flash info dago

1. bazylou ( 30/04/2009 09:01)
tratra koa ry rakotovazaha, ry randrianarivelo désiré minisitry ny fitsarana manandafy, ny ambiny à suivre.........
répondu par xxx le 30/04/2009 12:55
2. xxx ( 30/04/2009 09:23)
antitra tsy mahay miaina mivadika palitao lava tsy mitady afa-tsy ny tombotsihany
OLONA MIHAJA BE TOKONY NOMEMBONINAHITRA KANEFA VOARAY TAMIN NY VOZONY RA8 O !
3. essera ( 30/04/2009 09:35)
Efa fantatra ry zalah we ts poinsa mbola mi-insiste ihany. Raha vao tsy eo i Dada izay antenaina d aza manantena fa izy aza tsy sahy.
4. MONGAB ( 30/04/2009 09:39)
te hi domine dia vo domine ny tenanay , dia tsy tantinay izany , hitady famaky sy antsy be amin'izay hanoherana ny fahamarinana
5. andrywui ( 30/04/2009 10:52)
Mongab == ny anay aza tamin fotoan'androny nitolomanay baramina , barapins , fakaky , cocktail molotov saik tsy tafita ka ze antsy kely io ve ts ho goaka eo fotsiny eee!
6. xxx ( 30/04/2009 12:55)
Diso ianao ry wiwi tsy fantatrao akory zay teneninao fa izany no hanjo ny capsat sy ty hat ty , zany no hotranga fa aza adino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0919