hi !h i!hi !hi !hi !hi hi ! tsis mmme amampaty eo nancy a!

1. andrywui ( 30/04/2009 07:45)
hi hi hi hi hii!! tsis mmmme amampat tson alou eo fa ny zandrin'i dada no mapmé ah lé izy mbolotsak kilaty tam lé vositona hivoaka iny ! mafy loha be loatra ka ! raha mafana taloha de ekeko fa rah mafana amzao efa lany hery !!!! nefa mbol manao kirin'antitra ihany !! de zao no alehany !! hi !hi :hi !hi !hi ! efa nsots pipitsk zay !!!! nef aiza ko ze tim nahavit niaro an'itonton pmu eo ! fa ny ecurie mitsy no potika
répondu par xxx le 30/04/2009 12:59
2. andrywui ( 30/04/2009 07:52)
re- hi! hi! hi! hi! hi! Oay a! tsy hoe manao tsy matotra ndray aho fa mba aleo aloh aho androany Oay mba hanala azy kely eto fa aza bedesina ndray marina eee !!! tsy haiko oa rangah fa te himeme be zan ah hatry ny maly alina aa !!! le maramila sarimbav no tena mapmé ahy !! lany fotsin ny volan'idada nakaramana andry lerony fa nanjokaiky toa sary itatra daol ry tsamy isany !! sady mataoatsa be anlé capsat !! hi! hi! hi! hi!
3. xxx ( 30/04/2009 07:53)
koa raha tsy lads-jockey hotran'elah sy ny fianakavian'elah lesy ny olona,pmu a pmu tena tsisy saina
4. andrywui ( 30/04/2009 07:53)
Ny mahagaga de tsa misy hita ny tim reetr hatr ny marain sy maly hariva !! asa nakaia aby ary !!
5. coucou2 ( 30/04/2009 07:59)
andrywui:

hi hi hi hi hii!! tsis mmmme amampat tson alou eo fa ny zandrin'i dada no mapmé ah lé izy mbolotsak kilaty tam lé vositona hivoaka iny ! mafy loha be loatra ka ! raha mafana taloha de ekeko fa rah mafana amzao efa lany hery !!!! nefa mbol manao kirin'antitra ihany !! de zao no alehany !! hi !hi :hi !hi !hi ! efa nsots pipitsk zay !!!! nef aiza ko ze tim nahavit niaro an'itonton pmu eo ! fa ny ecurie mitsy no potika



Ahy ny famaliana hoy Jehovah. aza matahotra minoa fotsny iany. Mbola ho avy ny fahefan'A/tra sy ny fitsarany.
6. ravalotgv ( 30/04/2009 08:02)
mande be ny clic

sniff
tchrouff

8O 8O 8O 8O 8O
7. majakely ( 30/04/2009 08:06)
Andrywuii mba miasà hoah fa aza varina loatra eto ee,ko raha olona tsy miasa ohatranao daholo ny olona!Eo de miandry volan'i Madama eo foana!ssshhhh :lol: :lol: :lol:
8. xxx ( 30/04/2009 08:10)
Olona RMIste ve ??? tsy mahagaga raha zao no fomba fisainan'i Andrywui majakely a
9. AndriambyII ( 30/04/2009 08:11)
Tena rehefa mijery sy mandinika ny resaka eto @ ity serasera ity ny tenanay solombavam- bahoaka izay nangina sy tsy niloha-bolana hatrizay dia nahita fa tsy misy olona firy azo antoka hianteherana momba ny tafa sy dinika politika mihintsy eto ,fa toa ny fiarovan' ny rehetra ny tombontsoany manokana no tena hita soritra ambadika. :evil:
10. xxx ( 30/04/2009 08:14)
Andriambyll zany tena olona tsy mba hiaro ny fianakaviany zany refa misy manohintohina ny madamanareo , vitan'olona eo io fa aza mba solombava vilana leity a
11. AndriambyII ( 30/04/2009 08:22)
Tsy hisy hivadik' atidoha @ izay famonoana mety ho hita @ manaraka izahay fa ny famongorana ny tsy rariny rehetra niseho hatramin' izay izao no atao raharaha .Ary tsy misy ankifidy io ,fa rehefa tratra dia tratra an :twisted:
12. ravalotgv ( 30/04/2009 08:47)
hihiihihi maneno ny soavalin ny tim fa tsy tapaka lekofehy de mivanivany @ alina toy toa ny bangaridana ny tgv

mahery reto capsat reto ary bandy miroky daholo izy reo an
tsy mahasahy raha maramilan i tananarivo

