanavaka ireto.
Na mmanana na tsiy mana miaramila ny tim sy legaliste aza irina hiady sy hanafika capsat izany fa ho betsaka anie ny sivily mipetraka eny soanierana ho faty ain'izany e !
aoka'izay zalahy ty resaka mampisavorovoro ity ah fa na ny tenako aza tena fanina anikeo maraina raha nisy namana niantso ahy avy any ampita any hoe tena maty marina ve i Manandafy ? novaliako tsotra hoe tsisy an'izany fa tsaho sy honohono aely izany hisian'ny korontana eto indray ka hahafahan'ny sasany misambotra ny sasany indray fa mpanakorontana na koa mba hahafahan'ny sasany indray hahazo olona bebekokoa hanohana azy !
Averiko aloha fa hatramin'izao dia mbola tsisy version officielle milaza fa maty i Manandafy .
10. AndriambyII ( 30/04/2009 13:15)
Maty KTL angaha no mety marina kokoa éhéh ! =)) =))
11. rasobakobako ( 30/04/2009 13:15)
Mety mbola velona izy, mety ho efa maty koa ! @ fomba ahoana no ahalalana ny tena marina ? an'iza izao ny vaovao ? an'iza ny fampitam-baovao ? iza no mampita vaovao ? hainareo ny valiny ...
12. xxx ( 30/04/2009 13:17)
tsy mety le manely tsaho ry zalahy fa raha manao an'izany eto dia tsy misy zavatra manjary aleo mitombina sy ofisialy ny resaka vao mamoaka vaovao ianao ry news
raha ny aminao andrywui dia tsy mampihomehy raha ny dadanao no lazaina fa maty ,angamba mino aho fa tsy ho tianao izany ,mba ray aman-dreny ihany ka mba hajao ny maha RAD
13. Noue ( 30/04/2009 13:18)
misy tsaho mandehandeha indray ato zany aaa!

Manandafy Rakotonirina est inculpé d'atteinte à la sureté de l'Etat et à l'ordre public. Son dossier sera défféré au parquet demain
14. xxx ( 30/04/2009 13:29)
Misaotra anao ry Noue nanitsy ny tsaho
izay no ilana foana ny fanomezana vaovao etsy sy eroa
15. xxx ( 30/04/2009 14:16)
odoié
de hoe Misaotra Noue a :-D :-D :-D :-D
16. penguin ( 30/04/2009 14:16)
Omeo azy ny vadin'elah isany dia hilaza fa tsy maty LKT izy.
17. ravalotgv ( 30/04/2009 14:52)
nisy nitaingina le soavaly hay miaramila no sodomiser n dry lerony ny soavaly miteraka centaure iny zao dia mlasa mihinana tgv sy tim

sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
18. xxx ( 30/04/2009 14:54)
k'hita hoa lesy,misaotra Noue, aza mialona diam's a,tiko foana ianao é
andrywui :-D :-D :-D
19. fijo ( 30/04/2009 20:23)
hihihi ô ravato an,enao ve hoagaga amin'ity tsaho eto ity e,halina i odia efa nalefandry zalahy teto,ary efa noteneniko,fa io eo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459