Efa oe aza mitapitapy mits alou ato ho ato fa mpetrah tsar
1. andrywui
(
30/04/2009 12:01)
tenenina foan ny Tim fa ehééé ! henoy zan ra hazondamosiina
anarina foan ry Tim sy penguin fa de rano andamosin gisa e !!
lazaina foana ze logik sy mba zavatr réeel fa eheeee , ny tsy fahatokisan no be
fa rehef mis amzay ary ny fisamboran sy ny puni de ratsy saina ééé ! mbol ahit ny anganony ééé! mbola hivaly ééé!

répondu par xxx le 30/04/2009 21:58
3. Oay
(
30/04/2009 12:06)
Marina mihintsy ny any andrywui, nitombo fahendrena ndray d nanadino zoky an! hihihi... milay rahalahy fa tohizo a!
4. andrywui
(
30/04/2009 12:12)
hoy Noue
nareo ihany anie ry Noue no milaza fa tsy HAT fotsiny io fa tsy Fitondrana e ! donk afaka milaza nareo zany fa mbola hisy fifidianana tsy ho ela eo !! izany hoe ilay volana vitsivitsy hanaovan'ny HAT fanomanana ny fifiddianana io zany no tsy tianareo TIM? maninnnn rah andrasana ny fanomanana rehetra de rah lany indray i dada(tsy hita faty) de miverina izy arahaba soa arahab tsar !!! fa rah tsy mlany izy de mijannn sy mipetrak any amze mis azxy any !!! fa izao anie : iza ary no hanomana le fifdianana ho atao rah hiala xteo ny HAT !! tena tsy MPITONDRA anie no dikan'io HAT io ry vendrana ireto fa nomena fotoana lavalava fotsiny hanomanany izy e!!! efa haverina impiry zay qfa tsy azon'ny TIM mihitsy !! hazavaina arahina stylo sy taratasy fa ehéé !! tsy azony foana éééé ! fa asa Noue ndray zao rah mba ahazo anzany !! de mba elah no mikozy aminireo akamanlah ireo fa reraka aho
dia inona lesy wiwi ilay lozika ??

5. xxx
(
30/04/2009 12:38)
Nenelah leity ry andrywui de efa resaka olona tsy ampy daina , omeo any izy ry zalahy fa mba ferero ihany fa tsy mahazaka fofona
6. Oay
(
30/04/2009 12:41)
xxx:

Ka ilay izy ary tonga d nentilah nitsoaka any daholo satria hoe efa ela nareo sy i dada tsy nahita bozaka toa ireny klé
7. andrywui
(
30/04/2009 12:41)
Fa ny Tim mpivavaka be sy tena andriana be zan ??? mpihatsara ivelatsihy !!
tsaratsra amlaisany TIM ireo ary tena samborina tsirairay ato am forum ato mits laisany amzay ts manadala fanjakana tsony !! tsy raharahinay amzay nadidy jadona na inona no ataonay !!

8. xxx
(
30/04/2009 12:45)
Izany mba fomba famalin'elah zany dia midika fa lohan-jaza mbola tsy mikatona , eto resak'olondehibe de mba ataovy sérieux fa misy hatsikana atsy raha te hilalao rangah
9. andrywui
(
30/04/2009 12:48)
ho hitanla tsara koa moa ny ahazo ny Tim reo fa mitangorongorona vendrana eo Amboja eo ihany anie laisany ee! tonga de ataonay rafales miaraka eo de eo ihany no alevina !! fa mitapitapîa tsara :: lohanjaza ts mikatona tokoa rehefa eny amin'ny lohanlah ny kalack !! ha ha ha ha ha !!!!
ataovy ihany ee!! mbola be no ho vita matavy reto TIM reraka reto fa mikafiria eo ihany !!

10. xxx
(
30/04/2009 12:50)
Dso ianao satria ny vahoaka no hitsara fa tsy ny basy ary io hat io dia foatoana sisa isao
11. andrywui
(
30/04/2009 12:52)
toro hevitra ho an'ny TIM samia mipetraka de miandry fifidianana de basy !! tsisy Amboja , tsisy voatifitra
13. ravatorano
(
30/04/2009 13:16)
ilay mipetraka tsara aloha tena ilaina tokoa amin'izao rehefa tsy afaka miteny ihany mba tsy ho fatifaty foana sa ahoa andrywui.
Ny atahorako fotsiny dia izao lasa alahelo voakobona ao ampo ilay izy ka hiafara amin'ny fifanenjehananindray rehefa hahzo fitondrana ny iray satria izay no malaza eto antanana toy ny kodiara-tsarety araky ny tenin ilay amiraly iry raha nanao famindram-pahefana izy !
dia ho izay foana ve ?
miandrasa fifidianana fa kely sisa ?
dia misy resaka mandeha indray hoe sao d poitk amin'nizany ny disk dur nareo fa efa henonay hatry ny elabe izay hoa mahandrasa fifidianana izay !!!!
raha nandray fitenenana Ingahy Monja Roindefo vao tsy ela akory izay dia nilaza izy fa tsy matahotra fifidianana ny HAT satria ao anatin'y heriny mihitsy izy izao ary tena ankamaian'ny vahoaka saingy tsy afaka manao an'izay haingana izy fa mbola betsak any pirorité maika alohan'izay :wink:
Mitombina ve izany ,
asa fa izay aloha e dia samia miandry ampiadanana na ampijaliana izany ry zareo ah dia mahaiza mifidy aminizay d aza mimenomenona intsony !
:wink:

14. Noue
(
30/04/2009 13:21)
ka isika no eto moa afaka hanao inona ee?? ny vahoaka no tsy mamela an'io dia asa fa na t@ ireny 13 Mai ireny aza anie tsy nanaiky mahintsiny ry tgv fa notohizany foana ny greve-ny ee
15. AndriambyII
(
30/04/2009 13:26)
Aleo ny tantara no hitsara ny vorika rehetra eto ! ry tendan- kanina isany à !
17. xxx
(
30/04/2009 13:27)
non tsy misy mipetraka zany io leisy tonton, au contraire vao maika aza manomé aina vaovoa ny tolom-bahoaka izao ary izao toe-javatra no milaza fa tsy hitombona ela eo io fitondrana ara-basy io ,tsy azo avela hanao zao habibiana izao hitohy fa tsy maintsy asiana pression foana ,zany ve de tsy azonareo tonton a
18. majakely
(
30/04/2009 13:41)
Nenah kosa alouh arakin'ny hevitro ,ilay fomban'ny malagasy hoe hanongana isakin'ny misy zavatra mivikà ity toa tsy mety ihany kah!aiza ve rangah d hoeo ihany noe eo foana izany koo??Na iza eo na iza tokony avela eo alouh,mandrampahavitan'i mandat any de ts ymifidy azy intsony am manaraka,toa ny ataon'i amerikanina e....Asa aloha ny fahitanareo azy e!
PS:
Resak'olondehibe ity ka soso-kevitra no tiako ho azo fa tsy resaka hihinantay sy amany ohatran'i an'i a wiwi akory ah,sao hivanitinitika eto fa raha zaza saina loatra ianao de mankanesa ary am hatsikana sy lalao .POINT.