Misy génération na olona tsy fanao ianao mihintsy e!
1. lemenakely
(
30/04/2009 09:01)
Raha ny fijeriko azy ary mino aho fa ny ankabeazanareo dia miombon-kevitra amiko fa misy génération na olona tena tsy fanao ianao mihintsy eto MADAGASIKARA!
Civisme=0
fahalalàna=0
savoir vivre =0
Ireo olona ireo ilay nobeazina t@ socialisme , ny fanagasiana , ny baranahiny ...
Dia inona moa no atao ahagàga raha tonga @ izao zavatra izao ny firenena ?
Asa raha tadididtsika ilay sergent nibaiko ilay vice amiral sady ministren ny défense hiàla teny Fiadanana indray mandeha iry , fa tena CHOQUANT ilay zavatra ary tena nampalahelo tokoa !....
Ka amiko dia miainga @ tsirairay mihintsy ny fanarenana ny firenena ,manomboka vao kely mihintsy ny ankizy dia tokony hanàja ny hiérarchies sns... :?:

répondu par xxx le 30/04/2009 22:16
2. tafondro
(
30/04/2009 09:12)
Dia mbola hanaiky ny structure sociale occidentale izay hita fa namohehitra hatramin' izay foana izay ? izay hita fa tsy nety tamin' ny fiaraha- monina malagasy efa ho taon- jato iray izao ? Amiko ilay izy lemenakely dia mitombina tokoa ilay évaluation ' ny pillage 'ny ressources naturelles malagasy ataon' ireo imperialista sy ny forongony.
4. lemenakely
(
30/04/2009 10:16)
namanabe:
I LEMENAKELY IO TSY FANAO IANAO IO ..... C EST SI SIMPLE!!!
azavao tsara ny hevitr i rangahy dia manaiky aho raha mitombona fa aza manao accusation aminapa
5. xxx
(
30/04/2009 10:50)
rehefa tsy azo atao "ianao "ialah ry menakely de "de le vendranty" zany ,
6. lemenakely
(
30/04/2009 10:54)
xxx:
rehefa tsy azo atao "ianao "ialah ry menakely de "de le vendranty" zany ,
aza atao xxx raha lehilahy e !
10. xxx
(
30/04/2009 12:52)
Aza mndika vilana refa mba mandika ihany satria fatantr'olona fa ianao dia olona mivadika ati-doha ry andrywui
11. lemenakely
(
30/04/2009 13:07)
andrywui:
fanao hoe nd ikindr ty lemena
he !! mitady hivaona izy zan ry lereto a!!
Tanana tsy ilaozan adala , fosotra ve no tsy ambolem- boavahy!
12. xxx
(
30/04/2009 22:16)
Aza mody fanina eo nareo andrywui a, elah ihany mody xxx eo no namanabe fa tena misy adala ati leisy ry lemenakely a