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
13. xxx ( 30/04/2009 10:06)
ravalotgv>>>> otran'ny tsy aitana an-dry louis bernard rakotomaga, mamy rakotoarivelo,....,sy reo deputé tanà iany io ko.

fatany fa ts mamely, d aleony nijann any antranony.
14. andrywui ( 30/04/2009 10:41)
mbol re-hi! hi! hi! hi! ihany !!!

ela nitoratorahn !
ela nilalaovana ody rats !!
ela nampijalian olona sy nanagadrana ol
ela ni monopotize ny ekonomia
ela nanaova vava ratsy sy nampiditr amponja ny lehibe na sosiete sy entreprenera
ela tsy azo tenenina

TENENINA FOAN NY TIM FA EHEE
ANARINA FOAN FA MBOL EHEE IHANY
KAPOHINA FA TSY MANDAITRA ! EHEEE IHANY
TAMBATAMBAZN FA EHHEEE

de ny farany zany aleo ho voasambotr an le pmu fa soavaly midofotra foan !sady tsy mety miditr mits fa maty vavany isan'andro na disqualifié lava na de manjokaiky tsy mihazakazaka fotsn zao e !!! de mbol re-hi! hi !hi! hi! hi! hi! hi! farany ooo
15. xxx ( 30/04/2009 11:41)
manodiava :evil: :evil: :evil:
16. andrywui ( 30/04/2009 12:05)
eny hoa letsy ry xxx14 !! tena naody andry pmu mihitsy letsy ny lohabeny ts azo notenenina e!! merci amlah
17. Oay ( 30/04/2009 12:33)
tena tapaka ny tsinaiko mamaky an'ilay izy klé hihihihihi.....
18. andrywui ( 30/04/2009 12:33)
hoy coucou2 :
Ahy ny famaliana hoy Jehovah. aza matahotra minoa fotsny iany. Mbola ho avy ny fahefan'A/tra sy ny fitsarany.


ka mandrapiandry anzay Andriamanitra zay letsy coucou tsy ef ho ritra eo iany ve ny Tim lé !!??

raha ohatra koa ka hanaiky ny Tim Andriamanitra tamlé odigasy be sy pactes satanik nataon dravalo !!
mbola tantara hafa ndray zay ho anareo sy Andriamanitra !!

fa torohevitra kely ho an'ny TIM ty coucou !!
tsy aleo ve ny herin'ny tena iany alou na be ripaka aza no ho entina ! fa toa ho sarotsarotra ny handresenareo lahatra an'Andriamanitra ka !!!!
19. xxx ( 30/04/2009 12:48)
Ny torohevitro dia tsotra hoa anao ry wiwi

tsy resaka politika no lazainao fa resaka jiolahim-bonto toa ny dadanao ihany ,ka aleo ny zava misy no resahina fa tsy resak'olona marary fo
20. andrywui ( 30/04/2009 12:57)
ka mandrapiandry anzay Andriamanitra zay letsy tsy ef ho ritra eo iany ve ny Tim lé !!??

raha ohatra koa ka hanaiky ny Tim Andriamanitra tamlé odigasy be sy pactes satanik nataon dravalo !!
mbola tantara hafa ndray zay ho anareo sy Andriamanitra !!

fa torohevitra kely ho an'ny TIM ty !!
tsy aleo ve ny herin'ny tena iany alou na be ripaka aza no ho entina ! fa toa ho sarotsarotra ny handresenareo lahatra an'Andriamanitra ka !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0647